Viriosy! Anti viriosy
1. fens
(
25/09/2006 20:28)
HOno wa! mba iza no afaka manoro oe inona ny anti virus tsara sy matanjaka e! mba manana karazany ihany zahay ato fa de tsy mety fa mbola infecté ihany le machine e?
Ny ato zao ohatra de MCAfee, NORTON (izay tsy conseillén'ny olona tsony), Bid Defeder!
Ka sao misy azonareo hanampiana anay e

novalian'i vale ny 12/11/2006 00:10
2. Vaika
(
25/09/2006 21:21)
http://speedweb1.free.fr/frames2.php?page=securite9
Io aloha jerena dia ilay antivirus ao (antivir) hitako tena matanjaka (gratuit) sady mandeha amin'ny "mode sans echec", madio tsara avy eo.
Aza adino ny pare-feu !

3. lapino
(
25/09/2006 22:31)
Io rohy nomen\'i Vaika io misy fomba mahomby hanadiovana tsara azy, raha fintinina tsotsotra dia hoe:
- desactivation restauration systeme
- famafana ny fichiers temporaires rehetra (ATF Cleaner) sy ny dllcache
- scan anti-virus
- scan anti-spyware
Atao amin\'ny mode sans echec daholo, ary arahina verification avy eo
Rehefa madio izy, dia arovy tsara amin\'izay:
- Pare-feu : efa notenenin\'i Vaika mazava tsara mihitsy, important be io ;)
- Entretien kindraindray amin\'ny rindrankajy ohatra ny CCleaner + EasyCleaner ohatra
Afaka miasa am-piadanana tsara ianao miaraka amin\'ireo
Raha ny karazana logiciel dia bediabe no azo isafidianana, sady tsara daholo no maimaimpoana:
Antivirus: AVG, Avast, Antivir, .....
Firewall: ZoneAlarm
Antispyware: Ewido, AdAware, Spybot s&d, ... (hijackthis)

4. robot
(
26/09/2006 15:58)
slt fens
nangataka moa ianao de tsy manin zan
fa azoko atoro tsara ianao raha zay zany eh
sady antenaniko fa hahafapo anao ity
kaspersky internet security 6.0
io zao no ampiasainay ato
nefa zay @ cyber de tsy mbola nisy machine hoe nikatro tato
fa raha toa ka mila fanazavana fanampiny moa ianao de andefaso msg zah eh

5. fens
(
26/09/2006 17:08)
Misaotra anreo rehetra namaly fa misy hisafidianana sy eritreretina ireo!
fa hono hoaho? ahoana ny hevitrareo momba ny BitDefender 8 io? tsara ve sa ahoana?

6. Vaika
(
26/09/2006 19:50)
fens : ilay bitdefender free edition (téléchargeable sur le site de bitdefender) dia version gratuite ka araka ny hevitro dia mitovitovy daholo ihany ny antivirus gratuit rehetra. Toa misy bug kely hono izy io anefa. Fa ireo efa nomen'i lapino ireo no tsara satria efa be mpampiasa sy efa be ny ni-tester azy.
Raha ohatra moa bitdefender 8 version pro dia tsara kokoa fa tandremo fotsiny fa sao efa niasa na clé d'activation craquer (pirate) ka miantso loza indray ny farany.
Amin'izao fotoana anie ny virus dia toa mba efa tsy mahazo vahana intsony (ka mety ireo etsy ambony ireo dia ampy (lapino)) fa ny malware sasany no tena tsy laitra ka izay no mahatonga anay sy lapino miteny hoe : aza adino ny pare-feu, dia efa misy nomeny koa io ambony io : zone alarm.

7. lapino
(
26/09/2006 20:21)
http://www.matbe.com/articles/lire/81/comparatif-de-8-anti-virus/page1.php misy fampitahana antivirus maromaro, ao koa ny bitdefender. Tsara hono ny bitdefender, fa somary mavesatra fotsiny. :)
8. fens
(
27/09/2006 05:11)
Vaika / Lapino: merci fa tena manampy nareo e!
de enga anie ka tsy hahita olana tsony e!

9. Kamoufle
(
28/09/2006 14:45)
Tandremo amin'ny fampiasana ny zone alarm,tsara dia tsara amin'ny controle des flux , fa manadala saina raha tsy kingakinga mampiasa azy,
10. xxx
(
28/09/2006 15:39)
Kamoufle:
Tandremo amin'ny fampiasana ny zone alarm,tsara dia tsara amin'ny controle des flux , fa manadala saina raha tsy kingakinga mampiasa azy,
=))=))=))=))=))
12. fabio
(
13/10/2006 08:22)
Mampiasa Linux de tsy amerdeny zany virus sns zany enao. Mandrake ohatra na mandriva debian ko mlay b