olona mi-abuser
23. vale
(
17/09/2006 21:07)
boubounezy::-D hay ve eh(l):-*:-*, fa ny tena mandreraka dia ny olona manao abus de pouvoir :?
Fiffi: :-*:-*:-*zay mintsy,ny resaka confiance tsy ny olona rehetra no azo hametrahana an'io fa misy manararaotra:)

24. diamondra27
(
18/09/2006 06:33)
vale: io abus de pouvoir io koa aloha tena mandreraka e! fa rehefa sahy ianao dia mipirina ihany izy. Surtout mahafantatra ny droit-nao ianao
fiffi/vale de ahoana no atao @ izany hoe mailo izany
bbnz:za ve akia de hipirina eo raha manana ny rariny.Ataoko fantan'ilay olona mihitsy hoe: tsy mety ny ataony.
Tahaka izany indray mande tany ampiasana, nisy resaka manendrikendrika, dia voatendry ankolaka ny tenanay satria tsy nisy afa-tsy olona 2 ihany izahay no niasa t@io andro io.De tsy namelako fa nihaona t@ chef de service aho ary nilaza hoe: rehefa tsy manao ny asany ara-dalaàna ilay olona mapnaendrikendrika dia tokony tsy hiteniteny foana , satria tokony t@ vendredi soir no natao le asa nefa tsy vitany de ny alahady vao nosoratany hoe: nisy an'izao sy izao. Dia izao lasa ohatran'ny hoe: izahay mpiasa 2 no nanao ilay fahadisoana.De tsy namelako mihitsy ilay sefo raha tsy niteny hoe: eny ary fa holazaiko ilay olona e!(hoe: hanao ny asany ara-dalàna)sy niaiky fa diso izy.
Voilà le izy ry bbnz a!tsy manaiky lembenana na anaovana abus izany fa manana ny maha-izy azy ianao dia asehoy mba hanajàn'ny olona anao.
Ny frantsay manko rehefa tsy sahy mamaly azy ianao dia haniny tokoa, azy ianao izay. Fa raha fantany hoe: ity olona ity sahisahy(@ rariny) dia respecter-ny sy hatahorany.

25. diamondra27
(
18/09/2006 06:35)
ravakamalala: hitako tokoa io fa misy olona tsy mahatsapa le limite-ny tokoa ilay olona an!
vale:de iza ihany izany no atokisana
vale:de iza ihany izany no atokisana
26. Fiffi
(
18/09/2006 07:10)
diamondra: mailo akia an! mitandrina ! tsy zay olona rehetra fantatra no hanaovana fahatokisana ! hasiana limite ny zavatra lazaina @ olona tsirairay ! ny zavatra mampalahelo fotsiny de misy dia misy tokoa ny mpaka-fo de tratra @ io fa de aleo mailo eh!
28. vale
(
18/09/2006 07:52)
diam: tena marina aky an, aza mametraka fahatokisana izany @olona raha tsy efa fantandry sy azondry antoka tsara ny toetran'ilay olona:)
diam: momba io ohatra nataondry io aloha dia tena izay mihintsy an, indd aty ivelany aty, tsy azo hatao ny tsy miteny raha misy zavatra tsy rariny fa ianao indray no hifotoran'iny eo, mila mi-se défendre ary mila mampiseho fa tsy manaiky hatao tsindry hazolena izany,rah tsy izay dia tena be ny mpanararotra an! d'accord 100% zà @ io!:wink::wink:

