mitady volleyeuse - TOULOUSE SUD OUEST

1. fanjaandria ( 23/09/2006 09:35)
ho an'ny vehivavy te hilalao bolina volley fa mitady ankizy maro² mba hamoronana équipe vao²izay hanomboka @ ny alatsinainy ho avy izao 25 septembra 2006 sy zoma @ ny 19h - 21h ny entraînement.
ho an'ireo dia mamela afatra ao @ ny email-ko dia miantso aho na mamaly @ ny email koa.
fanja_andria@hotmail.fr

Aux alentours de Toulouse
recherche des filles pour monter une nouvelle équipe féminine de tous niveaux, entraînements 2 fois par semaine: tous les lundis et vendredis soir de 19h - 21h pas loin de Toulouse côté sud ouest
Motivée et prête pour l’engagement toute l’année scolaire 2006 – 2007 en participant à des tournois.
Possibilité de covoiturage pour ceux qui ont des difficultés de transport.
L’entraînement commence ce lundi 25 septembre 2006

Si plus d’infos écris-moi par email : fanja_andria@hotmail.fr
novalian'i fasaly ny 27/09/2006 16:12
2. Ralay ( 24/09/2006 11:18)
Mahafinaritra tokoa izany ry fanjaandria raha matafatsangana io ekipa io ianao.Asa raha ekipa gasy no heverinao hatsangana @io na misy vazaha,fa raha gasy mantsy dia manana sosokevitra aho hoe azo hanaovana solotena ho ekipan'ny serasera @ RNS 2007 satria hitako maro² ihany ny namana vehivavy tia volley ato. Raha mety aminao io dia ilazao ihany aho.Misaotra mialoha
3. fanjaandria ( 24/09/2006 14:13)
Ralay:

Mahafinaritra tokoa izany ry fanjaandria raha matafatsangana io ekipa io ianao.Asa raha ekipa gasy no heverinao hatsangana @io na misy vazaha,fa raha gasy mantsy dia manana sosokevitra aho hoe azo hanaovana solotena ho ekipan'ny serasera @ RNS 2007 satria hitako maro² ihany ny namana vehivavy tia volley ato. Raha mety aminao io dia ilazao ihany aho.Misaotra mialoha


Manao ahoana,

izy ity aloha tsy dia asiana ankanavaka ka na vaza na gasy na hafa dia atao tongasoa avy koa ka izay mazoto dia afaka manoratra anarana ao @ ny adresy emailko fa @ ny alatsinainy mantsy dia efa mamomboka ny entraînement moa vaza koa no entraîneur sady tsy manakana antsika hoe tsy hanao RNS raha bestaka ny gasy noho ny hafa rehefa zatra miara milalao miaraka ao
misaotra @ ny soso-kevitra fa zavatra azo tanterahana anie izany e!!raha motivée daholo ny vavy

4. fasaly ( 24/09/2006 14:54)
zà mbo te hanao fa lavitsa beuh!:°)
5. fanjaandria ( 24/09/2006 16:31)
fasaly:

zà mbo te hanao fa lavitsa beuh!:°)



fa aiza no misy anao no hoe lavitra be?,
ary sao dia maha fantatra vehivavy aty ary ianao e!!?


6. fasaly ( 24/09/2006 16:54)
tsy mahafantatra aky a! fa tena lavitra be domazy e! tsy possible ka! mciiifona:wink::-*:-*
7. fanjaandria ( 25/09/2006 09:04)
fasaly:

tsy mahafantatra aky a! fa tena lavitra be domazy e! tsy possible ka! mciiifona:wink::-*:-*



tsy maninona fa @ ny manaraka e!!, mipetraha aty e!!!:lol::-D


8. fasaly ( 25/09/2006 12:33)
fanandria: ié mipetraka aty ka!:wink::-D:-D
9. Ralay ( 25/09/2006 13:03)
fanjandria> Tsy maninona mihintsy na misy vazaha aza fa afaka milalao @RNS koa fa joueuse 1(Etrangère) ihany no mahazo miditra eo ambony kianja dia solosoloana izy raha misy 2na3. Marihiko anefa fa rehefa misy origine gasy dia efa considerer ohatry ny gasy ihany.
Koa dia manatena antsika vehivavy gasy rehetra eto @ namana izany na dia any antoeran-kafa aza fa afaka ho tonga rehefa RNS.
10. fanjaandria ( 26/09/2006 09:38)
fasaly:

fanandria: ié mipetraka aty ka!:wink::-D:-D




i fanandria raha vonona dia asaivo manoratra ahy fa @ ny zoma ho avy izao indray ny entraînement manaraka raha mipetraka aty ihany izy.


11. fanjaandria ( 26/09/2006 18:13)
fasaly:

fanandria: ié mipetraka aty ka!:wink::-D:-D



ka raha mipetraka aty anie ianao dia mety e!!raha tsy hoe à l'opposer ny misy ny gymnase no misy anao


12. fasaly ( 27/09/2006 06:01)
fanjandria: mba diso tsipelina re io a! hihihinon tena lavitra aky a! tsy any france zà raha ny tena marina fa injisy sinona nandeha nanao antrenemà mitsy:wink::-*
13. fanjaandria ( 27/09/2006 11:16)
fasaly:

fanjandria: mba diso tsipelina re io a! hihihinon tena lavitra aky a! tsy any france zà raha ny tena marina fa injisy sinona nandeha nanao antrenemà mitsy:wink::-*



hay ve de dommage izany raha olona manana finiavana ohatra anao izao nefa tsy afaka milalao ankory.


14. fasaly ( 27/09/2006 16:12)
fanjandria: fota wa!:?:cry: njy kou no tena lavitra e! otrzay taty no nanao:wink::°):-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.682