Rehafa mitantara hono
1. soanja
(
04/10/2006 08:52)
Mahavariana ahy ity fomba fihevitra ity hoe rehefa misy vehivavy hono mitantara amin'ny lehilahy iray namany na olom-patany ny fiainany momba ilay sipany na vadiny ka hoe tsy dia azoazony ilay sipany na hoe tiany ihany fa izao no heviny sy izao sy izao no ataon-dry zareo dia te hilaza hono izy ao ambadik'io resaka io fa tara amin'ilay lehilahy resahany io izy fa tsy sahy miloaka directe.
Mitombina ve io fihevitra io?
Mitombina ve io fihevitra io?
novalian'i soanja ny 07/10/2006 23:33
2. vakiniadiana
(
04/10/2006 10:28)
Mety mitombina, mety tsy mitombina, mety tena atokisany sy amahavantana azy tanteraka ilay lehilahy matoa mitantara azy izany izy
5. dailynews
(
04/10/2006 13:02)
angamba hoe mitady an'ilay lehilahy hanambitamby azy indrindra rehefa misy kely an ilay mitomany iny fa tsy zaka intsony ny toetrandrazoky atsy antrano?
8. soanja
(
05/10/2006 00:10)
Asa aky ry Fiffi fa dia nisy niteny an'io tamiko dia indray mandeha izay nisy namako nitantara fa hoe iny sipa iny zao sy zao rehefa miresaka amiko. De nolazaiko hoe tara aminao zany izy (hitsapako le hevitra) zany ve hoy le bandy? de andramo ary fa ho hitanao. Tsy mampino e. Hoy izy. Andramo alo jerena. Di anikoty tokoa le bandy de peziny le sipa . Nisarka mora foana tamin'ilay olona nolazainy fa tena tiany io. Ka asa moa fa antsika viavy reto toy ny dite ka raha tsy efa misotro azy vao fantatra hoe mamay na/sy mahery na tsia.
9. fijo
(
05/10/2006 08:46)
tena marina izany ka,sy le sipa mitantara hoe za vao nisarahan'ny sipako.dikanio dia hoe malalaka izao ny toerana raha hiditra i toi.
10. mandrindra
(
05/10/2006 09:02)
fijo, marina izany fa mety sty hoe "raha hiditra" aza no tiany tenenina fa manery ankolaka avy hatrany hoe midira hoa ianao haingana
12. ninih
(
05/10/2006 09:10)
izany ve! de tsy tokony hifampizara alahelo ve izany ny lahy sy ny vavy?
13. mamafara
(
05/10/2006 09:19)
fijo, mandrindra : mampiméh ahy nareo!
tsy voatery ho izany kosa aloha ny dikany amiko manokana io. Mety manana fahatokisana ilay lehilahy ny vehivavy manana olana ka aleony any no milaza ny mankarary azy rehetra.
Tsika vehivavy koa manko misy ratsy toetra izay ihany ka raha vao mba hitantarana olana dia :
- na mandeha ny telefonina arabo (betakoritsika) fa tsy mba manana discrétion
- na izy antenaina hanirina indray no mampivandravandra.
Aleo tena any amin'ilay lehilahy no mitantara aloha ê! anjarany ndray na hanararaotra izy na ahoana? amiko izy mijanona ho namako foana

14. xxx
(
05/10/2006 12:29)
Mba resaka comme ça fotsiny kosa ngamba zany fa aiza kosa no de hoe tara ilay sipa e? tsy mitombona!
Fa ny bandy kosa raha hitantarainao ny blemanao aloha tena mety hisy hanararaotra ihany e?ça dépend!
Fa ny bandy kosa raha hitantarainao ny blemanao aloha tena mety hisy hanararaotra ihany e?ça dépend!
15. vakiniadiana
(
05/10/2006 12:38)
Fa marina koa anef ailay izy satria efa nitranga tamiko, be tantara be ilay sipa dia nandrasany hiteny aho nefa tsy niteny akory dia ohatra ny sosotra tamiko indray izy nony avy eo, hay kay izy nihevtra hoe efa niandry top fotsiny aho :D
16. vakiniadiana
(
05/10/2006 12:53)
Fa marina koa anef ailay izy satria efa nitranga tamiko, be tantara be ilay sipa dia nandrasany hiteny aho nefa tsy niteny akory dia ohatra ny sosotra tamiko indray izy nony avy eo, hay kay izy nihevtra hoe efa niandry top fotsiny aho :D
17. vakiniadiana
(
05/10/2006 13:14)
Fa marina koa anef ailay izy satria efa nitranga tamiko, be tantara be ilay sipa dia nandrasany hiteny aho nefa tsy niteny akory dia ohatra ny sosotra tamiko indray izy nony avy eo, hay kay izy nihevtra hoe efa niandry top fotsiny aho :D
19. vale
(
06/10/2006 22:31)
vakiniadiana> dia ahoana hoy izy avy eo?:-D rehefa tsy nety niaraka t@ hianao? sa niaraka?:wink:
20. vale
(
06/10/2006 22:33)
ninih::roll:eny tokoa wa!!:roll:, raha vao hoe lahy sy vavy miresaka zany de tsy maintsy hafa foana ny fandehany ttara eo? hihihihihi, tsy azoko?:-w
izany ve! de tsy tokony hifampizara alahelo ve izany ny lahy sy ny vavy?