hafa iany ny téo aloha

1. fisher ( 21/10/2006 17:01)
ManD nrésaka fifidianana.
Misy 14 mianadahy mianaka iz réo no nilatsaka ho fidina: ao ny olona manana diplômatia, ao ny olona tsotra, ao iany koa iréo mptondra fivavahana...
Samy manana ny téna maha izy azy avoko aloha é, ekena daholo izany, NEFA hafa iany lé éfa nitondra 5 tôna téo aloha, nahalala nténa fandéhany, sy iréo vao handray fitondrana k vao hanavao indray.
Koa entanina ary isik rht mba samy hanao nsafidiny avy, samy isafidy ny olona mendrik io toerana io.
Msotra atsik tsiké!!!!!
novalian'i vale ny 22/10/2006 14:43
2. lagoon ( 21/10/2006 18:14)
Ianao koa aloa raha anao soratra sms dia danz' e!
Iza moa ilay nitondra teo aloa?Ilay any Neuilly ve?Sa ilay mbola mitondra @ izao fotoana izao.
tsy mazava manko ilay kozy
3. vale ( 21/10/2006 20:55)
fisher: le @zao ve io teo aloh io? raha za aloh de efa izy ihany no hofidiko (raha afaka hifidy za, hihihi:wink:), sao lahy de ho fatram-pifidy eo tsika menankavy vao ho sendran ny in moa izy izay?.....hihihi, ......raha le raika lah teo alou indray de efa be zay (raha za manokana) m/kara akory tsy condamné hoentin'ol iray ,na fianankaviana iray, ny @ zao fotoana indray mba hita fa nanao zvt ihany na de shirana ihany aza mampihena ny trosabe, ka raha za manokana loha de tsy miala @ Ra8!! ...ianareo no asa?...
4. kitjo ( 22/10/2006 09:47)
laggon sy vale> nareo kosa ts mamaky tsara e.
efa mba miteny kosa izy hoe le nitondra 5 taona (tsy Zafy an) ..hahaha

5. vale ( 22/10/2006 14:43)
:oops::oops::oops:,hihihihih:°):D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079