Fihaonandohan'ny presi tao @ siege ONU

1. ainaheri ( 22/09/2006 08:47)
Asa ra naharaka vao2 nareo fa otrany diso tafahoatra ny fomba fitsikerana ny filoha amerikano nataon'ny filoha Venuzuela,asa na nanao ahoana ny tohiny fa amiko to miantsy ady ilay izy!!
novalian'i raygasy ny 02/10/2006 14:28
2. vakiniadiana ( 22/09/2006 10:21)
Aleo mba hisy hanohitra ny amerikanina e
3. mandrindra ( 22/09/2006 10:24)
tsy mahagaga izany e. ry zalahy ireo anie efa ela no nifampihantsy e. i chavez anie ka taizan'i castro e.
4. fijo ( 22/09/2006 21:37)
tsy mifankahazo mihintsyireo.ny iray be saina ,ny iray be fo ka dia lasa izao.
5. Zina ( 23/09/2006 03:24)
tsss ilay chavez bandy kankre ko...tsisy diplomacy
6. lagoon ( 24/09/2006 08:13)
I Lahiniriko koa taizan'i Castro ka raha tafiakatra eo dia ho dakainy koa ny bekintana.Dia tsy hahazo MCA eo intsony ny mpamboly sy mpiompy malagasy.
7. prime ( 26/09/2006 12:50)
:°):-D:-D
8. fijo ( 26/09/2006 22:45)
dia fidio le nariko e
9. mandrindra ( 28/09/2006 13:47)
mety misy mitsimpona ihany lesy ny narian'ilahy a.

i chavez anie ka mpanongampanjakana e.
10. raygasy ( 02/10/2006 14:28)
fomba fihady daholo izany e!satria mahatoky ny tenany izy fa ny petrole any aminy dia afaka hanambazany ny bekitana e!...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3663