AFERA LA GAZETTE COLOMBO MENE L'enquête

1. tezitra ( 24/10/2006 12:05)
tsy fantatra iza no ni-attaqué ny la gazette , fa androany sahala @ taloha dia tsy azo @ internet.
comme colombo, et hitchcook, on va poser la question: A QUI PROFITE LE CRIME?
piste de reflexion :
1°)01/03/2005 : voasazy lola rasoamaharo chef ny la gazette fa nanala baraka fanjakana hono; 03/03/05 : protestation ny reporter sans frontiere
2°)11 /10/2006: ni arrete-na ny mpanao gazety vitsivitsy ni-couvrir ny saika fahatogavan'n'i pierrot teny ambalamanasy
3°) le 17/10/2006: à la veile ny arttaque nahazo azy, nanambara ny la gazety fa misy taxe na 2 milliara tsy voaloa ny TIKO, ary mipetraka anaty local ny entreprise mpajakana somacodis , etc... ny TIKO mba hialana @ fandoavana taxe. marina? tsy marina? asa samia manadihady, mais la meilleure méthode c'est de poser la question comme COLOMBO A QUI PROFITE LE CRIME? satria tsy azo indray ny la gazette androany, car elle dérange des intérêts
TEZERA NEFA AZA MANOTA, ary AZA ATAO TRATRAN'NY 04 DECEMBRE NY HATEZERANAO
novalian'i fijo ny 26/10/2006 23:04
2. Fiffi ( 24/10/2006 12:22)
aza tezitra moa fa mandeha tsara io gazety ioan!
http://www.lagazette-dgi.info/index.php?option=com_frontpage&Itemid=1
3. Fiffi ( 24/10/2006 12:25)
http://www.lagazette-dgi.info/index.php?option=com_content&task=blogcategory&id=21&Itemid=29
4. tezitra ( 24/10/2006 12:36)
marina fa mandeha izy izao ra- fiffy, fa tsy nandeha izy teo ar surtout tsy mampiova ny saindratsin'ny non- democrate ni attaque azy t@ 17/10/06 izany, de toute façon le crime a été perpetré; l'acte de malveillance est un fait
5. rabaradaka ( 24/10/2006 13:13)
Zao kosa e, matetika mamoromporona sy manoratsora-poana ny La gazette de la grande Ile. Efa hitako imbetsaka ny fitanisana izany, ka amiko raha milaza zaatra diso na mandainga dia anjaran'ny mpamaky ny misaina. Efa manomboka leo ny La Gazette ny olona razoky a, oh lala !
6. kitjo ( 24/10/2006 13:29)
hihi, tsy nandeha izy teo d zao efa voa-regler ny afera dia nandeha sahady ve ry tezitra? hahha
enao oa mifalia amzay e!

fa ra tsy mandeha ko nge ny @internet nddray ny serveur no mety manondrana e, sady ny orana any Dago hono zao mamely be @connexion fa ny gazety antsoratra antaratasy toa mbola mivoaka iany ko,

sa mbola fauten-dravalo iany ve zany :roll::lol:

dia mba inona loatra hoa ny alahelonao @ TIKO e?
tsy aritrao mitsy io
7. Fiffi ( 24/10/2006 14:12)
tezitra:
marina fa mandeha izy izao ra- fiffy,
tsy ra-fiffi ra-tezitra fa i Fiffi eh ! sa tsy zany ry tezitra ? :wink:


8. vetsoko ( 24/10/2006 16:05)
izay mi dérange rehetra any an-tanana dia na gadraina na hakatona ,efa lasa pratique io ry tezitra a!tsy demokraty izany ny mpitondra any,tsy mahazo maneho hevitra any
9. kitjo ( 24/10/2006 16:46)
za ohatra mahita ol maneho hevitra ihany ko!

ohatra eto @forum misy olona ao dago ko...sa?
10. xxx ( 24/10/2006 18:24)
tena lé Raté..lé Raté .. lé Ratézitra ity tena mpanely tsaho mintsy sady mpitondra vao² tsy marina na hevitra koa aza aloha dia tena hevitr' a ko é ! cot cot cot... fa ohatrinona no azon' dratézitra manely tsaho sy manao forum ... mba hanao enkety koa i colombus !
11. kitjo ( 24/10/2006 18:32)
taitaibombina no fiantso anreny xxxx ah..
12. xxx ( 24/10/2006 19:54)
very fihinanana angamba raté...., sa sinoa very entana, mba zavatra mitombina marina lazaina sa mpanao politika véreux ! sô very eo...
13. Fiffi ( 24/10/2006 20:05)
kitjo: :-D:-D
14. fijo ( 24/10/2006 22:15)
tezitra an,aza dia mijery tele loatra fa manimba io.
ary momba ny fahalalahan'ny gazety tokoa aho,saingy momba koa ny fanasaziana ny gazety miteniteny foana.rehefa tezitra
15. xxx ( 24/10/2006 23:01)
Any Mahajanga tsy maharaka ny La Gazette d l gi e!
16. fijo ( 24/10/2006 23:20)
hay tezitra any mahajanga???mankanesa letsy any amorondrano fa mitondra soa ny rivotra any an
17. kitjo ( 25/10/2006 02:27)
amzay ko mba tsy tezitra tsony!
18. kitjo ( 25/10/2006 11:03)
Ahoana ndray tezitra amty ?

sady tao @ LaGazette io nalaiko
http://www.lagazette-dgi.info/index.php?option=com_content&task=view&id=14334&Itemid=29
19. prime ( 25/10/2006 15:02)
:lol::lol::lol:
20. akbaraly ( 25/10/2006 15:38)
Saika ts hiloabava ihany aho fa otran teren Tezitra hiteny. Za Tezitra an mankato ny demokrasia, ts momba ny atsy aho na ny aro fa zao no lazaiko anao : na iza na iza tonga eo amin fitondrana an gasy na vazaha de ts ho faly amin mpanohitra azy mihitsy ka normale rehefa misy ts mety ataon GDI de avy ny hery famoretana manafay azy. Ny an GDI koa anie mitovy amin zany e! Ra sendra misy ahazoany ny fitonfrana de avy izy ts misalasala fa tonga de manoratra sady miala tsiny aho fa ampiako hoe mainka manisy sira ka na de zavatra tsisy aza de foronina. Ka zany no toetrany amin zao fa supposons hoe ny mpanohitra no eo amin fitondrana amin ny manaraka, ts vao mainka ts ho loza ny anjo an zay mpanohitra eo!? GDI nge tena hita fa manohitra be fahatany fotsiny na mety na ts mety ataon fitondrana e! Ts mampite hamaky le izy enfin satri critique ts constructive no ataony fa tena halako bika ts tiko tare ka aleo tena ts mamaky. Hafa manko ra mba ndraindray manakiana de ndraindray mba manohana amin zay mety satri zany no tena fitaizana tokony hataon mpanao gazety. Ka enao io ngamba Tezitra an na enao zanaky Lola Raso na enao havan i Pierrot. Ts asiako olana le izy fa misaotra anao ko zahay satri ra mba misy maha-tezitra anay any ho any de ra vao miditra ato amin serasera zahay de manala ny fonay ra vao mamaly ny lahatsoratrao de avy eo lasa TSIKY DE AMPY de milamina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0968