Rehafa mitantara hono
21. soanja
(
07/10/2006 12:31)
vale:
ninih::roll:eny tokoa wa!!:roll:, raha vao hoe lahy sy vavy miresaka zany de tsy maintsy hafa foana ny fandehany ttara eo? hihihihihi, tsy azoko?:-w
izany ve! de tsy tokony hifampizara alahelo ve izany ny lahy sy ny vavy?
Tsia tsy voaery akory raha efa mpinamana be kosa e. Saingy mahagaga koa anefa ilay namano be iny ihany kay ny mety lasa ho vadinao niafarany. Tsy hita ihany izy ity.
22. Fiffi
(
07/10/2006 13:54)
soanja: rehefa tena dinihina marina akia de ohatran'ny hoe mitombona hiany le izy an!
23. vale
(
07/10/2006 22:33)
Soanja> marina lou io eh, raha ohatra ka samy mbola selibany le oul2:roll:, fa raha efa manana ny iray na izy 2 tsy ho lasa @ izany ngamba, fa nefa kosa tsy mahasakana ny hafa hiafara @ izany le izy,hihihihihi
24. soanja
(
07/10/2006 23:33)
xxx:
Mba resaka comme ça fotsiny kosa ngamba zany fa aiza kosa no de hoe tara ilay sipa e? tsy mitombona!
Fa ny bandy kosa raha hitantarainao ny blemanao aloha tena mety hisy hanararaotra ihany e?ça dépend!
Ka le izy anie tena mifanohitra amin'io fa le sipa indray tena mitantara hoe iann iny tiako be na izy tia ahy be, de zahay nanao an'izao sy izao fa izy aloha oatra izao sy izao. Mazava tokoa alo fa mbola tsy misy manambady ny roa tonta eo fa mbola mpifankafantatra na mpinamana fotsiny ary mety samy manana ny sipany avy.
Rehafa nadihadihako zany le olona niteny an'io tamiko de hoy izy hoe " Tiany haniry ao ampon'iray ny hoe tsara zany ny fiarahana aminy" satria ao naty eritreriny hoe "ohatra izany ny fiarahana amiko raha tianao ho fantatra sns." Dia miafara hoe tara amin'le mpitantara le mpihaino ny farany satria tsara loatra ny zavatra henony.
Ka asa re fa be zavatra mahavariana isika olombelona ity.
