MENU DU JOUR

1. boubounezy ( 04/09/2006 22:56)
poissons et légumes vapeur

ataovy anaty passoira ny nofony poisson1 dé ataovy eo ambony ny brocoli vôdio sy vôtetika, toy zay kou ny carôtyfa tetehina mitsivalana somary lava2, ovy efa vovofy sy vôtetika madinidinika choux fléra ho any zé mazaka. ataovy anaty plat ovala @ zay reo refa masaka @ itiavanao azy.
ny nofotrondro eo ampivôny ny légouma @ sisiny vilia.
rarao sira kely sy poivre kely dé hano @ mayô na moutarda.
manaova salady ny mâche @ sauce moutarde na vinaigre balsamika akaikiny. anou @ mofo.
mazotou e!
2. cathy ( 04/09/2006 23:16)
:miam::miam::miam::miam::miam:
3. Fiffi ( 05/09/2006 05:12)
tsy ho masaka sy miparitaka be ve akia ry boubounezy raha hamperahana handrahoana ny trondro sy ny legumes ? sady filet le izy ! toa mora masaka be manko ny trondro nefa ny legumes somary ela hiany ? aleo aloha handramana ary ! :):-*
4. boubounezy ( 05/09/2006 08:23)
azafady fa tsy vô soratra fa ampangotray kely alou ny légume. ary njy fiffi mahay mahadro sakafo bé kay fa mody fann eo fotsiny an!:-D:-D:-D;-)
5. diamondra27 ( 12/09/2006 06:35)
ka mety atao croquantes kosa ngamba le legumes ho an'ny tsara nify?
;-)
6. boubounezy ( 12/09/2006 09:21)
nenah alou croquante no itiavako azy e!
7. diamondra27 ( 12/09/2006 09:55)
de zay le izy izany samy mahay sy mahalala hoe: atao masamasaka ny croquantes le izy selon la santé sy ny gout-ny tsi 1- 1
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2319