Inona zao ny fiara vaovao tsy manahirana toy ny 4l sy 2CV?

1. totolaksa ( 13/10/2006 11:55)
Izaho mbola tsy manana fiara, ary resy lahatra tanteraka ny hividy 4L, na ratsy ary tsy maninona fa retapeko.

Ts'hitako hoe inona no fiara mahasolo an'ireny (lafiny consommation sy réparation), sa mahita nareo?
2. Fiffi ( 13/10/2006 12:52)
O ! ry totolaksa an ! tsy efa somary antitra be ve ireny ? raha samy hi-retpé hiany , tsy aleo ve mitady hafa ?
3. Simpona ( 13/10/2006 13:43)
Nefaa za ri Fiffi , le somary antitra ireny miits ny ahy zao no tadiaviko. Ohatra we austin na le dauphine ireny. Somary antitra fa retapena kely de atao milay b ny ao anatiny
Sao de mba misy anyaminareo any:?::?: , mba somary mora kosa lo ny vidina f'za mbola hiretaper an :°):°)
4. Samoana ( 13/10/2006 14:15)
totolaksa:
.

Ts'hitako hoe inona no fiara mahasolo an'ireny (lafiny consommation sy réparation), sa mahita nareo?



Vôtiry sans permis:D
5. Fiffi ( 13/10/2006 16:25)
Simpona: hummmm ! aty ireny efa lasa voiture de collection sady lafo beeeeeee
6. soanja ( 19/10/2006 04:52)
Hatraminzao aloha dia ny HONDA ihany no ataokisako fa mitsitsy sady mateza.
7. Fiffi ( 19/10/2006 05:56)
mazana ireny kah!
8. bilakarenjy ( 21/11/2006 15:06)
Vidio aloha raha izay no tena masaka ao an-dohanao.Dia karakarao izy fa ho tianao .Izay fotsiny dia ampy .
9. ikaretsaka ( 08/12/2006 05:00)
tsy misy fiara ratsy fa rehefa hainao ny mikojakoja sy mitahitahy azy de tahiany sy hajainy koa ianao
10. bilakarenjy ( 10/12/2006 20:58)
marina izany ry Ikaretsaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1643