Vaova farany> Tsy te hirotsaka hofidiana intsony Ravalo!

1. Bocassa ( 08/09/2006 16:40)
Salama daholo e!
Fantatra ankehitriny fa tsy te hirotsaka hofidiana intsony ny filoha am-perinasa Ravalomanana, araka ny nambaran'ny mpitondra tenin'ny fiadidiana ny repoblika. Maro ny antony nahatonga izany fihemorana nataon'ny filoha izany. Anisan'izany ohatra ny olana ao amin'ny orianasa Tiko sy ny Magro. Ity àry no sombintsombin'ny kabary nataony omaly:
-"Ry vahoaka malagasy tsy vaky volo; ambarako am-pahibemaso, ho ren-tany, ho ren-danitra fa ny tenako dia nanapak'hevitra fa tsy hirotsaka hofidiana intsony. Raha ny amin'ny 3 Desambra 2006 indray dia efa nolazaiko taminareo fa tsy hihemotra mihitsy ny tenako fa tsy maintsy mirotsaka an-tsehatra. Ao arian'ny 3 è mandat dia nanapak'hevitra aho fa tsy hirotsaka intsony.Amin'ny 2014 any ho any izany". Izay no nambaran'ny filoha omaly fa anao ny mieritreritra na mbola hifidy azy ianao na tsia. Hi hi hi hi hi.....
novalian'i kala ny 20/09/2006 14:06
2. patrick2002 ( 08/09/2006 17:17)
ka zay aty efa tsy afaka mifidy kou :roll::roll: inona no ataonay eo
3. Fiffi ( 08/09/2006 18:20)
hummm ! nijery gazety hiany aloha zah fa toa tsy nahita an'io ? :roll:
4. pissoa ( 08/09/2006 19:14)
Aleo hirsotsahako raha tsy hirotsaka intsony izy e ... ny firenena ve avela tsy hisy filoha eo =))
5. Noslid ( 08/09/2006 19:30)
Fiffi:

hummm ! nijery gazety hiany aloha zah fa toa tsy nahita an'io ? :roll:


Gazety be vaovao io ry Fiffi ah! Gazety ravavany =))=))=))=)) Izahay koa aza tsy lavitra koh inona fa de miandry izay fidonany eo eh!:-@:-@:-@:-@
6. Fiffi ( 08/09/2006 20:03)
de samy miandry zany koh!
7. Fiffi ( 08/09/2006 20:04)
:-D:-D:-D:-D hay ve hatsikana sy lalao eh ? :-D:-D:-D
8. pissoa ( 08/09/2006 20:08)
:-D:-D:-D
9. xxx ( 09/09/2006 03:50)
anotanio an'i Fiffi =Radio trottoir =))=))=))
10. Noslid ( 09/09/2006 06:29)
Fiffi:

:-D:-D:-D:-D hay ve hatsikana sy lalao eh ? :-D:-D:-D


Fiffi :-D:-D:-D:-D:-D tratra indray toi tamin'iny =))=))=))=))=))
11. tsoah ( 09/09/2006 06:44)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
12. nari ( 09/09/2006 07:03)


Mba matotra e!
13. Bakobako2 ( 09/09/2006 07:29)
Tsy ratsy ndray iny ry Bocassa , =))=))=))
14. gille ( 09/09/2006 08:07)
Dia faly miarahaba atsika rehetra ato amin'ny serasera.Somary mahagagagaga ihany ny maheno hoe tsy te hirotsaka intsony ny Filoha Ravalo.Ahoana ny fomba fijeri'ny vahoaka izany?Raha misy izany toe zavatra izany dia angamba tsy dia avy aminy manokana fa na avy amin'ny vahoaka izay nentiny teo aloha na avy amin'ireo mpiaradalana aminy teo aloha.Kanefa raha ny zava-misy ankehitriny indray no jerena dia toq efa maimbomaimbo propagande sahady ny zava-misy atao'ny fitondrana.Eny e! ho hita-tsika oe ihany izay mety ho tohiny.
15. Achia ( 09/09/2006 19:04)
fa hatsikana ve izy ty sa propagandy e :-D
16. fiderana ( 14/09/2006 08:23)
ianao io an.........! henjanabe,raha tsy mandinika ilay lalana haleha........dia
17. kala ( 20/09/2006 14:06)
pissoa:

Aleo hirsotsahako raha tsy hirotsaka intsony izy e ... ny firenena ve avela tsy hisy filoha eo =))


tsy hifidy aloha zany @ 3 desambra f'aleo miandry ny fotoana hirotsohan'i kandidà pissoa.

Tsy ho tonga hifidy eo daholo ve ny saka, ny mimi, ny kary (mpanao vato fotsy),ny mpanao miaou rehetra miampy ny kalamita, ny kalalao, ikalakintina :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3069