Mba mianara ihany e !

1. xxx ( 28/09/2006 09:56)
salut daholo !

Misy cousin-ko,niangavy ahy hitady vadt vazaha ho azy, (izy anefa tsy mahay miteny frantsy no tsy mahay manoratra frantsay,ary napetrany tamiko daholo ny rehetra momba azy, ary niteny tamiko izy hoe ataovy sahalamin'ny anao ny annonce de izay hitanao fa mahamety azy ao no ataovy,de nanaovako tokoa ary ny annonce, de nahita, nangataka n° phone ilay vazaha dia sady nomko ny an'ny cousineko no nomeko ny ahy, nony izy tsy mahay miteny frantsay de niteny izy hoe aleo ataovy hoe en panne ny N° ko, fa ianao no miresaka aminy, de natao tokoa ilay izy, Isaky ny miantso ilay vazaha de izaho no miresaka aminy, sy manoratra mail aminy, (fa ny sary kosa de ny an'ilay cousine-ko) Tonga taty ary ilay vazaha tsy ampy 1 mois nifampiresahanay akory,de izahay sy ilay cousine-ko no nitsena azy t@ aeroport, Nony niaraka nipetraka tao anefa ry zareo de fantatry ilay vazaha ihany ny marina, satrai tsy mitovy ny fomba firesaka @ phone sy ny olona miara-miaina aminy ao,
Nanontany ahy ary ilay vazaha ary de nolazaiko ny marina, fa izaho no niresaka taminy @ mail sy ny phone, (fa tsy mahay frantsay ny cousine-ko),Teo ary ilay resaka no nivadika, ary hoy ilay vazaha mantsy ahy: "Ny olona mifampiresaka amiko direct @ phone anie no nalehako aty Mada fa tsy ny olona hitako sary, satria @ alalan'ny fomba firesaky ny olona iray no ahafantaranao ny olona 1, Fa physonomie hoy izy izao hitako izao, ary ianao hoy izy no halaiko vady fa tsy ny cousine-nao satria ataoko ahoana hoy izy ny hiresaka aminy izy tsy mahay miteny frantsay izaho tsy mahay miteny gasy,
Ny olana de izao, ataoko ahoana ny hanazava ny zvt @ cousine-ko mba tsy handrava ny fihavananay ??
Mba mangataka ny hevitrareo re tompoko,
novalian'i Fiffi ny 29/09/2006 17:35
2. robot ( 28/09/2006 10:17)
slt! xxx
mialatsiny zah raha toa ka miteny fa mikorotana be le zvtr tinao ho lazaina
ianao miteny ery ambony fa cousin nao itadiavana vady vazaha ; de eto zany vevavy vazaha no tadiavina
nefa eo ambany kely eo ndray inao milaza fa tsy mahay teny frantsay ilay cousine nao
eo aloha zao de efa tsy fantatra aloha izay marina
de misy koa eo hoe ilay ol niresaka i mail sy tel t@ko no no ahatongavako aty mada
fa tsy le ol tsy mahay teny frantsay no halaiko vady
asa na izaho no tsy mahazo ilay resaka fa izay no mampieritreritra ahy ; mba azavao tsara le izy mo eh
fa raha torohevitra de azo atao ny mifanampy
fa ahitsio tsara aloha le hoe cousin sy cousine fa tsy mazava eh
raha azoko tsara aloha le resaka de mpirahavavy ianareo roa fa tsy tokony hidirany cousin le izy sa
valio aloha de ho tohizana avy eo eh
vehivavy zany inao manoratra io an
3. hery ( 28/09/2006 10:44)
Manahoana,

Azoazoko ihany ilay resaka.
Vao nieritreritra ny ho tonga any Mada ilay vazaha dia tokony niomana ihany ianareo roa vavy hoe mety hivadika ny rasa. Satria inoako fa teny @ Aeroport dia efa fantany satria ilay iray izany tsy niresaka taminy mihitsy satria niteny vazaha mihitsy (tahaka ny tao @ phone).
Raha toa ka nieritreritra ny mety ho vadin'ilay vazaha ianao (tsy voatery) dia azonao lazaina amin'ilay cousine ny zava-misy. Azavaina aminy am-pilaminana. Tenenina aminy fa ny tian'ilay vazaha atao dia hoe na izy manambady anao na tsy manambady an'iza n'iza... ary tsy faute-nao izany fa faute-n'ilay cousine ihany vokatry ny lainga tamin'ny voalohany.
Dia anontanio ny heviny. Mety hi-comprendre izy ka hitsodrano anao. Raha toa moa izy mi-créer problem dia anjaranao sisa no mieritreritra hoe handeha ve sa tsia.
4. booboo ( 28/09/2006 10:47)
Ilay rangahy (satria vehivavy ianareo raha azoko tsara) asaina miresaka @ ilay cousine-nao e !

Dia aza mifanerasera @ ilay rangahy intsony fa vita hatreo ny "mission" nampanaovin'ny cousine-nao anao....raha tsy hoe angaha efa raiki-pitia nandritra ny fifandefasana mailaka sy an-tél aminy ianao ...:-w:-w
5. pissoa ( 28/09/2006 10:52)
Ilay rangahy (satria vehivavy ianareo raha azoko tsara) asaina miresaka @ ilay cousine-nao e !
ry zareo tsy afaka miresaka ony fa tsy mifampahay fiteny :)

Azavao amim-pahamalinana fotsiny ny marina --- satria efa ny fitapitaka no nahatongavanareo roa teo amin'io situation io, ka raha hotohizina fitapitaka dia sao vao maika loza.
6. diamondra27 ( 28/09/2006 11:15)
ka le vazah voasintona aloha de mety ho amoureux @ le olona miresaka fa tsy @le cousine sy le sary.
Io fanazavana ambony io no milaza izany.
Donc sarotra ihany izany ho an'ny rehetra.

Rapide be koa le vazah izany.:roll:

Ho antsika izay tsy mahalala, arak'ilay size oe: mba mianara ihany, dia misy olona afaka mahalala tsara ny toetranao @ fomba firesakao, rehefa havanana @izany izy.

Koa na dia tsy ilay tena izy aza le miresaka @ tél dia misy courant mi-se passer entre les 2 inconsciemment

7. xxx ( 28/09/2006 11:19)
robot: cousine fa tsy cousin,

Efa nohazavaiko t@ ilay vazaha anie ny marina rehetra nanaovako ny mission, satria niangavian'ilay cousine-ko aho de nanao, Fa ny hevitra narosony ahy nampi-insiste azy de ny hoe izaho izay niresaka taminy isan'andro hono no tiany, fa tsy ilay olona hitany sary, Nefa izaho toa tsy mba tia izany hanambady vazaha izany,

Ary ny tena olana de fomba hanazavako ilay pbèm @ cousine-ko satria tsy nihevitra ny hamitaka azy mihitsy aho, nefa ilay olona antenainy hivadika aminy noho ny fahadisoampanantenana nahazo azy,

Tsy haiko ny tsy hifandray @ ilay vazaha satria, na efa lasa nody any aminy àry izy mbola mi-phone ahy satria ananany ny N° ko,

Tsy mbola nilaza ny fivadiky ny tantara t@ cousine-ko aloha aho, fa miandry ilay lhlhy hilaza azy aminy, nefa hoy ilay lhlhy, na hilaza izany aminy anie aho tsy ho hainy ny zavatra lazaiko, ka tsy maintsy ianao hoy izy no manazava azy aminy,

Nefa ilay cousine-ko de efa manantena mafy ny hanao mariazy @ ilay vazaha,
8. booboo ( 28/09/2006 11:29)
xxx > Resaho tsotra fotsiny cousine-nao hoe " manirikikiry ny vazahan-dry fa zà ndray no harceler-ny @ tel ! mihetsika ndry fa zà tsy mahavita tsony ! ".
Nefa izaho toa tsy mba tia izany hanambady vazaha izany,

