OVNI

1. boubounezy ( 07/09/2006 10:44)
mino ve nareo fa misy marina ny ovni??:roll: za alou tena tsy malalé! fa sady otrany mino iany za to tsy mino satry na reo ufologues aza to tsy ita zé tena porofo azo tsapaintanana aseony. otrany mampitaotra iany nefa ra tena misy iany zany.:°)
novalian'i vale ny 11/09/2006 21:36
2. lapino ( 07/09/2006 13:34)
Tena misy hono ny ovni: http://fraz.blaogy.com/post/10/1430 :)
3. dailynews ( 07/09/2006 17:27)
hitako daholo ireo sary ireo saingy, sao kosa dia sary mba namboarin ny mpahay azy? inona moa izao no tsy azo asiana touche amin ny sary rehetra na mamorona mihitsy aza.
4. boubounezy ( 07/09/2006 18:05)
ka tsisy naita nefa lé nanao reo crups cercles reo e!
5. sipagasy ( 07/09/2006 18:23)
mmhhhh izaho dia tahakan'i masindahy Thomas kouuuu
6. boubounezy ( 08/09/2006 06:51)
ary ra tena misy ve zany dé mety efa miaraka @tsika izy fa maty tsy aintsika?? :roll:
7. filozofy ( 08/09/2006 10:50)
ny fiheverako azy dia any @ planeta hafa lavitra be any ny OVNI no mipetraka mila mi-traverser des années lumière vao tonga any @ ry zareo ary une année-lumière dia "9 500 milliards de kilomètres" dia alaivo sary antsaina fa mety ratsy tarehy sy hafahafa ny bikany fa kosa mety maranitra sy manan-tsaina be :idea:
8. lapino ( 08/09/2006 11:13)
Iza koa moa no mahalala raha misy zava-manan'aina hafa miaraka amintsika ety, saingy isika voafetra anatin'ny dimensions 3 dia tsy mahalala ny ankoatr'izay. Dia mety hoe mi-traverser ny espace-ntsika izy rehefa mivezivezy amin'ny super-espace-ny. Na mety hoe projection-n'ny vaisseau-ndry zareo eo amin'ny espace-ntsika no hita, dia tsy zavatra matériel hany ka tsy hitan'ny radar (extrapolation-n'ny aloka-na tomobil 3d eo ambony surface 2d).
Azafady kloo fa nijery tortues ninja za omaly e :)

ps: iza koa moa no mahalala raha manana composante amina dimensions hafa ny vatan'ny olombelona, saingy ny sens no voafetra ho amin'ireo anankitelo ireo ihany, dia manjary antsointsika hoe "fanahy" ilay izy ... Ooops, eritreritra mandalo indray iny :^):-D:-D
9. vale ( 08/09/2006 16:45)
boubounezy:

mino ve nareo fa misy marina ny ovni??:roll: za alou tena tsy malalé! fa sady otrany mino iany za to tsy mino satry na reo ufologues aza to tsy ita zé tena porofo azo tsapaintanana aseony. otrany mampitaotra iany nefa ra tena misy iany zany.:°)
zah aloha mino fa misy e:^):wink:


10. boubounezy ( 11/09/2006 17:37)
@ octobre tô afaka mandéfa msge eny @ satélita kou ony e!:) iresaka @ extraterrestre :°):°)zany tsika vô voloany, dé satry iza no andray lé mail eny ra tsy zareo e!:-D
11. vale ( 11/09/2006 21:36)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5524