Inona marina ?

1. xxx ( 04/09/2006 13:17)
Inona marina ry modérateur ny tiana holazaina @ rubrique hoe "fivavahana sy finoana" eto @ serasera?

Matetika ny tsapako dia raha vao tsy manana firehan-kevitra kristiana no miteny hevitra eto dia toa heverin'ny sasany fa diso. Ny tiako lazaina dia toa ohatry ny sehatra natokana ho an'ny christianisme ity rubrique ity no fijeriko azy .
novalian'i prime ny 14/09/2006 15:16
2. pissoa ( 04/09/2006 13:26)
Tsia ka! :roll::-D:-D:-D

Ny tsy Kristianina efa nanao resaka lava be teto koa, nilaza fa diso ny Kristianina, sns :)

Ny mety ho marina dia hoe maro kokoa ny Kristianina mandray anjara eto ... Ka diso aminy ve dia hoteneniny hoe marina indray :?::-D:-D:-D
3. hery ( 04/09/2006 13:45)
Fivavahana sy finoana no eto fa tsy Kristianina fotsiny :-)

Nisy resaka fivavahan-drazana teto, nisy resaka fivavahana silamo, jiosy sns... nisy resaka tsy fivavahana mihitsy aza.

:-)
4. Fiffi ( 04/09/2006 16:44)
nefa tsy nisy diso :)
5. Zoniaina ( 04/09/2006 16:57)
:roll::roll:
6. cutie ( 04/09/2006 18:41)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 04-09-2006 15:17:59
Lohateny : Inona marina ?
Inona marina ry modérateur ny tiana holazaina @ rubrique hoe "fivavahana sy finoana" eto @ serasera?

Matetika ny tsapako dia raha vao tsy manana firehan-kevitra kristiana no miteny hevitra eto dia toa heverin'ny sasany fa diso. Ny tiako lazaina dia toa ohatry ny sehatra natokana ho an'ny christianisme ity rubrique ity no fijeriko azy .

Aza miraharaha an'zany fa lazao foana ny hevitrao e :lol::lol::lol:
7. cutie ( 04/09/2006 18:57)
xxx tsy ilaozan'zay freiko kristian akory enao :lol::lol::lol:
8. pissoa ( 04/09/2006 19:38)
Aza miraharaha an'zany fa lazao foana ny hevitrao e
Sady zavatra tsy marina koa ve no horarahina tsy lany andro eo :lol::lol::lol::lol:
9. majesty ( 05/09/2006 04:34)
Ny tena marina betsaka kokoa ny kristiana mandray anjara noho ny tsy kristiana dia toa ohatry ny hoe an'ny kristiana ity loha-hevitra ity nefa tsy izany ka,efa nisy resaka bdb teto miresaka finoana toy ny satanisme,ny boudhisme sns
10. xxx ( 05/09/2006 09:00)
xxx:

Inona marina ry modérateur ny tiana holazaina @ rubrique hoe "fivavahana sy finoana" eto @ serasera?

Matetika ny tsapako dia raha vao tsy manana firehan-kevitra kristiana no miteny hevitra eto dia toa heverin'ny sasany fa diso. Ny tiako lazaina dia toa ohatry ny sehatra natokana ho an'ny christianisme ity rubrique ity no fijeriko azy .

MIno fotsiny ihany :-$

11. diamondra27 ( 05/09/2006 10:03)
azo ampidirina ato izany raha hoe: rehefa resaka finoana io :

mino fa misy ny angatra sy kalanoro sy ny mpamosavy

de ny secte noir

de ze finoana hafa fa tsy mifidy, magie...
12. prime ( 05/09/2006 11:54)
Fa hoy ny tenin'Andriamanitra : "... finoana, fanantenana, fitiavana. fa ny fitiavana no lehibe indrindra..."
13. jentilisa ( 05/09/2006 14:51)
na ny finoanoam-poana aza mety soratana eto ihany koa!
14. xxx ( 05/09/2006 15:27)
Misaotra anareo

Fa ohatran'io lazain'i prime io izao dia tsy azoko loatra ilay idirany eto @ ilay sujet
15. cutie ( 05/09/2006 19:45)
Mpandefa : prime [ Valio ] 05-09-2006 13:54:37
Lohateny : Re : Inona marina ?
Fa hoy ny tenin'Andriamanitra : "... finoana, fanantenana, fitiavana. fa ny fitiavana no lehibe indrindra..."

za koa gaga :-D:-D:-D:roll::roll::roll::roll:
16. Achia ( 05/09/2006 19:54)
i xxx ne ry prime tsy kristiana e :-D :-D :-D
17. pissoa ( 05/09/2006 19:58)
Achia :-D:-D:-D

Zah koa tsy nahazo an'ile notenenin'i prime :-D:-D:-D
18. cutie ( 05/09/2006 19:59)
ny fandraisako an'io za we, ndana xxx any @ forum fitiavana no mandeha fa io no ambony indrindra :-D:-D:-D
19. pissoa ( 05/09/2006 20:03)
melsii :-D:-D:-D

Haoro size zany prime kay ... hitako no tsy azo ny heviny :lol:
20. Zina ( 05/09/2006 21:30)
Fa hoy ny tenin'Andriamanitra : "... finoana, fanantenana, fitiavana. fa ny fitiavana no lehibe indrindra..."

tsy hors size zany izy marina io fa rehefa manana finoana manana fanantenana rehefa manana fanantenana manana fitiavana an' Andriamanitra sy ny manodidina ary mizara an'ilay finoana, fanantenana ary fitiavana basé par la bible...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3073