mba firy @izy hireo!!

1. Aino ( 01/10/2006 12:48)
mba firy @ mpifakatia moa no lasa pivady @ voalohampitiavany?
tao malaza manko ilay hoe hafa ihany ny voalohampitia!!
novalian'i Aino ny 03/10/2006 17:01
2. fasaly ( 01/10/2006 13:53)
kou virja kosa ve tsy ho hafa mitry:wink::°):^)
3. fasaly ( 01/10/2006 14:25)
aino ngah efa nahazo ny voalohampitiavana??:roll::^):^):^)
4. Tokinao ( 01/10/2006 17:37)
fasaly:

aino ngah efa nahazo ny voalohampitiavana??:roll::^):^):^)

:-D :-D :-D

aino : toa vitsy ry aino a : za aloha mbola tsy naheno e!


5. fasaly ( 01/10/2006 17:51)
zà lou efa naheno e!
fa refa elabe aty aoriana de manjary mitady oul hafa lay ray mba te hiova hono e!:wink:;-)
6. fiaritiana ( 01/10/2006 18:02)
Possible mety ho lasa vadiny fa mandalo zavatra maro alou na hoe misaraka aza atao mihitsy, na miaraka @ olon kafa fa mifampiverina ihany avy eo, iny iany no lasa vady,fa raha ny hoe 1er amour dé tonga dé hivady dé tonga @ lé tenin i fasaly etsy ambony hoe manjary mitady olon kafa sns
7. fasaly ( 01/10/2006 18:07)
ny ahy kalou efa nisy ny voaloampitaivana, ny faharoampitiavana ny fahatelompitavana ainsi de suite....tsis lasa vadiko e!:^):^):^):^):-D
8. Aino ( 01/10/2006 21:10)
aino ngah efa nahazo ny voalohampitiavana??
:-D:-D efa nahazo hihihi!!

efa nisy tahaka ny andry saingy mbola miakamidina.
9. cristal ( 02/10/2006 08:33)
(l)(l)(l)Salama!
Tsy be moraly aho fa mieritreritra hoe ny mpifankatia na voalohany io na fahafiry refa tsy le fitiavana novolena ara-nofo no niarahana dia maro no tonga any @ fanambadiana,aino a,ny tena voaloham-pitiavana anie sao diso isika fa lay niaraka taminao voalohany iny e,na dia fitiavan-jaza aza ohatra,fa tsy oe le nanao firaisana taminao voalohany!Mahaiza manao tsia,satria ny lehilahy tia tena,refa leo anao izy fa efa navita firaisana taminao maro dia na voalohany aza ianao dia hadinoiny refa mahita ny hafa izy!ny 90 isan-jaton'ny lehilahy no manana io toetra io an tandremo!(l)(l)(l)
10. fiderana ( 02/10/2006 08:59)
aoka re cristaly, fa manjary manaratsy tena toa omby miantsika isika, fa io teny ioa anie tsy natao hoan'ny lhl ihany ê!( hafa ihany ilay voalohany), natao hoan'ny rehetra io raha ny fiheverako azy, dia izay ngamba no maha 90% ny manana toetra toy izany fa tsy ny lhl fotsiny ka!
11. fens ( 02/10/2006 11:12)
Aino:

aino ngah efa nahazo ny voalohampitiavana??
:-D:-D efa nahazo hihihi!!

efa nisy tahaka ny andry saingy mbola miakamidina.



Aino: de tara aho zany? hahaha(l)(l)(l)
12. fens ( 02/10/2006 11:16)


Lozako nananihany indray teo! ssss

Ny ahy de zao no hevitro e: misy ihany no tafaraka hatramin'ny farany amin'ny voaloham-pitiavana saingy vitsy ireo nefa izaho dia mahita fa tsaratsara kokoa ny tsy nahita fanindroany noho ny nahita. zany hoe mety kokoa ra ilay voaloham-pitiavana no miraka aminao hatramin'ny farany raha ohatra ka samy voalohany daholo !
13. lapino ( 02/10/2006 11:17)
Aino, misy ka! Sady milay be raha tody an! :wink:
14. Aino ( 02/10/2006 17:37)
cristal marian aizany teninao izany!! na dia fitiavanjaza mariana aza.

fens tara mihintsy elahy ko!!! izany no te hirefajefa any!!

misy ihany no tafaraka hatramin'ny farany amin'ny voaloham-pitiavana saingy vitsy ireo
: engany anie mba aharitra tahakany ....:arrow:
15. xxx ( 02/10/2006 18:02)
tena hafa tanteraka mihitsy ny voalohampitia ry aino a, hafa daholo mihitsy ny rehetra: na ny oroka na ny ..., na ny tsy haiko e..ny rehetra rehetra mihitsy...saingy indrisy ilay elanelantany sy elanelanpotoana no nandrava izany dia izao izahay vao manenina..trop tard. 20 taona taty aoriana ....samy manambady nony nifankahita dia niaraka ary nilaza izy fa hisaraka @ vadiny raha misaraka ami ny ahy ihany koa aho sns...dia izaho saika voasarika..anefa tsy izany no vahaolana, efa samy voafatotra dia samy mipetraka.....ary efa hendry aho izao na dia malahelo azy foana aza... anefa delire be ilay izy. tsoriko aminao fa hafa be ilay izy. nifanena tany mkara izahay, samy tsy mipetraka any....dia nitohy hatrany eropa ny fiarahana...dia samy lasa tany amin ny firenena hipetrahany avy dia samy hendry noho ny fiarahamonina sy ny mbola mampisy an Atra izay ao ambony loha.
16. mamzelkely ( 03/10/2006 12:36)
mety ho marina ihany aino aa :lol:
17. ninih ( 03/10/2006 12:59)
misy kosa aloha ny voalohampitiavana lasa vady e! misy kosa ny kilalaon-jaza de lasa ho kilalao fotsiny tokoa aloha e! fa na izany aza anefa de hafa ihany ilay voalohany e! iny tadidy foana tsinona kah!
18. Aino ( 03/10/2006 17:01)
ye dia sarotra adinoina mihintsy!!! indraindray aza dia manonofy fotsony.:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6105