Amin'ny janvier 2007 ndray fa tsy amin'ny 3 décembre!!!
1. Bocassa
(
11/09/2006 15:43)
Tsy neken'ny amerikàna ny fandehanan'ny filoha frantsay Chirac hitsidika an'i Iran amin'ny 3 décembre zao. Nanamafy ny fitondrana frantsay fa hovaina njay ono io daty io ka mety ho amin'ny volana janoary 2007 njay vao hanainga ho any Iran ingahy Chirac. Izay no vaovao iraisam-pirenena. Ny 3 décembre kosa isika no hanao fifidiana filoha.
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:16
3. Fiffi
(
11/09/2006 16:20)
de aleo ry zareo hifanaraka any fa tsy miditra @ io aloha raha zah an! ny harahako de ny fifidianana izay hiseho ny 3 desambra any dago.
5. rabaradaka
(
12/09/2006 05:47)
Enao dadatoa Bocassa mampatahotra anay an, heverinay hoe ny fifidianana no hihemotra, efa manao maillot avokoa mantsy ny mpifaninana. Fa zao e, iza indray no candidat manaraka ? Tsy rabaradaka kosa aloha e
7. rakaroka
(
13/09/2006 10:25)
Samia velon'aina ahatratra ny 3 décembre daholo!: ahalala izay mitranga marina indrindra any Madagascar
e! Dia
e! Dia
11. rakaroka
(
16/09/2006 22:29)
Raha ny marina misy "logique" mifehy ny zavatra atao!
Hafahafa BBbbe ihany ho an'ny vazaha ny manao zavatra tsy am-piheverana loatra indrindra hoe "fifidianana filoham-pirenena" izany, ankehitriny aza toa efa tsabahan'ny olona any amin'ny firenena hafa mihitsy ny déroulementn'izany!
Dia misy taratasy hadino izany hono! tahaka ny hoe tsy voahomana loatra! Misy delai tokony respecté-na koa ny famoahana ny decret sy ny tohin'izany mandra-pifidy! dia ahoana ary izany règlement vaovao au monde izany? 'Mba te hametraka ny style-ny izany ny Gasy ko!

14. mandrindra
(
22/09/2006 11:06)
ny nofy gratos fa ny vokany no tandremo fa mety tsy ho zakan'ny loha an