Any @ fahafiry ny laharanao eo @ fiarahamonina???

21. Fiffi ( 18/09/2006 17:47)
vale: raha zany hoe ny farany zany no voalohany de handao akia isika ho voalohany ary an! :):-D
22. ganafolaka ( 18/09/2006 18:27)
prime:

Ny laharan'ny olona dia miankina @ rang binaire misy azy : 000000001, 000001000, 00100000, 100000000... dia aiza ho aiza aby isika??? ingahy/ramatoa "banal(e)" sa ingahy/ramatoa "meilleur(e)" sa ingahy/ramatoa "exceptionnel(le)" sa ingahy/ramatoa "génie"???


filaharana bonera ve zany eh :-D:-D


23. vale ( 19/09/2006 23:37)
prime>:-D:-D tena tonga de feno sifra kely bdb ny lohako de tsy hitako na ny anombohana azy aza:-D:-D:-D::oops:firy aloh zany ny laharako e?:wink: zà oà tena tsy mahay an'io , mariné, bmola memezana ihany:x:-D:-D:wink:
Fiffi> tsy ratsy:roll::-D:-D:-D:-D:-D:°)
24. prime ( 20/09/2006 09:30)
vale> tsy mime zà fa mankahery hoe ny manetry tena no asandratra satria ianao niteny hoe zà zany gisitra v?...
ganafolaka> :-D (milay aloha le ps an... zà manko mirevy gana b mihintry...) f'ahoana 'ty miantso an-drabonera ity e...:-D:-D
25. vale ( 23/09/2006 13:51)
prime>:-D:-D:-Dfantako le tinao tenenina nge teo zany fa mbô sangy2 zà t@ le hoe> :x :wink::-D:-D:-D:-*
26. Fiffi ( 27/09/2006 21:03)
prime: ilaina le rabonera kah! :wink::-D:-D:-D
27. prime ( 03/11/2006 10:04)
:-D:-D:-D
28. Fiffi ( 09/11/2006 18:16)
tsy marina nga io ?
29. prime ( 10/11/2006 15:16)
fiffi> hazavao azany e...:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3159