in ny tsiambaratelony???

1. bebegeante ( 21/10/2006 05:59)
mba afaka hambaranareo eto ve oe nahomby ny fahitanareo namana teto @ serasera?na @"site"hafa fotsiny ary!
hoe toa mifankahalala tsara dôly nareo, mahay mifanday tsara,za mantsy vaovao ihany alou d'efa hambarako é!
misy mantsy sao d mamorona b fotsiny eo,mitonona ho olona hafa, tsy ny tena maha izy azy no hambarany fa zé "tiany ho izy", avy eo diso fanantenana ny sasany!tsy haiko raha azonareo izany tiako hambara izany!(ohatra hoe vavy izy milaza ho lahy)misy mantsy tena mitady namana tokoa, misy kosa ny té hanahinany sy hamitaka olona fotsiny, avy eo manaratsy ilay "site" oe fanadalana fotsiny kou izy izany!sa aôna ozy nareo?? mba ahitsio za raha diso é!olona ihany!
ny hetahetako d oe: in lé tsiambaratelo é?

2. Fiffi ( 21/10/2006 07:33)
ka efa hoe tsy ambaratelo zany koh andeha lazaina @ iza indray ? :wink: sa ve lazaina eto ? de tsy lasa tsiambaratelo intsony le izy koh ! :)

Le hoe mifankafantatra tsara daholo kosa aloha heu....raha zah manokana kosa aloha de zah ohatra anao hiany an! t@ voalohany io ! de tsikelikely de nahazo namana bdb :) de mazotoa mi-forum de aza misalasala mandefa hafatra ohatra aty amiko de ho lasa mpinamana isika avy eo ! sa ahoana ozy ndry ? :)
3. sonwin ( 21/10/2006 11:17)
mifono zava-dalina ny tsiambarantelony
4. cutie ( 21/10/2006 11:18)
Mpandefa : bebegeante [ Valio ] 21-10-2006 07:59:29
Lohateny : in ny tsiambaratelony???
mba afaka hambaranareo eto ve oe nahomby ny fahitanareo namana teto @ serasera?na @"site"hafa fotsiny ary!
hoe toa mifankahalala tsara dôly nareo, mahay mifanday tsara,za mantsy vaovao ihany alou d'efa hambarako é!
misy mantsy sao d mamorona b fotsiny eo,mitonona ho olona hafa, tsy ny tena maha izy azy no hambarany fa zé "tiany ho izy", avy eo diso fanantenana ny sasany!tsy haiko raha azonareo izany tiako hambara izany!(ohatra hoe vavy izy milaza ho lahy)misy mantsy tena mitady namana tokoa, misy kosa ny té hanahinany sy hamitaka olona fotsiny, avy eo manaratsy ilay "site" oe fanadalana fotsiny kou izy izany!sa aôna ozy nareo?? mba ahitsio za raha diso é!olona ihany!
ny hetahetako d oe: in lé tsiambaratelo é?

le tsiambarantelo: firesahana:lol::lol::lol:
5. diamondra27 ( 21/10/2006 13:14)
asio sary aloha de teneni-ko ny tsiambarateloko:-P:-P ry bebe a!

sady mety hafinaritra koa zany mangataka torohevitra @ zokiolona zany nge e!
sa moa le zokiolona no mi'poser le kestion:lol:?
6. andry08 ( 21/10/2006 15:35)
ka hoe izany izy ho tsy hambara telo koh! Hambara roa fa tsy telo:)
7. dailynews ( 22/10/2006 00:56)
bebegeante> ny resaka hoe lahy mitonona ho vavy sns dia tsy azonao ho ferana mihitsy, fa dia ny azo atao dia tsy maka serieux loatra itony resaka itony fa manjary may n'ny afo. misy anefa ny mahita namana tsara tokoa..na mety ho vady aza..anefa tsy ho izany daholo akory ary mino aho fa vitsy ihany izany.
8. Fiffi ( 22/10/2006 08:41)
tena misy ireny kah! :)
9. bebegeante ( 22/10/2006 11:27)
ho anDiamondra27, za anie ts bebe na zokiolona kousa alou é! anjay! anjaso fa asiako sary ary é!
fa na d zany aza alou d msaotra betsaka anareo namaly!
za anie fa nahita sy naharé hoe misy mits lé mahita vady ireny fa toa hoe ts maharitra fa b ny diso fanantenana! amiko alu d ts aleo v mpinamana ihany ny tsara amtony satria mila fifaneraserana mivantana sy lalindalina tsara mits anie é!
10. Fiffi ( 22/10/2006 12:39)
aka ozy ! :)
11. diamondra27 ( 22/10/2006 19:05)
bbgt:mbola tsy nisy sary:( de miandry

de @ manaraka zany ny valiny:D:D
12. Fiffi ( 22/10/2006 19:32)
bebegeante: de ndry ve zany azo hatao hoe BBG ? :)
13. bebegeante ( 23/10/2006 06:16)
tsy manin mits raha tianareo ny manao ahy BBG é! izy io anie tantara b é!
lé sipako izay izany,antsoiny hoe "bb" foana za d ozy za oe "za oa ts bb tsony " d ozy izy oe "bbgéante" injay izany! d tiako b lé izy, c mignon d nataoko ,pseudo-ko!
Diamondra27 kosa é!:(
14. bebegeante ( 23/10/2006 06:34)
ho an Cutie> msaotra betsaka. Ka lé firesahana anie tsy mety raha tsy ampiresahané!mba ampiresaho ary za é
15. cutie ( 23/10/2006 13:20)
bebegeante, andefaso hafatra aza za e :lol::lol::lol:
16. Fiffi ( 23/10/2006 13:49)
BBG: tondé resao akia an! :)
17. ninih ( 23/10/2006 14:00)
in ny tsiambaratelo hoe? miresaka ny mahatsara ny nahandrony.
18. diamondra27 ( 23/10/2006 16:35)
bbgt::D eo ary e! avia aty lazaiko azy.
mahomby tokoa ny internet amiko fa nahitako namana isankarazany, na teto @ serasera izany na site hafa.

Miankina @ affinité-nao @ olona ihany io.
Ny ahy moa izany de ny finamàna no nahomby.
Resaho tsotra le olona dia ho hita eo izy na mandainga na tsia de anjaranao ny manapakevitra e!


19. Fiffi ( 23/10/2006 19:55)
de tapaka hono ny hevitr'i BBG fa hiresaka @ zay izy hihihih :)
20. totofy ( 23/10/2006 20:11)
loza zany BBG zany : mila couche goavana beuuuu, mila poussette goavana beuuuuuu, mila nounou goavana beuuuu ...:lol::lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.248