Amin'ny janvier 2007 ndray fa tsy amin'ny 3 décembre!!!

1. Bocassa ( 11/09/2006 15:43)
Tsy neken'ny amerikàna ny fandehanan'ny filoha frantsay Chirac hitsidika an'i Iran amin'ny 3 décembre zao. Nanamafy ny fitondrana frantsay fa hovaina njay ono io daty io ka mety ho amin'ny volana janoary 2007 njay vao hanainga ho any Iran ingahy Chirac. Izay no vaovao iraisam-pirenena. Ny 3 décembre kosa isika no hanao fifidiana filoha.
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:16
2. felanawil ( 11/09/2006 15:53)
:-Dmitetitetika ny anao diktatera any dago nga ingahy bocassa8-)
3. Fiffi ( 11/09/2006 16:20)
de aleo ry zareo hifanaraka any fa tsy miditra @ io aloha raha zah an! ny harahako de ny fifidianana izay hiseho ny 3 desambra any dago.
4. Zina ( 11/09/2006 21:15)
mitetitetika ny anao diktatera any dago nga ingahy bocassa


angamba o?
5. rabaradaka ( 12/09/2006 05:47)
Enao dadatoa Bocassa mampatahotra anay an, heverinay hoe ny fifidianana no hihemotra, efa manao maillot avokoa mantsy ny mpifaninana. Fa zao e, iza indray no candidat manaraka ? Tsy rabaradaka kosa aloha e
6. fijo ( 12/09/2006 22:13)
alao izy hanao izay tiany rehefa tsy any mada e
7. rakaroka ( 13/09/2006 10:25)
Samia velon'aina ahatratra ny 3 décembre daholo!: ahalala izay mitranga marina indrindra any Madagascar
e! Dia
8. rakaroka ( 13/09/2006 10:26)
Dia mba tsarovy aho amin'izay fotoana izay!:-D:roll::-o:idea:
9. prime ( 13/09/2006 11:13)
hummmm... "amin'ny janvier...":-w:-w
10. fijo ( 15/09/2006 21:56)
toa tsy janvier indray HONO KO:-D:-D:-D
11. rakaroka ( 16/09/2006 22:29)
Raha ny marina misy "logique" mifehy ny zavatra atao!
Hafahafa BBbbe ihany ho an'ny vazaha ny manao zavatra tsy am-piheverana loatra indrindra hoe "fifidianana filoham-pirenena" izany, ankehitriny aza toa efa tsabahan'ny olona any amin'ny firenena hafa mihitsy ny déroulementn'izany!
Dia misy taratasy hadino izany hono! tahaka ny hoe tsy voahomana loatra! Misy delai tokony respecté-na koa ny famoahana ny decret sy ny tohin'izany mandra-pifidy! dia ahoana ary izany règlement vaovao au monde izany? 'Mba te hametraka ny style-ny izany ny Gasy ko!
12. prime ( 20/09/2006 14:15)
Tsara koa aloha ny manonofinofy fa mety mampilamin-tsaina an...
13. fijo ( 21/09/2006 22:44)
raha sanatria ka nofy hozy le hira.
14. mandrindra ( 22/09/2006 11:06)
ny nofy gratos fa ny vokany no tandremo fa mety tsy ho zakan'ny loha an
15. fijo ( 22/09/2006 22:03)
eo le mitady dite vao maraina
16. prime ( 26/09/2006 12:00)
sa vazony?...:°)
17. fijo ( 27/09/2006 22:16)
ka io le vazony ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0899