BIrao/Mpandrindra
1. fens
(
03/09/2006 19:45)
Hono wa, za efa tsy vao² tsony fa mba misy zavatra manitikitika ahy fotsiny:?::?:
Iza avy kay ireo mpandrindra ny "site" serasera ho an'ny resaka virtoaly de za avy ireo Birao na Mpandrindra ny namana serasera any amin'ny faritra misy azy ireo tsirairay avy ho amin'ny resaka tsy virtoaly fa le tena izy?
Mba tiko ho fantatra ireo ary tsy ho ahy irery fa ho an'ireo namana vao² ko!
Raha sendra mo efa nisy ny fanazavana io de mba ahitsio za fa tara train zany e!
Misaotra de miandry fanazavana e!

novalian'i fens ny 28/09/2006 04:44
2. Fiffi
(
03/09/2006 20:20)
Ireo mpandrindra ny resaka Forum aloha de hitanao daholo rehefa manokatra sera2 ianao de hoe Dinika rehetra rehefa misokatra io de hita eo daholo hoe iza no mpandrindra @ dinika inona.
Ny karajia indray de zavatra hafa io ka tsy aiko loatra.

3. hery
(
03/09/2006 21:33)
Mety mahavaly ny sombiny amin'ny fanontaniana ity ambany eto ity.
http://lisitra.serasera.org/content/view/19/40/lang,mg/

4. fens
(
04/09/2006 05:56)
Fiffi:
Ireo mpandrindra ny resaka Forum aloha de hitanao daholo rehefa manokatra sera2 ianao de hoe Dinika rehetra rehefa misokatra io de hita eo daholo hoe iza no mpandrindra @ dinika inona.
Ny karajia indray de zavatra hafa io ka tsy aiko loatra.
Misaotra fa le momb ny forum de fantatro fa le momba ny namana serasera (ilay ohatra miendrika fikambanana manantanteraka fivoahana sns) izany we ireo Birao ao anatiny raha misy izany no tiko ho fantatra e
5. Fiffi
(
04/09/2006 09:52)
fens:de i Hery na i Lanto na Ds indray no afaka mamaly an'io .:) zah koa manko te-ahafantatra an'io.
(ilay ohatra miendrika fikambanana manantanteraka fivoahana sns) izany we ireo Birao ao anatiny raha misy izany no tiko ho fantatra e