Fihavanana ( An'i Njila)
21. cutie
(
20/10/2006 10:47)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 20-10-2006 11:00:44
Lohateny : Re : Fihavanana ( An'i Njila)
cutie, ho avy fa azafady fa tara be mihitsy. efa hainao ihany fa tara foana ee, hatramin'izao
aza be excuses:-D:-D:-D:-D
24. pissoa
(
20/10/2006 14:28)
mandrindrakoooooo, ty kou ve tinao be ?
Tsy averiko itsony ireo fombako
Nampitomany anao
Toy ny fanimbazimbana sy eson-teny
Rehefa mivavaka ianao
:-P:-D:-D:-D:-D:-D
Tsy averiko itsony ireo fombako
Nampitomany anao
Toy ny fanimbazimbana sy eson-teny
Rehefa mivavaka ianao
:-P:-D:-D:-D:-D:-D
25. Fiffi
(
20/10/2006 14:50)
sa : be ny ditra natao
hifonako aminao
fa tsy hamerina intsony
@ ny ho avy , la ! la ! la! :-D:-D:-D:-D
hifonako aminao
fa tsy hamerina intsony
@ ny ho avy , la ! la ! la! :-D:-D:-D:-D
28. vale
(
21/10/2006 12:29)
mandrindra: de efa tena hendry be marina ve?:-P:-D:-D:-D:wink:
chipie: hihihi, fa manin aky?:roll: hihihi
chipie: hihihi, fa manin aky?:roll: hihihi
29. chipie1
(
22/10/2006 09:28)
valé > lé oe poopy tsy ho avy etsy ambony no valiako, diso za tamlé emoticone :lol: fa :cry: no tiako napetraka :°)
30. mandrindra
(
23/10/2006 13:29)
cutie:
de @ lundi njay we :-D
aleo aloha amin'ny herinandro ambony mihitsy fa amin'iny fotoana tsy hiasana:oops::oops:
32. mandrindra
(
23/10/2006 13:30)
pissoa:
mandrindrakoooooo, ty kou ve tinao be ?
Tsy averiko itsony ireo fombako
Nampitomany anao
Toy ny fanimbazimbana sy eson-teny
Rehefa mivavaka ianao
:-P:-D:-D:-D:-D:-D
marina io ka avelako hivavaka any amin'izay hivavahany any amin'izay fa tsy pepoko intsony.
34. mandrindra
(
23/10/2006 13:33)
ninih, fa ahoana moa no niheveranao fa izaho no nanoratra azy io?
chipie1, ataovy sitraponao moa e:lol:
vale, tsy misy filazana kosa ao antin'io tononkira io hoe efa hendry be ankehitriny e.
chipie1, ataovy sitraponao moa e:lol:
vale, tsy misy filazana kosa ao antin'io tononkira io hoe efa hendry be ankehitriny e.
