MENU DU JOUR

1. boubounezy ( 15/09/2006 21:02)
hena omby sy haricot véra
andraoy ny hena omby ho masaka enjakenjana
refa ritra ny hena
arotsay ny tongolo bé ho mangirana
arotsay ny votabie sy tongolo gasy, asakamalao efa vovofy sy votetika madinika, asio poivre
afangaroy tsara dé arotsay ny haricot véra
somary mbola afangaro sy endasina kely
vita dé asio rano zé itiavanao azy na ritina kou mety dôly
manaova salade cocombira tsara ampéraina @
marihina fa refa mandrotsaka hena dé tonga de asio sira kely sy menaka erany sotro lébé mba ampatsiro ny hena na hena inn na hena inn.
mazoto ary e!
novalian'i mimich ny 06/10/2006 11:41
2. boubounezy ( 15/09/2006 21:33)
coquelet farcie au vin rosé

esory ny tolana akou la kely
ny fanasorana azy;
didio ny antsy manomboka avy eo @ lamosiny
dé araho ny tolana mandrampatonga @ feany
aza esorina ny elany
ny tolana somary misy nofony iny dé andraoy @ rano
ataovy eo 1/4 eo dé vin rosé kou 1/4
refa ridritra zany dé aleo lé rony kou ho eo @ 1/4 ny abeany
refa masaka zany le rony dé atokany
ilaina iny rony iny @ farany
alaivo ny nofony dinde dé mixeo miaraka @ tongolo be, tongolo gasy, poivre en grain, tongolo maintso
asina atody 1 dé vin 2 sotro finanana
atsofoy ao anaty ny akou ary ny farce

refa vita zay dé osory sira kely sy siramamy kely fotsiny ny akou
fatory tady alimentaire
dé ampidiro anaty four
mandrampamasaka ny akou,

voasy ny votabie dé esory ny voniny
mixéo ndray dé refa vita
endaso @ beurre kely sy menaka kely 1 sotro finanana
asio poivre vert en grain kely2, dé moutarde 1 sotro finanana
arotsay le rony tolana akou teo dé avelao somary mihena kely le rony
rarao crème liquide @ zé mampariatra ny sauce
atao ruban manify fa tsy matevina bé
refa masaka ary ny rôtie
ataovy anaty vily fisaka dé
ararao eo amboniny ny akou rotie ny sauce nataonao teo
décoréo @ ravina maintso toy ny tongolo ravina eo @ 5cm eo dé persil kely
mazoto mikarakara ary dé mazoto kou omana dôly




3. diamondra27 ( 16/09/2006 10:38)
matsiaro any dago @ le henomby sy haricot vert:miam::miam:
4. boubounezy ( 16/09/2006 13:14)
:-D:-D:-D ita kou!
5. xxx ( 16/09/2006 18:02)
haricot vert asiana tongolo gasy? :?
6. boubounezy ( 17/09/2006 00:35)
ra xxx tena tsara ra tsy wé enao tsy ty na fady azy.:miam::miam::miam::miam::miam:
7. diamondra27 ( 17/09/2006 11:19)
bbnz: ka i xxx mety vampira de tsy minana tongolo gasy=))=))
haricot vert aza asiana tongologasy sy persil tena "oui"(= ao amin'azy tsara) be mihintsy koa
8. boubounezy ( 17/09/2006 17:46)
miam miam be kou kia diam a!:miam::miam::miam::miam:
9. Fiffi ( 17/09/2006 20:14)
xxx:
haricot vert asiana tongolo gasy? :?
ka tena zao mihintsy ny fihinana ny haricot vert kah! handrahoana aloha ny haricot de halana ny rano , tetehina ny persil sy tongolo gasy de hafangaro @ haricot vert de somary hatao ritra tsara hasiana menaka colza kely fotsiny ohatran'ny hendasina mihintsy ! :miam::miam::miam::miam:


10. xxx ( 18/09/2006 12:19)
dia tsy fantatro alou fa ny nahandro gasy dia tsy hasiana tongolo gasy izany ny haricot vert, voatabia, tongolo be ,menaka sira de zay!

raha io asiana tongolo gasy sy persil io mety ho lasako ihany satria ny persil sy ny ail mahay miaraka tsara fa le hen'omby asiana tongolo gasy miarak haricot vert alou tena posy a,kah:-D
11. xxx ( 18/09/2006 12:22)
diamondra27:

bbnz: ka i xxx mety vampira de tsy minana tongolo gasy=))=))
haricot vert aza asiana tongologasy sy persil tena "oui"(= ao amin'azy tsara) be mihintsy koa

ka raha io resety manokana io dia ekeko fa tsara, ny ail sy persil mahay miaraka tsara, fa le fanaovana ilay izy nahandro gasy alou tena tsy mbola nandre an'izany aho an:-D:-D:-D


12. boubounezy ( 18/09/2006 20:37)
marina zany satry fomba fahandroko manokana ny ataoko eto fa tsy ny any hafa akory.
13. mimich ( 06/10/2006 11:41)
xxx> enao ngamba nop tsy gasy , fahandro gasy ny manisy tongolo gasy kely n atsy haricot vert ary ny resaka ary any am sisin-tany no tena ahitana an'io matetika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.445