mahagaga!
1. Aino
(
16/10/2006 20:28)
mba gaga any ilay pitondra taxi hireny hoa aho raha mba sendra nandende tany Analakely indray alina!!!
Dia nande naka taxi izany, dia nilaza hoe eo analakely, dia annotany ilay pamily hoe- Any @indra ve? de gaga be ilay namako sady niteny hoe O razoky ah izoa pozinay izao ve dia endrik-olona pande any eh!! sady pianaka dol no miaraka eto.
de gaga be aho hoe inn koa izany ¿indra? efa enoko ihany fa mbola tsy hitako ankory, hay ve ilay toherany ry zareo (.....) de mba gaga any ilay sofera koa aho hoe rehefa mba metimety izany ilay olona ka milaza hoe ho any analakely @andro arivariva dia midika inn...?

novalian'i mimich ny 20/10/2006 08:34
2. cutie
(
16/10/2006 20:34)
:-D:-D:-D
Aino ndry koa raha hampime
e izy zany efa sofera taxi, nga azo ferana ny vavan'reny :-D
Aino ndry koa raha hampime
e izy zany efa sofera taxi, nga azo ferana ny vavan'reny :-D
5. Aino
(
16/10/2006 20:56)
cutie ie sady le indra lazainy aza mbola tsy nitrahany tongotro anko, tsy hitany masoko.
7. colar
(
17/10/2006 04:51)
mila mba nentina nirozy tany zany njy ko,tsy we ange refa mankany de we ratsy daol e,mba mijery fotsiny ko,mila mba mahita ny rehetra refa any,indra,glacier,pandora,caveau,katsaka eny ambatofotsy sy ny any am rn1 iny,mijery carting,pointe,bar,sns eeeeeeee
8. fiderana
(
17/10/2006 05:55)
Mbola hampiako, dia tsy sarotra intsony @ manaraka, Riantsoa, Bingbang,Zazou,fm,......sns, mety mbola maro.
9. mimich
(
17/10/2006 06:26)
Aino> njy alou de mahita sujet mihitsy ee:-D:-D:-D
fiderana> zany ny mpanao zoma mafinaritra fa mitanisa :):)
fiderana> zany ny mpanao zoma mafinaritra fa mitanisa :):)
10. Aino
(
17/10/2006 09:06)
colar nisy nitondra nakany ihany aho ny farany ko!! ozy aho heo mba hoeto mandalo kely eo alohany izany aho!! de lasa izaho indray no tahaka ny menatra fa contrer be any ry zareo fa ny zipo nanaovako hatrany akitrokely fa ny any ry zareo ery amboniny fehy ery :roll:
11. belaza
(
17/10/2006 11:52)
toeram-pilanonana anie ny indra e, ary betsaka ny olona mande manala azy any. tsy voatery hoe piodina dôly ny any, fa misy koa ny panodina:twisted::twisted:
13. papounette
(
17/10/2006 16:14)
Marina mitsy ny lazainy belaza.Ao alo raha ambiance Tropical no tadiavina de mande Indra e!
Fa ho an'ny ankamaroan'ny olona de raha vao miresaka Indra zany na nisy nahita nande tany @ Indra de tena henatra tsy roa amantany.Misy ny te hande fa tena miafina e ny miditra ao!Sô de ataon'ny olona makorely8O raha misy mahita ao @ Indra.:-D:-D:-D

14. belaza
(
17/10/2006 16:20)
ka ny makorely anie ao tsy miditra ao anatiny fa mirozirozy miandry kil aty ivelany e ny olontsotra mandihy de zay
16. belaza
(
18/10/2006 12:20)
ko raha tsisy panodina kosa ve tsy efa tsisy piodina intsoy teny? efa tsy nalaza intsony indra, sady tsisy maharatsy ny manodina koa anie e ny revy vita ny fahafinaretana azo:@
17. fijo
(
18/10/2006 21:28)
za aloha tia indra e.na le ao anatiny io,na le ety ivelany,samy tiako aby.
19. fiderana
(
19/10/2006 07:20)
mimich >> ny zoma, hatao mahafinaritra foana:lol:, fa tsy hatao tratra asabotsy fotsiny fa manjary makafoka be:oops:, sady ireny toerana mba somary tsy dia mikotaba sy tsy dia ahatongavan'ny vhvn'ny alina ireny no tena mba ankafiziko sady izao, ireny toerana ireny misy sakafo tsara koa miam!miam....!.