Any @ fahafiry ny laharanao eo @ fiarahamonina???

1. prime ( 15/09/2006 14:09)
Ny laharan'ny olona dia miankina @ rang binaire misy azy : 000000001, 000001000, 00100000, 100000000... dia aiza ho aiza aby isika??? ingahy/ramatoa "banal(e)" sa ingahy/ramatoa "meilleur(e)" sa ingahy/ramatoa "exceptionnel(le)" sa ingahy/ramatoa "génie"???
novalian'i prime ny 10/11/2006 15:16
2. ravakamalala ( 15/09/2006 14:24)
:?::?:
3. Fiffi ( 15/09/2006 14:25)
tsy azoko ry prime an!
4. haridera ( 15/09/2006 14:26)
za angamba ingahy "moi" :idea:
5. Fiffi ( 15/09/2006 14:28)
ary zah mba aiza @ ireo ? ary i prime ? :)
6. mamzelkely ( 15/09/2006 14:48)
eo mbô jereo eo ny anah ry prime aaa:-D:-D
7. dailynews ( 15/09/2006 14:52)
huh?
8. prime ( 15/09/2006 14:53)
Fiffi> raha n°1 ianao ka 0 na antapitrisany aza no apetraka eo anoloan'io dia number one foana ianao... raha 1 no apetrakao voalohany dia ny isan'ny 0 aoriana no hahafantaranao ny rang'nao (ny 0 alohan'io dia insignifiant foana)... izay no votoatiny...
D azo refesina @ izany koa ohatra ny harenanao (fa en sens inverse), raha 1 no raisina voalohany ho répère misy ny harenanao ka asiana 0 eo anoloany dia gisitra ianao... fa raha 1 no apetraka voalohany dia miankina @ 0 aorian'io ny valeur'nao (harenanao io...), izay ilay théorie binaire manambara ny toeran'ny olona tsi11 avy...
D i fiffi ihany no mahita azy eo... mandraisa taratasy kely anie e, dia apetraho, asio 1 eo afovoany... dia mandiniha lalina dia mametraha @ izay 0 araka izay tianao ametrahana azy sy isany tianao fa rehefa tsy afapo ianao d avereno foana... fa ianao sy ny sainao ihany no hahita hoe tena eo ah kay @ farany... exercice psychotech io fa d tsy fanao fotsiny... ny tsi11 ihany no mahalala ny paramètre ao an-tsainy ny maha 1 azy sy ny toeran'ny 0 ary ny isany tiany ametrahana azy... (fa saingy mila capacité d'intégrité ambony d ambony, mila mahay tsy mandainga @ tena...)
9. lapino ( 15/09/2006 15:49)
fa saingy mila capacité d'intégrité ambony d ambony
Toa tsy afaka hahafantatra ny laharany ny gisigisitra raha izany kle. Za tena mbola tsy mahazo na ny fanaovana azy aza.:roll::roll::roll:
Ny N°1 ihany angamba no mety mba ho afaka hahafantatra ny laharany amin'io. Ka tsy aleo ve zany rehefa tsy mahafantatra dia mba atao hoe "za N°1 e"? :wink:
10. Fiffi ( 15/09/2006 15:51)
lapino:
Za tena mbola tsy mahazo na ny fanaovana azy aza.:roll::roll::roll:
hummmm! hatraty io an! :roll:


11. ravakamalala ( 15/09/2006 17:38)
lapino > tsy possible ho N°1 ianao satria za efa N°1 , nefa araka ny theorie binaire d tsisy ex aequo!!!!!!!!:°)
12. lapino ( 15/09/2006 18:01)
Ny tian'i ravaka zany njy eo aloha de za manaraka avy ao aoriana? :P:°)
13. Fiffi ( 16/09/2006 06:49)
mba azavao misi2 kokoa eh!
14. boubounezy ( 17/09/2006 00:43)
za ndray maka lé exeption fa za tsy ty mitovy @ hafa satry ny oll retra samy hafa dôly. j'aime pas être comme les objets vulgaire, car tout le monde à le même et je trouve ça, "pas de personnalité":^):^).
15. Fiffi ( 17/09/2006 06:59)
prime: hummm! zay vao tena hitako ny valiny ! marina io lazainao io an!
16. adidy ( 17/09/2006 15:42)
prime: ataoko fa tsy anjaran'ny tena no mamaetraka hoe izao ny laharako eo @ fiaraha-monina; satria raha manao izany ianao ohatra ka manao hoe izaho no n°1: dia izay no ataoko hoe complexe de supériorité(satria mety misy tsaratsara noho ianao eto an-tany), na hoe farany satria izay no antsoina hoe comolexe d'infériorité.
Raha hoe hamaky loha hieritreritra an'izay indray tsy misy fanontaniana metimety kokoa ve: veloko ve ny tenako androany, ary ny ankohonako? Inona no metimety tokony ho atao rahampitso?:^):^). Na hoe inona no azoko atao hodiako haingana any Dago:^):^)
17. Fiffi ( 17/09/2006 20:30)
ny ahy aloha de tena tsoriko fa sahirana mihintsy zah ato tsy mahita valiny na de efa azoko hiany aza ny fandehany ! nefa moa mamaky ireo voalazan'i adidy ireo aho toa nampihiratra ny masoko indray le izy !
18. vale ( 17/09/2006 21:14)
prime> tena tsy haiko le devoir:-D, zà zany any @ gisitra,ouiiiiiinnnnnnn:-D:-D:-*
19. Fiffi ( 18/09/2006 07:11)
:-D
20. prime ( 18/09/2006 14:38)
adidy:
ataoko fa tsy anjaran'ny tena no mamaetraka hoe izao ny laharako eo @ fiaraha-monina; satria raha manao izany ianao ohatra ka manao hoe izaho no n°1: dia izay no ataoko hoe complexe de supériorité(satria mety misy tsaratsara noho ianao eto an-tany), na hoe farany satria izay no antsoina hoe comolexe d'infériorité.

adidy> Marina ny voalazanao raha tsy ampy ilay faculté iaingànao... efa nolazaiko fa mila faculté d'intégrité tena ambony d ambony io... tsy mila mandainga @ tena... matoa misy ireo voalazanao eo ambony ireo nefa ianao nahavita ihany dia mila mandinintena mafy satria mbola mandainga @ tenanao ianao...
Faharoa dia azo eritreretina tokoa ny voalazanao hoe misy fanontaniana hafa mety hahaliana kokoa, fa raha jerena ny "pyramide de Maslow", ka rehefa ireo no mahatery anao dia ireo aloha zahàna... tsy misy maharatsy izany fa tena mety... ahoana tokoa moa no ieritreretana "rang binaire" raha fivelomana isanandro aza manahirana?...:wink:
Vale> Nefa "...izay farany no ho voalohany...":lol::D:-D
Fiffi> :-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2565