in ny tsiambaratelony???

41. totofy ( 23/10/2006 21:26)
fatorana sy tazomina , mahery beuuuuuu :-D:-D:-D
niova beuuu ny sizé an' ny namana :-D:-D
42. cutie ( 23/10/2006 21:28)
:-D:-Di totofy ihany no nitarika teo :-D
43. totofy ( 23/10/2006 21:31)
zah ampirisihinao kou !=))=))
ao ary é ! omena bizzzz be BBG (tsy tezitra an !) dé cutie koa smack !:*:*=((=((
44. cutie ( 23/10/2006 21:32)
ok
bizz e
45. bebegeante ( 24/10/2006 06:00)
msaotra bdb t@ lé biz bdb é! voaraiko tsara dôly ny hafatrareo!tsy mahatezitra anie omena bizou zany! tsy voamaika ary v faly b mits za!!sa itomany injay aho zany! aiza lé couche ô! d bobo sosety kou an!:oops::-D
46. bebegeante ( 24/10/2006 06:10)
efa ao lé sary an! somary tsy d tsara lé izy fa vonjimaika satria noscanéko lé izy d tsy nety fa @ manaraka asiako mlay an!
mba ifaliana alou zé eo! sa aôn ozy nareo!
somary nidéforme kely lé izy knou!!oréra b!
47. sonwin ( 24/10/2006 08:28)
amin'ilay oui mihitsy 'le izy ka
48. Fiffi ( 24/10/2006 09:00)
bebegeante:
somary nidéforme kely lé izy knou!!oréra b!
an3 kosa akia an! tsy orera be zany fa tsara an! :)


49. bebegeante ( 25/10/2006 06:10)
d misaotra betsaka anareo ary é!
bonne continuation à tous
50. Fiffi ( 25/10/2006 08:49)
51. prime ( 25/10/2006 10:18)
Faly miarahaba an'i bbg... tonga soa dia mahereza mandray anjara fa anisan'ny ahitàna zavatsoa maro izany...
52. ninih ( 25/10/2006 15:18)
ngaha efa voarain' i bbg sahady le tsiambaratelony? :lol:
53. bebegeante ( 26/10/2006 07:10)
tena vao eto ampintrandrahana anlé tsiambaratelo, mits kou!!faly mahafantra anreo retra retra!!
54. Fiffi ( 26/10/2006 18:02)
prime:
Faly miarahaba an'i bbg... tonga soa dia mahereza mandray anjara fa anisan'ny ahitàna zavatsoa maro izany...
prime: zany an ? :)


55. bebegeante ( 28/10/2006 06:13)
tena zay mits zany lé tsiambaratelo an!!
56. diamondra27 ( 29/10/2006 08:35)
Mpandefa : sonwin [ Valio ] 24-10-2006 10:28:24
Lohateny : Re : in ny tsiambaratelony???
amin'ilay oui mihitsy 'le izy ka


sonwin:mahay fiteninjatovo mihintsy nge nareo zany e!

bbgt: tena ao tsara tokoa ndry klé, masaka beeeeeeee:wink:

ndao ampianarina tsiambaratelo @izay f'efa misy sary.
57. bebegeante ( 29/10/2006 12:42)
diamondra27: sûûûûûûûrrrrrrrrrrrr! mlay b
58. bebegeante ( 31/10/2006 07:31)
ho an namana rehetsa nanjay andrara t@lé tsiambaratelo zany, d grand merci pour vous!!(l):wink:
big kiss!
mlay b dôly dôly dôly dôly dôly dôly dôly nareo!!:D:-*
nahazo namana toukou!
59. andry08 ( 31/10/2006 12:32)
=))=))=))
60. ninih ( 31/10/2006 16:50)
tapitra izany fa voaray ny hafatra hono ko! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4884