r8 =radidy light

1. tezitra ( 29/09/2006 19:36)
1er mandat-ratsiraka (1975-1982):
-tsy maintsy hitako ny namono ny gal ratsimandrava,
-betsaka ny lalana vita ,tana-tulear sauf partie horombe
-ny université 5 tany @ faritany...sns
saingy:
-tsy hita ny namono ny gal
-de 1ff =50 fmg lasa 1ff= 500fmg, devaluation enorme
-tsy azo natao ny mivory teny @ 13 mai sinon vonoin'ny TTS tsy maty manota
-Nitady hilatsaka indray izy fa hoe misy hono bemolanga petrole ka efa ho tafavoaka ny tonelina ny taxi-brousse ny gasy, après rien
1er mandat ravalo (2001-2006):
-tsy maintsy hitako ny namono ny gal andrianaivo,
-ny lalana vita
saingy:
-tsy hita ny namono ny gal
-de 1 euro=8000fmg lasa 1 euro 15000fmg
-tsy azo atao ny mivory eny @ 13 mai fa na deputé sy prezida dia vonoin'ny barbouze mpanjakana tsy maty manota
-mitady hilatsaka indray @ 3/12/06,fa efa misy petrole, efa tafo sisa amboarina, meritrereta ragasy
oye oye, minoa fotsiny ihany
novalian'i belaza ny 13/10/2006 08:53
2. xxx ( 29/09/2006 20:07)
De teztra amin'inona se? milatsaha de ampy e!
3. Fiffi ( 29/09/2006 20:08)
de inona hono no tian'i Ra-tezitra @ ireo ? na ny hevitrao ?
4. lagoon ( 29/09/2006 21:23)
Rehefa tsy zaka dia akapoy @ vato ny loha.
5. fijo ( 29/09/2006 21:38)
avelao kosa izy haneo ny heviny e.izay no fampitahana nataony.
dia izay manohitra azy koa mba manaova fampitahana manohitra.
ohatra.
radidy,niezaka nanafoana trosa tsy nahavita>ravalo nahafafa ny trosa
radidy mpanimba zavabita,>ravalo mpanamboatra izay nosimbain'i radidy
radidy nahongan'ny vahoaka,>ravalo nasandratry ny vahoaka.
6. kiali ( 29/09/2006 22:10)
de hoavy zah anolo an'azy:lol::lol::lol:
7. fijo ( 29/09/2006 22:14)
aza hadino aho rehefa tonga any amin'ny fanjakan'ny fahefana ise.
8. Fiffi ( 30/09/2006 07:28)
hatraty io an! :wink::-D
9. akbaraly ( 30/09/2006 15:09)
Aleo mitsy izy haneho ny heviny fa ny mba fanontaniako de iza hono no mba hitan ny tezitra hoe mety tsy hahalasa ny firenena ohatran ireo zay nataon izy rolahy ireo? Iza no tena tonga lafatra mety tena hampandroso tsy hameno ny paosiny? Mba omeo anarana
10. Zina ( 01/10/2006 04:37)
o ry tezitra a
tena tsy mahay manao comparaison mihitsy ianao fa heverinao fa mbola mora angaha ity fiainana?
ny fiainana na aiza na aiza efa sarotra be angaha mitovy ny taloha
tokony comparaison hafa no atao fa aza mirediredy..
11. besoiiin ( 01/10/2006 15:02)
i daliel rajakoubà ry tezitra fidiana aaaaaa... ho itan'ingahy izany hoe faly v???:-D:{:-D
12. Rainivao ( 02/10/2006 06:39)
Misy marina daholo ny hevitrareo ka ny lesona azoko tsohaina dia ny hoe :
"AZA MINOMINO FOANA IZANY INTSONY"
13. metisy ( 02/10/2006 08:55)
tena lasa mivilana ilay teny hoe 'minoa fotsiny ihany', loza zany,

Raha misy mahalala hoe iza amin'ireo olona nilatsaka ho fidiana am 3 dec ireo no mety hampandroso tokoa an i Madagasikara dia lazao eto fa hifidy azy izahay
14. lapino ( 02/10/2006 10:42)
Misy fahamarinany ihany ny tenin'i tezitra, saingy tsy ampy. Sady tsy nitovizan'izy mitsam tamin'i Zafy Albert ireo.
Ny fisian'ny fitoviana koa tsy voatery hampitovy azy tanteraka, sa?
15. prime ( 02/10/2006 11:04)
Diso b ireo voalaza ireo fa nofinofy hampitovitovy fotsiny...
radidy tsy nahavita lalana bdb izany... ny vitan'i tsiranana aza tsy voaariny...
radidy anisan'ny tsy faly t@ nahalany an-dratsimandrava nefa niady mafy izany t@ izy tao @ directoire militaire... i ra8 nampandry tany fa tsy nivaky loha akory ny @ toerana nisy an'io jeneraly io...
hatreo aloha...
16. raygasy ( 02/10/2006 13:41)
Za aloha dia tena contre tanteraka izany = egale zany e!R8 tsy mpamono olona 1,fa ny fanaovana rattrapage ny taona firy lasa tsy nisy vokany izay anie tsy vita 5ans zany ry reto e!fa ianao ary olona tsotra izao vitanao ve ny manarina ny fiainana ao anaty 5ans mba ho mpanakarena ianao???? fa tsy mangalatra na koa asa ratsy fa @ asa marina sy madio an!!asa loha e!????? donc tsy = zany e!no no no !!
17. tezitra ( 03/10/2006 10:58)
zavatra
1)methodologie:
a-ny azo ampitahaina no apitahao, 1er mandat radidy contre 1er mandat r8
3) radidy=ra8,je persiste:
RADIDY
a)militarisation de l'administration
-pds fianarantsoa: ralaikoa:general;pds tulear:zino paulbert:general,pdstamatave :ravelomitsanga,colonel, sns...
b)politisation à outrance de la sociéte
-varema (artista arema);serema fonctionnaire arema,sns,ny eglise rhema tsy izy an!
RA8:
a)militarisation
pds tamatave,pily giblain :colonel; pds fianarantsoa, rakotonarivo fidy:colonel; pds majunga toto vincent colonel,sns...
Aiza ireo administrateur sortant ENAM
b)politisation de la societé:
TIM -Fanabeazana ; TIM -Fahasalamana sns...
ny TIMide tsy izy an!
samia mamisavisa

18. fijo ( 05/10/2006 22:41)
tezitra an,aza entim po letsy e.tsy mitovy ireo.ny iray mpandrava,ny iray mpanamboatra ny noravan'ny iray voalohany.
19. belaza ( 08/10/2006 15:40)
ka ny tena loza anie ry zalahy de izao e. Tamny androndra Didy hono nihinana tay mihitsy ny malagasy, fa amzao fotoana na ny tay ho hanina aza tsy misy e.
20. belaza ( 13/10/2006 08:53)
fanitsina kely. misy miùenomenona ny olona hoe mihinana tay mihitsy ny vahoaka aminizao, nefa anie taminy androdry pierrot sy ny frongony na ny tay no hanina ary tsy nisy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.046