Mba mianara ihany e !

21. nasbond ( 29/09/2006 13:12)
vadio ny vazaha de tongava aty andafy raha te hahita fiainana degany
22. diamondra27 ( 29/09/2006 13:44)
xxx: njy ry xxx toa fantako an!

;-);-);-)

le cousine no tsy haiko hoe: iza? Hummmm
fa njy mi-speak be an;-);-);-)
23. little ( 29/09/2006 13:47)
Nasbond: degany ahoana aloha e?
24. Fiffi ( 29/09/2006 17:35)
nasbond:
vadio ny vazaha de tongava aty andafy raha te hahita fiainana degany
mba tantarao hoe ry nasbond zany fiainana azonao degany ?

xxx; ka naninona nefa no tsy tonga de nolazaina hatramin'ny voalohany io vazaha io ny fandehan-javatra eh!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0405