29. miantra
(
18/09/2006 08:20)
Ny ahy ny azoko lazaina dia ny mailo hatrany sy ny miaro tena fa aty ivelany ianao raha vao tsy mahay ireo dia mihinana mihintsy indraindray......
30. diamondra27
(
18/09/2006 13:12)
Mpandefa : vale [ Valio ] 18-09-2006 09:52:56
Lohateny : Re : olona mi-abuser
diam: momba io ohatra nataondry io aloha dia tena izay mihintsy an, indd aty ivelany aty, tsy azo hatao ny tsy miteny raha misy zavatra tsy rariny fa ianao indray no hifotoran'iny eo, mila mi-se défendre ary mila mampiseho fa tsy manaiky hatao tsindry hazolena izany,rah tsy izay dia tena be ny mpanararotra an! d'accord 100% zà @ io!
vale: ié, de aza misalasala mihintsy isika fa zontsika izany.(na de oe: fanaka malemy aza ny vhv lol:))
miantra:ka na de mailo aza mbola voan'ny manipulation foana e! fa avoahy ze ao anaty
31. diamondra27
(
18/09/2006 13:20)
miantra: hitanao indraindray dia misy le olona rehefa fantany fa diso izy na mitady ho rakatra ny tetikany dia soloiny ny règle de jeu (fepetra), fa mitady zavatra iray mivongana izy hitenenany hoe: nisy an'izao ny zava-nitranga , de raha vao miteny ianao de tsy afaka mamaly satria fantatrao tsara fa tena nisy ilay izy kanefa efa remonter le sauce-ny.
(ohatra: refa milalao jeux de carte izao na le UNO ireny le olona de misy règle ao fa refa sandra olona samy hafa firenena no milalao ka mauvais joueur le iray de ahodina le règle hoe: an an an tsy zany io fa ny anay izao , de donk tsy maintsy manaiky.)
Mbola jeux fotsiny io fanazavana entanin'ny ohatra io fa misy ohatra hafa @ vie réelle.
Rehefa voan'ny manipulation de tsy maintsy ny anao no ataovy tonga aloha sy asehoy fa manana ny fahamarinana ianao. Dia samia mailo daholo izany fa misy foana ny olona devant-nao izy : hafa ny lazainy fa refa lasa hummm mivadika ny veste

32. boubounezy
(
18/09/2006 21:01)
diam hihihihihi za kou tena maita anizany ato @ namako, fa asa ra itanjy ny tonokalo nataoko wé hypokrity, dé zay lé izy. dé aza manaiky zany na inokidona na inokiantra refa marina ny nataonjy. ny marina tsy maty na ovina na ovina mitadrema tsara @ namana iresahana sy ifandraisana arakiny teniny fiffi, vale, miantra fa tena be ny mpanao manipulation, sady laingany njy no, alainy baraka nefa izy no tena fositra bé. tsy de iteny firy tsony kou za fa efa reraka no sôdé bedy eo njy.:-* any ankotra mifampitady kia diam a!;-)
33. xxx
(
18/09/2006 21:57)
diamondra27:
ahoana indray ny hevitrareo @ny olona mi-abuser ny confiance na zavatra hafa
Ny ahy izao potika tanteraka ny fiainako fa sendra izay be resaka an! Ary tena hainy mihintsy ilay miteny hoe "matokisa ahy" an!
Lambolamboiny eo, milaza fa mpiasan'izao sy izao mahalala zavatra, mpitsikilo, mahita renseignement rehetra hatramin'ny fanaovana taratasy rapida, sns, dia mandambolambo eo, dia ampananetanainy ianao....
Kay pôkaty be dirandoza, frime be manadala, fialan'ain'ny tsy alehany. Tsy avelany hiasa ianao fa hoe be vola be omena hono izy.
Ary rehefa nalefany hono ny volabe dia hoe "teneno je t'aime hono izy" ka rehefa tsy mety hiteny ianao dai annuler-ny indray ny volabe, Misy dia mahatsikaiky mihintsy le olona, mahavita zavatra noho ny fitiavambo.... lol hehehehe=))
35. diamondra27
(
19/09/2006 15:58)
xxx:abus inona no filaza izany, confiance sa pouvoir sa inona?
ataovy anatra ho @ sisa fotsiny @manaraka e!
ny fiainana dia fianarana foana foana.
Raha misy zavatra manjo anao dia ataovy toy ny expérience izay ary iezahanao mba tsy ho voa intsony @ manaraka, surtout hoe: tomber dans le même cas.
Fa aoka kosa tsy atao dans le même panier ny olona rehetra ka lasa méfiante be.

37. diamondra27
(
20/09/2006 12:19)
prime: lavabe @ ahoana e!
vale: manmono lolo @inon akia?efa hita zao fa tsy lasa le ataony koa

38. prime
(
20/09/2006 13:20)
diams> lavabe satria zà vao haingana no tsy tato d'efa lasa lavitra b... izay no nahitako azy hoe lasa lavabe...
Tsy misy afatsy ny mailo ihany mialoha... ary rehefa tsy fantatra ilay olona d maka précautions ohatr'io lazain'i haridera io... Raha havana ilay izy d tsotra ny maka renseignements @ namany sy ny akaiky azy fa tsy ilaozan'izay olona 1 manome valin-teny hentitra ao hoe "tsara ny miara-miasa amin'iny na mitandrema fa manahirana iny olona iny"... tsy fahadisoana vely2 ny manao izany fa efa fanao rahateo...
Raha mpiara-miasa indray d tsy misy olona azo itokiana afatsy "moi" aloha au départ... rehefa mandroso ny fotoana vao mihahita tsikelikely hoe iza no "digne de confiances"...