Tia ahy v izy?

1. xmen ( 17/10/2006 14:32)
Awona no fandinihanareo ity:nisy sipa 2 niaraka nikôtiko ny fitiavako azy ireo dia tsy mitovy ny iray 30% ary ny iray 70% ilay 30% anefa no nanaiky ahy voalohany fa ilay iray kosa mbola tsy tafa fa saingy izao refa anontaniko izy hoe inona kay no antony tsy iarahantsika d hoe aleo ho ahy izany ry xmen; d rehefa tsy rarahiko mintsy izy mila hitapy mints oe za anie tia anao fa en tant que ami aza ataonao anio za sns d tambatambazina ndray d refa ... d tsy mety mints izy d avelako any indray d mi-tel misms etc stp repond moi refa tsy raisina, d otrizay fona ny ahy sy ilay 70% nef a izy tena reveko mints d io zany no tsy azoko mba anontaniako anareo hoe awona marina, ùirevy ahy v izy sa milalao ahy sa tsy haiko intsony. Marihiko fa mbola tsy nifanena mihitsy izy roa ary samy tsisy kôpy.
novalian'i pulchery ny 11/11/2006 12:39
2. fiderana ( 17/10/2006 14:47)
Ka efa fantany ilay taranja migafo hainao tsara de izay no matonga azy hanao izany ( ilay 70% io an!), fa izao manan-droa izany ianao , ianao no Andriamifidy koa inona indray, sao mba ilay baviko ilay 30% fa avelao izy hande sao maty kapoka be loatra, dia tsy misy mpitia intsony.8)8)8):-D:-D:-D
3. lailosy ( 17/10/2006 14:54)
Revy io r bain ka andraso zay tohiny .aleo mitia izay ia anao a i no tsar. andinaka lalina alo.
4. fiderana ( 17/10/2006 15:17)
lailosy>> marina ny anao hoe tsara ny mandinika, tena ilayna izany.

Xmen >> tandremo sao tara ary sao sendra ny tsy hanoarana ka dia hanenina tokoa,fomban'ny vhv anie ny manaiky ho bevohokanao satria fantany tsara fa lhl lache no mitsoka andraikitra dia eo ianao no raisina ê!, ny azy vitany ihany, mandiny tsara tokoa aloha tsy ditra no hatao fa revy mihaja:P8)8).
5. booboo ( 17/10/2006 15:17)
xmen > tia izy matoa mampifila ôtra zany. Ampifilao kounkou @ zay tsy mandroso mihemotra tahaka ny tanalahy e ! hihihihihi
6. sonwin ( 17/10/2006 15:36)
xmen> mirevy an'ise izy fa refa miseho milay mamilafila dia aleo ho any, ilay 30% ange mitombo ho azy eo refa tena reven'ise manja e. Nefa mety ahita 100% tampoka se ka izay mahatonga ahy miteny hoe aleo ho any ze mamilafila e, asa anefa....
7. cutie ( 17/10/2006 15:39)
marina zany ry sonwin a :lol::lol::lol::lol:
8. poussy3 ( 17/10/2006 15:49)
ianao no tena tsy tia am zany, refa tena tia de 100% mintsy fa tsy 30 sy 70 zany. Lay 70% zao mahita fa mbola tena tsy feno tsara lay fitiavanao azy de mampifila izy, . OK !
9. booboo ( 17/10/2006 15:55)
Tsy ok kah :-D:-D:-D
10. cutie ( 17/10/2006 16:00)
ra za i xmen, mifidy we iza no iarahan @ izy roa, fa mizara loatra le fitiavanao tsy hitanao akory fa laozana mampitaha eo fotsiny :lol:
11. fiderana ( 17/10/2006 16:07)
cutie >> marina loatra=D=D=D
12. Lejim ( 17/10/2006 16:27)
xmen> Raha manaiky an'la anie lesy io 70%'la io, mihena 40% indray ange ny fitiavanao azy e! lol
Tonga dia mitadiava sipa iray hafa ametrahana an'ilay 30 % sisa fa tsy voazarazara tsara eo ange ny fitiavan'la e! :-D :-D
13. fiderana ( 17/10/2006 16:34)
imay fitiavana mora zaraina @ ny rehetra, fa ny fitiavana manokana misy aloka foana raha lalaovina loatra ny fizarana azy, satria tsy azo zaraina io, diniho aloha fa mizara hatramin'ny fotoananao, ny herinao, ny vola nao, ny rehatra momba anao ùizara raha mahakasika ilay fitiavana manokana. sa tsy misy tanjona aloha hatramin'izao?.
14. ninih ( 17/10/2006 16:46)
toa tsy tena fitivana ko izy izany kah! sady tsy feno akory ve de!!!!! ary raha mitady hafa omena le 100% e!
15. cutie ( 17/10/2006 16:51)
eny wa, samy efa nataonao fampitahana daholo izy roa, de fenoy any @ olon-kafa le 100%:-D:-D:-D
16. Fiffi ( 17/10/2006 18:13)
ataonareo kilalao koa le fikotiana sipa ! ahoana koh zany tondé mikoty sipa 2 avy hatrany zany de manisy heu.....70% hoeeee ! 30% hoeeeeee ! raha tsy kilalao ny sipé klé ! zah kosa aloha de tena contre @ zany an!
17. cutie ( 17/10/2006 18:44)
fiffi , de nefa refa avy eo manontany we tia ahy ve izy :-D:-D:-D:-D
18. Fiffi ( 17/10/2006 19:38)
cutie: zay indrindra manko an! aiza ve de hatao kilalao tahak'zao ny sipa klé ! hehehehe de aza be taraina rehefa tsy nisy nisafidy avy eo an! :wink:
19. cutie ( 17/10/2006 19:52)
:-D:-D:-D:-D:-D
20. simplex ( 17/10/2006 20:17)

Fiffi: mikoty=manisa --> 1,2,3,0,2,0,1,0,1...

ny mahatonga azy mampifila na misy bandy afa any @ sisiny any na toi kobony oe potika tanteraka, 70% marina v io:?:

ra ohatra k 70%, 20% ihany no asehoy. Somary ignorer-o kely anie izy e, d avy eo kozio aminy hoe nahita an'i 30% toi, somary macho kely avy eo refa mihazakazaka izy an. Mba mivadika ny rasa kle ;-).

Za manokana momba an'le ol nikozy hoe aleo miafy @ le 30% ra mba misy raisina ihany fa ra vao zakan'i toi tanteraka le 70% tsy maharitra ela d lasa 30% koa iny d tsy maintsy mitady 40% indray hamenoana ny banga d hoavy Fiffi sy coup de massue-any :°):-*

:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0414