"iza no nandoro ny rova?-ary iza no nandoro an'andafiavaratr

1. fijo ( 27/09/2006 22:41)
raha tsaroanareo,dia i zafy sy i radidy no nametraka ireo fanontaniana ireo tamin'ny fifidianana ho filohampirenena tamin'ny taona 1995.nanao resaka mivantana teo amin'ny TVM izy roalahy "mpifanandrina" tamin'izay,dia nanontany ny iray,ary izay no valiny azony.mazava be izany hoe iza no nandoro ireo zavatra roa ireo.
ary iza no nanapoaka ny tetezana......?
novalian'i belaza ny 14/10/2006 09:36
2. mandrindra ( 28/09/2006 13:38)
raha ny fanontaniana no sady valina nifanoimezan'izy roalahy ireo dia ahafahana maka tsaokevitra. saingy tsy hananana porofo aloha hatramin'izao raha ny fahafantarako azy ka tsy dia hita izay hanaovana azy.
3. lemenakely ( 28/09/2006 15:21)
Mampalahelo tokoa raha noho ny ambo-po pôlitika no nahatonga ny haren-tsaina potika toy ireny .Ary ny tena mahalasa saina dia izay potika dia aman-taonany maro tokoa vao tafaverina, misy aza tsy tafaverina @ laoniny intsony .Minoa ahy anefa ianareo fa isika gasy irery no manao kitoatoa @ harem-pirenena toy ireny .Raha ny eto FRANTSA fotsiny ohatra dia il faut rêver: ny hahamay ny palais de VERSAILLES izany.
4. Fiffi ( 28/09/2006 18:13)
zava-tsarobidy ny harenam-pirenena nefa moa dia vitan'ny ratsy ny fanimbana azy!
Raha ny fahitako an'io aloha de efa mazava ho azy hoe iza no nandoro azy eh!
5. fijo ( 28/09/2006 19:45)
mandrindra,maro n zavatra azo tsoahina tamin'iny resaka iny.
-tsy olona tia an'ny madagasikara izy roalahy ireo.
-samy manana profo amin'izay lazainy izy roalahy.
-tsy mijery ary indrindra tsy hitandro izay mahagasy akory raha izy ireo.
-ny hareny no tanjony
-tananarivo dia tanan natao hopotehana.
6. Fiffi ( 28/09/2006 20:10)
tsy tahotra tsy henatra!
7. prime ( 29/09/2006 13:22)
fijo> fa aza adino fa may "simultanément" ny ministère des finances t@ iny... ary izay no tena fototra anankiray nanaovandry zareo an'iny, mba hanaovana diversion ny tena tiana natao dia adino le tena votoatiny... ny président de la république manao madaraid, ny ministre des finances miady @ premier ministre et finalement ce dernier occupe simultanément le même poste... et d'un coup et le rova et le Ministère brulent au même moment... le rova d'abord et le Ministère après... et personne ne se soucie de ce qui s'est passé au Minsitère... ramalagasy voahodina eny @ rova ny fony sy ny sainy...
8. Fiffi ( 29/09/2006 19:35)
9. lagoon ( 29/09/2006 21:34)
Remettons nous simplement dans le contexte ry zalahy.
Zafy était au pouvoir et avait bcp de difficultés à s'en sortir économiquemen^t plus les problémes de financements paralléles.
Ratsiraka de son exil avait hâte de reprendre les choses en main.
Zafy s'est fait doublé dans cette histoire,il n'a rien vu venir.Tout comme le peuple,qui ont cru à la manipulation de Ndrema,Razanamasy et Ny Hasina.
Zafy a eu peur pour lui quand le Rova a été incendié.Mais comme par hasard,quelques mois aprés une procédure d'empêchement a été enclenché à l'AN qui était présidée par Ndrema.
Zafy empêché,Ratsiraka est revenu se présenter pour les éléctions d'aprés.
Je ne protége pas zafy,mais j'avoue qu'il est vraiment zefa pour se faire doubler ainsi.
Et à votre avis,ou est passé l'argent collecté par les malagasy et la communauté internationale en 1996-1997 pour la reconstruction du Rova???
anontanio i Ny Hasina,Ndrema,Razanamasy sy ireo bandy tao @ HVR ireo.

10. fijo ( 29/09/2006 22:08)
le hoe zafy est vraiment zefa ,aloha dia tena marina tanteraka.tsy ampy namidindry zalahy mihintsy lery.
ary izaovao fantako izany ry prime hoe may koa ny finance tamin'iny?????tsy mba henoko taty io.
loza wa izay misy an'i le ndrema io
11. prime ( 02/10/2006 13:27)
lagoon> fanamarihana : zafy n'a jamais eu peur quand le rova a été incendié... d'un
de deux, il est monté sur le fitomiandalana sans respects des fady et des fomba...
de trois, il n'a jamais fait allusion de l'incendie du ministère des finances... ni monter une commission d'enquêtes, ni traiter les dossiers y afférents prioritairement...
de quatre, ils se sont jubilés avec les zanak'avaratra au villa elisabeth dès l'annonce de la ruine totale de l'incendie du rova une semaine après...
de cinq, la procédure d'empêchement n'a été enclenchée que suite à une nomination et un choix délibéré d'un premier ministre incompétent issue d'une même région et aussi d'un même parti... cumulant du même coup et les postes à la primature et au ministère des finances...
et surtout le vrai problème de zafy continue quand il continuait de persécuter les merina...
hatreo aloha ary...
12. Simpona ( 02/10/2006 15:30)
Fa manin tkou moa no tsy ehno intsony ny resaka enquête momba ireo e, sa mbola zavatra hafa no manahirana am\'zao, sa za miits no tara fa tsy maharaka?
13. fijo ( 05/10/2006 23:09)
misaotra raprime.
fantatro tokoa aloha io tsy fitiavany merina io e.izy sy rabemananjara dia mitovy amin'io.asa fa de tena halandry zalahy e.
14. belaza ( 14/10/2006 09:36)
i Zafy no nandoro ny rova ary i Ratsiraka no nandoro an'andafiavaratra ary i ra8 no panamboatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5663