Ravin-draketa

1. soanja ( 29/08/2006 19:45)
Hono hoy aho, fa maninona ny Malagsy tsy mba mihinana ravin-draketa nefa io tena sakafo tsara tokoa any Mexico. Raha mihinana an'io tokoa mantsy iska dia tsy ho noana ny any Atsimo.
Misy mahay mahandro an'io ve eto. Misaotra mialoha.
novalian'i soanja ny 31/08/2006 19:37
2. cutie ( 29/08/2006 20:23)
ka ngamba le tsy fahaizana mahandro azy no mahatonga azy tsy misy mpihinana.
3. vale ( 29/08/2006 20:38)
soanja: tena tsy mba nahalala an,zany zah raha tsy vao izao,mmmmhhhh!!
4. Fiffi ( 29/08/2006 20:41)
zah koa aloha tena tsy mahafantatra an'io mihintsy an! :roll:
5. cutie ( 29/08/2006 21:08)
soanja nga efa nihinana?
6. Vaika ( 29/08/2006 22:05)
Toa tsy fihinana izany ravin-draketa izany ry soanja koh !
Raha sotrona kosa tena milay be :D

Téquila frappée : hummmmmm !;-)

l'abus d'alcool est dangeureux pour la santé
7. cutie ( 29/08/2006 22:08)
:-D:-D:-D:-D
fihinana io ry vaika a :miam:
8. Vaika ( 29/08/2006 22:20)
cutie : tena fisotro io fa tsy fihinana, ilay tsaky no hohanina fa ilay ravin-draketa sotrona:-D:-D:-D
9. cutie ( 29/08/2006 22:25)
tequilla?:lol::lol:
10. cutie ( 29/08/2006 22:25)
fa le ravindraketa wa fihinana :-D
11. Zina ( 30/08/2006 02:17)
inn zany ravin-draketa?
12. booboo ( 30/08/2006 05:42)
Zina > ravina raketa

Ny voan-draketa(angamba) no efa nohaniko fa ny raviny mbola. Tsy fantatro na raketa iny fa mitovitovy @ raketa zay :-/
13. Rafotsy ( 30/08/2006 06:06)
Zah aloha efa mahita any @ ireny magasins spécialisés ireny boite na ravinn-draketa fa mbola tsy nanandrana , fa ilay cocktail au cactus no efa nisotro , tsara ihany aloha e !
14. soanja ( 30/08/2006 16:36)
Tsy fantatro tsara hoe raketa karazan'inn ny any Mada fa ity ilay azo hohanina izay tsy hitako ny mahasamihafa azy raha jerena avy eto amin'ny Net ny misy any amintsika.
http://www.rivenrock.com/ediblecactus.htm

Zah dia efa nihinana an'io ary manana tsiro toy ny anana rehetra ihany izy.
Ny fikarakaraba zy dia kikisana ny marani-dranitra aminy sy ny hodiny ety ivelany. Avy eo tapatapahana lavalava na hafa madinidinika. Osorana menaka, sy sira dia azo atono na andrahoana atao be rano dia asiana voatabia sy tongolo sns toy ny mahanadro anana e. Misy somary maditidity izy aloha ilay izy fa rehefa andrahoana io dia afaka ihany. Na asiana baking soda kely handomana azy dia avy eo sasana. Azo hohaniana manta atao salady koa ilay izy (vinaigrette).
Izay fa dia aleo aloha izaho ho any Tulear na Diego de jereko tsara hoe mitovy ny Nopales sy ny Cactus any amintsika vao resahina any Mada ilay izy sao mamono olona eo aho. Ny any amintsika aloha sakafon'omby, donko mety tsy mahafaty mihitsy fa aleo jerena tsara.
15. vale ( 30/08/2006 19:20)
Soanja: efa tafaresakao ny @ any mada ihany izao io koa, net ange ity e!:-D:-D:wink:
16. diamondra27 ( 30/08/2006 19:41)
de ahoana ny tsirony kay: mangidy ve?
17. simplex ( 30/08/2006 20:44)
:D:D:D
ka io ve tsy arakarak'ilay mpihinana ihany e. Ohatra zao misy ol sasany miteny hoe mangidy ny bex :roll:8O:@

Siora klou fa azo iafiana ihany ra misy ol sahy mihinana e:°):D:D

:-*:-*
18. papounette ( 31/08/2006 08:35)
Tamin'ny le nisy mosary be iny tany @nay de nininana ravindraketa zahay.
Esorina ny tsilo,de kosehina @fasika ny hodiny hialany le ditiny avy eo sasana @ranokely de andrahoana @zay itiavanao azy.
Ny voany koa tsara mahafaka heta2 be mitsy no sady mahavoky.
Fa iadiavana @omby sy ny osy le izy njainjay.
19. booboo ( 31/08/2006 10:18)
papounette > hihihi zaho klou tsy niady t@ omby t@ naka voan-draketa ho hanina e
20. diamondra27 ( 31/08/2006 13:04)
simplex: ka raha vao mangidy tahaka ny pamplemousse de tsy voako izay kou
bex sasany indray misy mangidy misy mamy:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1855