Mpanjamben'ny tany.
1. soanja
(
08/09/2006 19:51)
Tsy leo nareo an? zah manko tena adala-na ireto resaka ireto e. Mba hazavao amiko anie ilay hazo mpanjakaben'ny tany dia inona no tena asan'io teo amin'ny Gasy fahina na izao raha mbola misy? Misaotra mialoha fa dia mankasitraka tanteraka.
novalian'i vale ny 12/09/2006 22:00
2. Fiffi
(
08/09/2006 20:24)
soanja: inona akia ity Mpanjamben'ny tany ?? sa Mpanjakaben'ny Tany ? le Hazo fanaon'ny Malagasy tehina ve io ?
3. vale
(
08/09/2006 21:53)
Soanja: tsy dia mahafantatra loatra ny valeur-ny za fa toa masin-jina izany ireny, nisy ankizy 4tona nianjeran,reny nefa tsy nisy 2kg akory le izy, de maty :?
5. fijo
(
08/09/2006 22:22)
izy hoe masina koa no ahalalako azy.any avaratra any mantsy dia hazo fijoroana ireny.
7. soanja
(
09/09/2006 00:00)
Cutie a, afangaronao amin'ilay hoe ampongamben'ny tany angaha ilay izy? Ny Ntaolo tokoa toa tsy mahay manisy anarana raha tsy ben'ny tany sns ...:D:D
9. soanja
(
09/09/2006 05:22)
Cutie a, tsy olana izany. Ny Malagasy mihitsy no somary lany teny dia ny eo ihany no averimberina hitako tamin'izany. :-*:-*:-*:-*
10. Fiffi
(
09/09/2006 06:42)
soanja: fa inona le izy ? tsy hazo , tsy voankazo zany ! fa tena tsy maharaka indray zah zany an!
11. pissoa
(
09/09/2006 10:24)
Cutie a, afangaronao amin'ilay hoe ampongamben'ny tany angaha ilay izy? Ny Ntaolo tokoa toa tsy mahay manisy anarana raha tsy ben'ny tany sns ...:D:D
Tsy ampongaben'ny tany izany no anaran'ile voankazo fihinana ireny fa apongaben-dranitra ... Nahita anarana mihitsy ny gasy :-D:-D:-D
13. soanja
(
09/09/2006 14:16)
Pissoa > Nifangaro le izay fa misy itovizany ireo na tsy sahala fe ny iray ery ambony ny iray ety ambany.:D:D Misaotra nanitsy. :-*:-*
14. soanja
(
09/09/2006 14:17)
Fiffi a, hazo aky io fa na zah aza toa mbola tsy nahita an'io naniry fa malaza fotsiny ilay izy amin'ny kolotora gasy. Ary ilay fanaovana tehina mihitsy no anontaniako. Io toko mantsy no matetika ataon'olona hazomanga.
15. cutie
(
09/09/2006 23:20)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 09-09-2006 07:22:57
Lohateny : Re : Mpanjamben'ny tany.
Cutie a, tsy olana izany. Ny Malagasy mihitsy no somary lany teny dia ny eo ihany no averimberina hitako tamin'izany.
ok, sarotra koa le teny gasy koa :lol::lol::lol:
16. cutie
(
09/09/2006 23:21)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 09-09-2006 12:24:43
Lohateny : Re : Mpanjamben'ny tany.
Voalaza teo :
Cutie a, afangaronao amin'ilay hoe ampongamben'ny tany angaha ilay izy? Ny Ntaolo tokoa toa tsy mahay manisy anarana raha tsy ben'ny tany sns ...
Tsy ampongaben'ny tany izany no anaran'ile voankazo fihinana ireny fa apongaben-dranitra ... Nahita anarana mihitsy ny gasy
:lol::lol::lol::lol:
17. cutie
(
09/09/2006 23:21)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 09-09-2006 16:16:00
Lohateny : Re : Mpanjamben'ny tany.
Pissoa > Nifangaro le izay fa misy itovizany ireo na tsy sahala fe ny iray ery ambony ny iray ety ambany. Misaotra nanitsy.
:lol::lol::lol::lol: