AFERA LA GAZETTE COLOMBO MENE L'enquête

21. kitjo ( 25/10/2006 18:37)
marina zany akbaraly an!

fa mba lasa aiza hoa i tezitra e

azafady re raha vao mainka nahatezitra anao niresaka taminay e! ao aza :-*
22. fijo ( 25/10/2006 21:58)
mbola lasa naka leviora lery fa diso io gazety nasehondry io ko.
23. tezitra ( 26/10/2006 11:22)
francement les mecs et meufs vous êtes pitoyable, vous me decevez.
1)tsy serieux
24. kitjo ( 26/10/2006 11:31)
ze pitie de moa osi fa otsan' ny tsy ho lasa hifidy andjavalo njay za!:oops:
25. tezitra ( 26/10/2006 13:41)
francement les mecs et meufs vous êtes pitoyable, vous me decevez.
tsy serieux-nareo na tsy mahay lalàna satria na efa mandeha aza ny la gazette, ny etat de droit dia tsotra
1) ny halatra sy ny entraves à la loi dia tsy maintsy condamné, na efa tsy manao izany ilay olona, io ilay hoe delai de prescription
2) en matière de virus , cheval de troyes ,spywares dia voasazy, ka
1500E à 150 000 euro ny lamandy ary 3 mois à 3 ans d'emprisonnement ny gadra, c comme ça partout dans le monde, raha tsy hoe angamba tsisy lalana ny aty madagasikara
TEZERA NEFA AZA MANOTA, ary AZA ATAO TRATRAN'NY 04 DECEMBRE NY HATEZERANAO
26. akbaraly ( 26/10/2006 17:07)
Ts azoko le iz fa otsan tezitra be loatra enao de ts mazava!
27. fijo ( 26/10/2006 23:04)
maninona hoe ndry ry kitjo?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0095