klip gasy

1. kitjo ( 22/10/2006 17:40)
Ankoatra le efa nomena reny
http://www.klipgasy.com/

ao @ www.dailymotion.com koa bedabeeee....sady misy andry Hery..hehe

jereo ilay link nataon hira72 ato @artiste sy hira dia misaotra azy

novalian'i kitjo ny 03/11/2006 13:13
2. kitjo ( 22/10/2006 17:41)
naveriko fts ilay an' i hira72 satria misy mbola tsy mahita fa za ko ary zao vo mahita hoe mitovy kay lay site omenay
3. vale ( 22/10/2006 19:02)
kitjo: misaotra aky ah! :D:-*:-*
4. hira72 ( 23/10/2006 08:31)
jereo koa:
jereo eto

jereo eto

efa maro no efa manomboka manamparitaka ny clip gasy.
dailymotion moa no hitako fa tena efa mavitrika satria raha tsy nisy afatsy telo izahay no nandefa hira tao tamin'ny voalohany dia izao kosa dia efa maroa dia maro.

hatramin'izao kosa aloha raha ny fantatro dia mbola i livedigital ihany no manao audio.
5. kitjo ( 23/10/2006 08:40)
merci hira72

fa zao, tsy haiko ny anao fa dailymotion ela be download noho Youtube sa connexion-ko ve no tsy norme?
6. cutie ( 23/10/2006 13:23)
ny ahy koa tsy misy n'in nin mipoitra @ dailymotion:roll::roll:
kitjo pble connexion io
7. kitjo ( 23/10/2006 16:51)
cutie> ela be mitsy connexion @ dailymotion fa andramo
fa ny ankamaroan' ny clip ao koa anefa misy ao @ Youtube na ilay klipgasy.com sady io farany io rapide be mitsy sady tsara qualite...sady bandy gasy ny tompony..hehe...bandy akama!
8. cutie ( 23/10/2006 16:53)
andramako zany le kilpgasy.com:lol::lol:
9. kitjo ( 23/10/2006 17:22)
amin'io ndry mety ts miala mitsy..hihihi
10. cutie ( 23/10/2006 17:25)
de ho raikitra eto @ ordi eto zany
11. hira72 ( 30/10/2006 11:20)
youtubr marina aloha rapide kokoa e!
sady misy izay hira vahiny tadiavina rehetra;normal satria izy no niforona aloha sady be mpitsidika indrindra.

Fa daylimotion noho izy frantsay no mahatsara azy,tsy dia manahirana loatra ho amin'izay tsy dia mahavoa anglisy.

klipgasy,akama ranicolas no mpitantana ao,efa nanao ezaka be lery nanatsara sy nanafaingana ny connexion
12. kitjo ( 03/11/2006 13:13)
iieee..mahavita kosa aloha lery e...namako ko izy io fony mbola nanao taekwondo tany dago..hihi

lasa horisize eto

melsi hira72 a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4125