Fihavanana ( An'i Njila)

1. vale ( 18/10/2006 23:50)
Mba omeo ny tonon'io za izay manana, tiko be io hira io, ka sao mba misy manana any ê, 'saotra !!
novalian'i ninih ny 23/10/2006 15:45
2. Fiffi ( 19/10/2006 05:10)
Fihavanana

Raha tianao ny ho namako
Tsy mba manda fihavanana aho
Fa ny hany mba takiako aminao
Mba halaviro re ny fanavahana

Avelao ao aoriana ao
Ireo izay manda izay
Izay vonona hiaraka aminay
Ndeha hiaraka hihira hoe

Tsy misy fihavanan-ko vanona
Raha mbola ao ny fanavahana
Toy ny volon-koditra sy saranga koa
Izay mbola manjaka amin'izao fotoana izao

Raha te hikaroka fiadanana ianao
Amin'izao fiainana mandalo izao
Dia mifamela amin'ireo rahalahinao
Sy ireo izay manana alahelo taminao

Esory avokoa ny entana mavesatra
Ka aza avela hisy tafajanona
Amin'izay fotoana izay ho maivana ianao
Ka ho azonao antoka ny fahasambarana

(Njila)
3. Fiffi ( 19/10/2006 05:12)
vale: ary ndry tsy nijery tato @ tononkira an ! nefa hay misy ao ! fa ny ahy aloha efa nananako efa somary ela io ! :):-*
4. vale ( 19/10/2006 07:46)
:oops::oops:
Fiffi: merci ky a!!:-*:-*:-*
5. Fiffi ( 19/10/2006 08:19)
vale: zah koa aza akia indraindray manao tahaka andry an! :):-*:-*:-*
6. vale ( 19/10/2006 08:49)
:):-*:-*:-*:-*
7. bigmama ( 19/10/2006 09:56)
fanga io fotsiny hiran'i Njila milay, fa ny ankizy taty aorina ohatran'i tsy de maharaka lotra le hiran'i Njila taloha fa mbo henoy le Njila sy Poopy taloha rehetra ireny de ho hitanao ny fahasambarana ohatra(Ditra, Lavitra, Takon'ila, Mijanga, Tonga saina, Rivotra, Voandalana, Ho avy, Ny ho avy, Miverimberina, Tsy ho ela, Manerikerika, raha hiverina, Ianao ihany, Vonikazo dia, Tsy hahita, Hirahiran'ialahy...) zato amin'i taonina fa zany hoe le CD no tsy de misy manana lotra fa za manana fa nena K7 le taloha be navadiko CD de mahazotoa mihaino Njila fa milay be io tarika io e
8. sonwin ( 19/10/2006 10:23)
na te hazoto hiaino aza ange ka tsy manana CD sy ilay K7 taloha dia zava-poana e. Sa misy azo ifanarahana any amin'i bigmama?
9. mandrindra ( 19/10/2006 10:38)
ny ahy ilay "ditra" no hiran'i njila tena tiako
10. vale ( 19/10/2006 11:18)
bigmama: zah aloha fan an,i Njila e!:)
mandrindra: :wink:tsy mahagaga!:-P,hihihi:-*
11. mandrindra ( 19/10/2006 11:29)
vale, tsy mahagaga ahoana?:°):-D:-D
12. chipie1 ( 19/10/2006 11:43)
aminy 2 decembre i njila mankalaza ny 30 taona nihirainy ao st germain les corbeils , asa i poopy raha ho avy :lol:
13. mandrindra ( 19/10/2006 14:22)
chipie1, handeha ho any angaha ianao?:D
14. cutie ( 19/10/2006 14:36)
mandrindra aiza le izy :lol::lol::lol:
15. pissoa ( 19/10/2006 14:48)
mandrindra:

ny ahy ilay "ditra" no hiran'i njila tena tiako

satria mandrindra maditra :-D:-D:-D:-D:-D

bigmama:
fanga io fotsiny hiran'i Njila milay, fa ny ankizy taty aorina ohatran'i tsy de maharaka lotra le hiran'i Njila taloha fa mbo henoy le Njila sy Poopy taloha rehetra ireny de ho hitanao ny fahasambarana ohatra(Ditra, Lavitra, Takon'ila, Mijanga, Tonga saina, Rivotra, Voandalana, Ho avy, Ny ho avy, Miverimberina, Tsy ho ela, Manerikerika, raha hiverina, Ianao ihany, Vonikazo dia, Tsy hahita, Hirahiran'ialahy...) zato amin'i taonina fa zany hoe le CD no tsy de misy manana lotra fa za manana fa nena K7 le taloha be navadiko CD de mahazotoa mihaino Njila fa milay be io tarika io e
Izaho koa tia Njila + Poopy fa sady tsy manana kasety tsy manana CD :(:-D:-D:-D
16. vale ( 19/10/2006 14:52)
k'hita hoà ky pissoa, maditra mintsy izy io!ihihihi
17. vale ( 19/10/2006 14:54)
chipie1:

aminy 2 decembre i njila mankalaza ny 30 taona nihirainy ao st germain les corbeils , asa i poopy raha ho avy :lol:
:roll::°)poopy tsy ho avy hono de mampiomehy,ihihihi


18. ninih ( 19/10/2006 15:23)
fa lainga lainga hoa fa refa misy kabare ireny aty dago aty de tsy de betsaka ny mihira ny hiran'i Njila e!nefa tsara daolo le hirany.
19. Fiffi ( 20/10/2006 05:36)
zah aloha de mihaino ao @ radio fotsiny an!
20. mandrindra ( 20/10/2006 09:00)
cutie, ho avy fa azafady fa tara be mihitsy:oops::roll:. efa hainao ihany fa tara foana ee, hatramin'izao:-D:-D:-D

vale sy pissoaaaakoooo aaaa, fa maninona aho no lazainareo fa maditra e????
raha mihaino ny tonon'io hira io anefa ianareo dia ditra efa lasa no resahiny fa olombaovao hono izy izao:°):°):°). sa te ahita ny ditrako marina ianareo roa ireo:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0752