Tia ahy v izy?

21. booboo ( 17/10/2006 20:46)
hihihihihi
22. xmen ( 18/10/2006 05:37)
ô ry reto ah! aza d mamely mafy lôtra hisafidy anie za no matonga ahy manao anio mba hanomezako azy ny tena 100% na + nzany mints satria bombe à retardement mants io d ts maints hipôka iany ka zay tena hevitrareo kozina eh. Ts hoe za manao kilalao fa efa misy tanjona mints ao ka (vady). Ary sur fa marina mints ny ani simplex io (merci eh).Ny tena marina dia ilay 30% no tara tamiko d juste nanao 1er pas fotsiny za d lasa fa ny tena nokendreko dia ilay 70%, de refa tsy mlay ny passeny d mankany amlay 30% za d eo no mampitapy ilay anakiray.Misotra atsika namaly eh.
23. fabio ( 18/10/2006 05:46)
Ra ny fahitako azy d diso mampiseho ilay fitiavana tanteraka aminy enao d mizesta izy, marina io kozindra simplex io d jouevany ny sentimentnla, omeny d refa avy eo tsy omeny.Fa izao ise aloha sao dia timida koa matetika mants refa sendra ny rviny ny kofa d otrany faible zany ka tsy haiko.Ra io no tena tinla d fonceo letsy eh, d ignoreo matetika koa izy d amzay mibaradaka fa lasanla io refa avy eo, ary matoa izy tsy mafoy anao d tiny enao zay fa misy zvt andrazany avy amnao ra xmen d enao rery iany no malala anzay oe inona?
Bonne chance letsy eh d tandremo sao mipoaka ilay bomba d aza atao kilalao koa ilay 30% refa tafanla ilay iray zany oe tsory aminy ny marina fa aza mijouer double zany.Bonne chance fa mafy anie ny tia eh.
24. mimich ( 18/10/2006 11:53)
Izay tsy tianao atao aminao de aza atao amin'ny hafa , ary izay tianao atao aminao de ataovy aminy koa. ka ny anao 70% no omenao azy , de mba toy izay koa no omeny anao koo. rehefa tsy manome 100% de tsy hahavoaray 100% ihany koa. Noho izany fantatro aloha ny tenanao sy ny ataonao , zay vao mamantatra ny ataon'ny hafa sy ny aminy. dia mahereza ee
25. andry08 ( 18/10/2006 12:17)
Teo @ ilay pourcentage anie angamba no tsy nety e!
Nety tsapany angamba fa 70% ny fitiavanao azy nefa izy niandry 100%, nanana doute be dia be ianao fa tsy sahy nifidy ka tsapany. Intuition feminine io raha ny fahazahoako azy an!:)
26. Fiffi ( 18/10/2006 15:24)
le mitsapatsapa fitiavana ity shhhh!
27. fiderana ( 18/10/2006 15:37)
Fiffi>> 8) aza mbola tezitra aloha.:D:D
28. Fiffi ( 18/10/2006 18:04)
fiderana: :wink: ka tsy mety kosa akia zany an! de deraina tahak'zaohoe nikoty sipa 2 hono izy !!!! aza mba eo @ toeran'le sipa hiany hoa fa shhh!
29. fiderana ( 19/10/2006 08:16)
xmen >> ary raha sipa iray indray no manana bandy roa, dia ianao no iray @ ireo ahoana no fipetrany:lol:?
30. mimich ( 19/10/2006 12:35)
sur fa mety tsy ho zakan'i xmen zany ko, zao ary izy de efa mametra-panontaniana we tiana sa tsia , ka vao maika fa raha eo am toeran'ilay omeny 30% de asa fotsiny angamba

ary nakaiza moa izy zay ee, toa tsy hita intsony?????
31. sonwin ( 19/10/2006 12:47)
mbola lasa nanamasaka ilay 30% leiry :°)
32. fiderana ( 19/10/2006 13:13)
xmen >> aiza ianao? ndao hatao hoe 70% ny sens nao ê!
hevitra anie no ampiadiantsika ê!,farany ve isika tsy ahita hevitra tsara!8) dia mba asivo :arrow:
33. xmen ( 19/10/2006 13:13)
Ito za ka, fa atonareo oe nankaiza, ny tena marina nanome +100% anlay 70%, sady nareo tô mananihany fotsiny fa tsy miconseiller akory otrandry Simplex sy ry FIffi
34. fiderana ( 19/10/2006 13:33)
xmen >> tsy izany kosa ê!, efa mba nanome daholo ireo fa ianao tsy mamerina hatrany @ 1 ngamba, zah rehefa hamaly size iray dia miverina kely aho aloha, ary matetika aza dia toa vita tsianjery ny hevitry ny tsirairay, dia voalazako tery ambony fa ianao no Andriamifidy , fa aza dia ela loatra rehefa mifidy, izay no tiako holazaina, fa raha ianao no eo @ toeran'ireo vhv ireo dia sarotra tokoa, fa ianao aloha tsy ho eo mihitsy ê! ianao lhl foana:D.

hainap ilay hiran'i H. Ratsimbazafy? ilay hoe: lhl, diniho iny dia ho hitanao izay hatao.:D
35. mimich ( 20/10/2006 08:57)
Ito za ka, fa atonareo oe nankaiza, ny tena marina nanome +100% anlay 70%, sady nareo tô mananihany fotsiny fa tsy miconseiller akory otrandry Simplex sy ry FIffi
xmen> azo aseho amin'ny fomba maro ny fanehoan-kevitra sy ny fanomezana soson-kevitra.Misy ny mivantana , misy ny ankolaka. Mety marina ilay hoe hanihany saingy hanihany natao hahatonga saina anao io entina ilazana fa tsy mety ilay fitiavana mizarazara.
Ny mahagaga kely ahy eto de izao:ianao ihany anie no milaza fa nisy nomenao 30% de , de tamin'ny fotoana manao ahoana zany no nanomezanao 100%ilay 70%.
Efa ireo eo ambony eo ireo ny torohevitra fa anjaranao ny mandinika sy mamakafaka ee. Ny tiako antitraterina fotsiny dia ny hoe "izay tianao atao aminao dia ataovy ihany koa amin'ny hafa , raha te handray 100% ianao dia manomeza 100%
36. sonwin ( 20/10/2006 09:14)
ny tena marina mandona tapany dia mahazo erany ka.
37. papala ( 20/10/2006 13:04)
=))=))=))=))=))fantatr'ilay nomena 30% fa tsy tokony hikitik'azy enao de tonga izy de nanaiky, fa lay nomena 70 % de tena mitsapa anao marina izy raha aharitra ny tena fitiavana na taitaitra fotsiny ka zany no somary ampijaliany anao kely=))=))=))=)). Fa nahareta kanjony, zay maharitra ihany anie hono no vadin'A.............eeeeeeeee:*:*:*:*
38. xmen ( 20/10/2006 13:15)
Aza de mamely mafy ry mimich ah!
39. Fiffi ( 20/10/2006 15:28)
xmen:
nareo tô mananihany fotsiny fa tsy miconseiller akory otrandry Simplex sy ry FIffi
xmen: aiza aloha zany hoe nananihany zany zah ? zay mba hevitro no nolazaiko an!
Misy ny olona d'accord @ zany % ny fikotiana zany de ao koa ny tsy d'accord ! zah de anisan'zany !
Zao indray aza an! raha ianao no eo @ toeran'le sipa ? Ary raha ianao misy sipa mikoty bandy 2 avy hatrany de ianao le 1 ? de mba tianao ve no hatao an'zany ?


40. sonwin ( 20/10/2006 16:23)
he he he
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2485