Inona marina ?
22. pissoa
(
06/09/2006 06:59)
Zina - ny fantaniana dia oe
Ny valiny ve dia hoe
Rehefa manana fitiavana an'Andriamanitra bla bla bla :-D:-D:-D
Inona marina ry modérateur ny tiana holazaina @ rubrique hoe "fivavahana sy finoana" eto @ serasera?
Ny valiny ve dia hoe
Rehefa manana fitiavana an'Andriamanitra bla bla bla :-D:-D:-D
23. xxx
(
07/09/2006 07:29)
Zina:
Fa hoy ny tenin'Andriamanitra : "... finoana, fanantenana, fitiavana. fa ny fitiavana no lehibe indrindra..."
tsy hors size zany izy marina io fa rehefa manana finoana manana fanantenana rehefa manana fanantenana manana fitiavana an' Andriamanitra sy ny manodidina ary mizara an'ilay finoana, fanantenana ary fitiavana basé par la bible...
Vao maika mivaona ianao ry Zina ny fahazoako azy : marina ho an'izay mino ny baiboly sy Andriamanitra io voalazanao sy prime io, saingy tsy mamaly ny fanontaniana hoe ho an'ny resaka christianisme ihany ve ity rubrique fivavahana sy finoana ity
Raha mpampianatra aho aloha ka io no sujet d'examen dia tsy afaka nareo sy prime e :?:
25. hery
(
07/09/2006 08:27)
Efa voavaly izany izany ny fanontanian'i xxx
Tsy natao ho an'ny kristianina irery ity lohahevitra hoe Fivavahana sy finoana ity.
Misy rahateo ireo efa niseho fa tsy kristianina anisan'ny namana. Tsy anjarako, na anjaranao na anjaran'iza ny hisakana azy ireo amin'izany. Fanehoany ny heviny ihany koa eto. Rehefa tsy manaratsy ny hafa.
Dia mazotoa e.

26. xxx
(
07/09/2006 11:11)
hery:

Ekeko tokoa fa efa voavaly ny fanontaniako fa ahitsiko kely ny lazainao tsy nisakana azy tsy hampiseho no maha kristiana azy aho (jereo tsara anie izay nolazaiko e)
Mba ho resaka mitohy sy mifanaraka no atao eto no nahatonga ahy niteny hoe mivaona izany resaka izany. Mbola tsy tena mahay miady hevitra angamba isika no tena marina
Samia tsara avy
27. prime
(
07/09/2006 11:41)
Efa voavaly ny fanontaniana ary angamba tsy tokony napetraka akory rah ny fahitako azy satria afaka manambara ny finoany eto avokoa ny rehetra na kristiana, na silamo, na bodista, na hindouiste... ny rehetra e...
Fa izaho aloha dia lazaiko foana ny ahy e... dia :) d ampy hoy ny mpitantana izay...
Dia fanahy iniako natao io ambony io hilazako fa izaho vonona mandrakariva ny handray anjara araka ny fahitako azy, tsy ho an'ny lohahevitra voalaza eto akory, fa ny finoako tsotra fotsiny...

28. Fiffi
(
07/09/2006 17:23)
efa voavaly zany fa de ato ny toerana ho an'ny be sy ny maro tsy misy hankanavaka satria samy gasy! :)
29. Zina
(
07/09/2006 18:02)
Vao maika mivaona ianao ry Zina ny fahazoako azy : marina ho an'izay mino ny baiboly sy Andriamanitra io voalazanao sy prime io, saingy tsy mamaly ny fanontaniana hoe ho an'ny resaka christianisme ihany ve ity rubrique fivavahana sy finoana ity
Raha mpampianatra aho aloha ka io no sujet d'examen dia tsy afaka nareo sy prime e
samy manana ny fisainany ry lery a...Io ny ahy ary za ko tsy hanao exam any aminao mihitsy...
Pissoa :roll:
31. pissoa
(
07/09/2006 19:46)
Fa maninona no :roll:
Efa oe ito wa no valiny
:-D
Efa oe ito wa no valiny
Tsy natao ho an'ny kristianina irery ity lohahevitra hoe Fivavahana sy finoana ity.
Misy rahateo ireo efa niseho fa tsy kristianina anisan'ny namana. Tsy anjarako, na anjaranao na anjaran'iza ny hisakana azy ireo amin'izany. Fanehoany ny heviny ihany koa eto. Rehefa tsy manaratsy ny hafa.
:-D
32. soanja
(
08/09/2006 00:25)
xxx:
Inona marina ry modérateur ny tiana holazaina @ rubrique hoe "fivavahana sy finoana" eto @ serasera?
Matetika ny tsapako dia raha vao tsy manana firehan-kevitra kristiana no miteny hevitra eto dia toa heverin'ny sasany fa diso. Ny tiako lazaina dia toa ohatry ny sehatra natokana ho an'ny christianisme ity rubrique ity no fijeriko azy .
Izay tokoa aloha dia zavanisy teto, ilay mandiso olona hoe milaza finoana hafa ankoatran'ny finoana Kristianina saingy tsy midika akory izany hoe diso ilay olona.
Fa amin'ny maha Kristianina kosa dia izay mihitsy no tena foto-pisainana Kristianina, raha misy milaza zavatra hafa ankoatran'ny tsy hinoany dia mila ahitsy haingana sao mitarika amin'ny tsy faleha ho an'ny hafa izay mbola votsa na marivo salosana.
Nefa tsy voatery ho izay akory ny fiainana. Mila fahaizana mandanjalanja. Ka raha manana an'io ny olona iray dia afaka mihaino ary mandray na manary.
Alefaso izay misy any fa vonona izahay himaky.
34. majesty
(
08/09/2006 08:41)
Misaotra razoky ravatorano fa zay vao mazava tsara amiko ny tena antony isian'ny ty loha-hevitra ty a!:D hafa ihany ny efa manana traik'efa rehefa manazava hevitra :)
36. ninih
(
12/09/2006 12:37)
nihodina mintsy ny lohako nijery ny le maso niakatra bdb! fa refa nataokony famintinana le \"inona ny marina?\" de hitakon y valiny hoe: \"tsiky de ampy?\" malalaka hono ny lohahevitra ko!
mazotoa daolo e!
mazotoa daolo e!