hiandry anao njila

1. vetsomiangola ( 27/09/2006 12:00)
raha mba misy mitovy feeling amiko de mba omeo anio za reto a merci d'avance
novalian'i chipie1 ny 27/09/2006 14:36
2. pissoa ( 27/09/2006 12:53)
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=3822

Io ve ilay izy?

Ahitsy kely ilay voalonan-dohany ao:

Tsy ho sasatra aho miandry
Manantena anao ho ahy indray
Na tsy hamiratra aza io masoandro io
Hiandry anao aho, hiandry anao.

Efa mitsilopy ilay faniloko
Hitsenako anao
Alim-be, na hatevim-be aza io aizina io
Hiandry anao aho, hiandry anao.

3. hery ( 27/09/2006 12:55)
Vita ny fanitsiana.

Ianao ihany ve no lohateny?
4. pissoa ( 27/09/2006 13:06)
Ooops - miala tsiny nisy hadino kely le fanitsiana nentiko :oops::oops::oops:

Tsy ho sasatra aho miandry anao

Ny lohanteny tsy haiko izay tena marina fa Hiandry anao koa no fahaizako azy.
5. chipie1 ( 27/09/2006 14:36)
ianao ihany no lohateninio hira io ka :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069