mba mangataka

1. Aino ( 26/09/2006 10:42)
ho anareo izay manana ny tononkira ny Raboussa dia mba omeo kely aza fady!!
ilay titre aloha tsy tadidiko fa ilay hira aiko ihany ilay hoe " ity misy tantara anank'iray, niarahako t@ izay joba izay.... sy ilay hoe "ho any joba rehetra2 sy ho any izay manam-pitiavana rehetra eto ambony n-tany"
. Ô ry joba ankipio ny maso engao ny fanahy....
novalian'i Aino ny 03/10/2006 17:07
2. mox ( 30/09/2006 15:20)
Slt ndry an!Zah ko dia anisany mpankafy Raboussa fa zah tsy manana ny dikan'ireo fa Tanana 1000 no hananako.Raha afaka miantso ndry dia antsoy aho 0331149585.Marius no anarako.zay aloha bye
3. Aino ( 03/10/2006 17:07)
merci aza eh!! saingy aiza no misy anao fa tsy misy num internacional!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0487