olona mi-abuser

1. diamondra27 ( 15/09/2006 13:00)
ahoana indray ny hevitrareo @ny olona mi-abuser ny confiance na zavatra hafa
novalian'i prime ny 03/11/2006 10:13
2. Fiffi ( 15/09/2006 13:54)
de manararaotra ve ? toetra tsy mendrika mihintsy ireny ! ary misy tena manao an'io mihintsy an!
3. majakely ( 15/09/2006 13:59)
totra ratsy reny...mila ovana hoa nizay manana azy ...
4. haridera ( 15/09/2006 14:20)
misy "abus" manokana tiana resahana ve sa "abus" amin'ny ankapobeny? misy mantsy azonao enjehana amin'ny lalàna raha sendra voany enao, ary aleo faizaina izay tratra.
5. ravakamalala ( 15/09/2006 14:23)
tsy maintsy fantarina aloha hoe hatraiza ny fetra! misy toetra na fihetsika mantsy mihoa-pefy ho an ny sasany, nefa "normal" ho an ny sasany.
6. Fiffi ( 15/09/2006 14:30)
abus de confience zany ange hoe hananao confience be le olona de manao abus izy ! manararaotra satria ianao de mino azy!
7. haridera ( 15/09/2006 14:35)
betsaka ny olona tratran'io abus de confience io satria sika malagasy moa dia entin'ity fahatsorana ty e, ny ahy dia tsotra ihany satria efa tratra aho mantsy de mailo: ny teny mandalo fa ny soratra no mitoetra, ka na namanao fantatrao hatry ny ela ary, aleo manao fifanarahana an-tsoratra mazava, tsy misy afa-miala mantsy raha sanatria ka misy romoromo.
8. prime ( 15/09/2006 14:55)
haridera> =D fa matetika koa manomboka eo @ taratasy io ny romoromo...:-D:-D na mpiray tampo zao aza...:wink:
9. Fiffi ( 15/09/2006 16:01)
misy tena mpanararaotra be mihintsy @ fahantsoran'ny hafa! :(
10. xxx ( 15/09/2006 16:23)
efa tratra angaha ndry ry malala :wink:
11. boubounezy ( 15/09/2006 20:49)
diam refa manao abus zany tonga dé elao any ny fiavanana fa tsy mety zany mananarotra ny fatokisana zany e! tsy namana mintsy zany.:twisted: ary iza ndray kia ny navou andry tany???:-D:-D;-)
12. Fiffi ( 16/09/2006 06:54)
iza no malalan'i xxx io ? :roll::-D
13. diamondra27 ( 16/09/2006 07:12)
bbnz:za akai tsy voa fa mba te-hahalala ny hevitry ny namana sy ny vecue-ny a!

abus de concfiance@ retra retra no tiko lazaina eto.
Relation entre ny mpianatra sy mpampianatra ohatra
entre ny samy namana
entre ny olona ampiana @ fahasahiranana sy ny mpanampy
Entre ny patron sy ny mpampiasa
etc...
14. Fiffi ( 16/09/2006 09:15)
mampalahelo fa tsy maintsy hahitana an'io foana na @ lafiny inona na @ lafiny inona !
15. boubounezy ( 16/09/2006 10:10)
sa ve wé mpampianatra zany izy dé mananarotra satsy lé oull mpianatra mbola eo ambaniny fifehezany???
ntsss!!! toroako any @ lébéany any izy refa zany!
sa ny oull refa abuser dé afaka mba mamaly kou tsy manaiky fa misy lalana dôly miaro anizany na inn lé situation na inn
16. diamondra27 ( 16/09/2006 10:36)
bbnz: ka matsiaro voatsindry ny tena refa voan'ny abus e! mahay mi-manipule azy tsara le olona mampiasa an'io de mi-ferme enao tsy sahy milaza @ hafa fa mipiripirina
17. Fiffi ( 16/09/2006 12:43)
ohatran'ny mampatsiaro ahy an'le hiran'i Bessa hoe "aza manao an'zany"
18. boubounezy ( 16/09/2006 14:56)
za alou tsy impirina refa itako fa anaovana izany e!
dé diam zany mimpirina an!:roll: tsy olana kou zany e! fa misy A/tra amaly ny ratsy ataony ra tsy sa azy njy na tsy njy aza ny @ lé toerana. njy mou mpivavaka bé ô! sa? pastéra mintsy! sa mopéra? hi!:oops:;-)
19. pissoa ( 16/09/2006 15:04)
prime:

haridera> =D fa matetika koa manomboka eo @ taratasy io ny romoromo...:-D:-D na mpiray tampo zao aza...:wink:
ie! marina mihitsy io. :-D:-D:-D

20. vale ( 16/09/2006 16:43)
aza mba matokitoky olona be zany @zao fotoana izao ry reto ah....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6289