Io ndray klou dia ouz zà oe tsy hay zay hahazo ampitso f'aza dia tonda dia maika miteny an'io loatra.....
9. Kamoufle ( 28/09/2006 12:03)
Resaky ny mandany andro eeeeeeeeeeee
10. diamondra27 ( 28/09/2006 12:10)
kamoufle: cool leisy elah a!
11. xxx ( 28/09/2006 13:01)
Normal sy logique be ny ilay lehilahy koa ... Ianao no lasa lavitra loatra t@ ilay "asa fanasoavana" ny cousine-nao
12. little ( 28/09/2006 13:02)
Ary enao ry xxx tian'lay vazaha an!! hein mody hoe fihavanana @ cousine nefa ndry ko taratara kely @ lay vazaha an!!! hihihi
13. mamzelkely ( 28/09/2006 14:27)
za njay alou de mievitra fa ra ts vonoa ny hiaraka am l vazah enao ry xxx de ts tokony hisy io problem io 8) satria
1- tokony ho mora aminao ny hanazava an'ilay vazah hoe "za ts te hiaraka aminao fa aleo tsika mijanona mpinamana na zvt ôtran'izany",
2- faharoa "afaka azavainao tsara amin'ny cousine anao le izy we "nivadika ny rasa nefa kosa za ts hiaraka aminy fa aleo tsika mitady olona hafa ho anao de ts averina tsony le nataotsika fa aleo ianao ihany nno miresaka aminy" satri ts faute-nao velively le izy
3- ary matoa mipetraka le olana eo aminao de satri enao manana sentiment am le vazah ihany ary au fond enao te hivady aminy ihany :wink: de matahotra enao sao de ho tezitra aminao le cousine anao.

ka anjaranao no mieritreritra tsara :wink:
14. diamondra27 ( 28/09/2006 16:48)
ka le sipa iray tsy mahay mi-speak akory koa

mety hanaiky ihany le vazah fa refa tonga aty iny mety hanaovany projet-hafa eo klé

cousine: tandremo ihany akia fa na de hitanjy aza le kofboay de aza mandeha aty ivelany aty sao de manenina

Be ny sipa tsy mahay mi-refuser sy mamaly 'reo vazah ireo fa manaiky ambokony ze teneniny de ataony manao asa tsy faseho masoandro refa tonga aty.
Sao de confisquer-ny eo koa ny passeport-njy de lasa à la rue eo njy an!
Hitako tsara t@ asako izany , firy firy ny tovovavy makany @ireny foyer d'hébergement ireny rehefa voadona.
Mba miteny ihany aloha fa anao ny safidy.
15. Fiffi ( 28/09/2006 19:46)
Kamoufle:
Resaky ny mandany andro eeeeeeeeeeee
ianao namaly io koa aza efa anisan'ny nandany ny andronao !


16. diamondra27 ( 29/09/2006 06:28)
kamoufle::D, dia inona no tokony hatao?
17. xxx ( 29/09/2006 09:51)
Dm27: Marina mihitsy io voalazanao io, fa misy ratsy loha ireo vazaha ireo, maro koa ny tantara henoko mikasika ny olona mandeha manambady vazah ireny rehefa tonga any aminy any, Izany indrindra no tsy itiavako azy satria sao de mba isan'ny ho ratsy vintana aho ka ho sendra izay mangidy ty ho telina any an-tany lavitra any.

Tsy mbola manana sentiment @ ilay vazah aloha aho hatramin'izao, na dia nifampiresaka taminy matetika nisolo toerana ny cousine-ko, nohon'izy tsy mahay teny vazaha, Fa ilay cousine-ko fotsiny no mampalahelo ahy, satrai tiany ilay vazah, nefa ny resaky ry zareo tsy miady, Nefa indray le lhlhy voasintona be amiko nohon'izahay mifankahazo resaka tsara,
18. robot ( 29/09/2006 11:16)
SLT:!::D
raha ny eritreritro aloha an de tena misy fitiavana an le vazaha ianao matoa misalasala ny hiteny izany @ le cousine nao ianao

fa raha toa ka tsy izany mo no izy ,de in kay no manakana anao tsy hiresaka an zan @ cousine nao

ary atokisanareo marina ve lol fa tena hanambady anareo le vazaha? ary raha toa ka izay marina moa de efa fantatrareo sy atokisana tsara ny miandry any
ny vazaha anie tsy ary mitovy eh,
zay eh eritrereto tsara fa maro azonao atao tsara ireo torohevitra natolotr'ireo namana maro ireo

mba raiso ohatra ireo voalazan'imamzelkely reo
fa hitako fa mety ireo
de mazotoa ary eh:-*
19. mamzelkely ( 29/09/2006 11:28)
xxx de ra ts manana sentiment am ilay vazah enao de aza mametraka olana amizany fa sady mamitaka ny tenanao enao no mamitaka an'ny cousine anao satri le cousine zany zao mbola manantena be an le relation an'izy sy le vazah nefa tsisy afats enao no mahalala ny tena marina ka ilazao izy teneno azy ny zava-miseho :-*
20. little ( 29/09/2006 12:14)
Mamz, ok!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0777