Matsiro toy ny anana rehetra ilay izy fa izy manana ny tsirony manokana. Ny sasany miteny fa mitovy amin'ny tsiron'ny harikovera ilay izy fa ny ahy dia tsy misy itovizany amin'iza izy. Matsiro sady tsy mangidy.
Vale> Ny tenako no resahina eto hoe rehefa any Mada aho dia tsy hiresaka an'io amin'ny gazety aloha raha tsy efa nanao fizahana sy fampitahana any Tulear.