Lany zara
1. dolby
(
29/08/2006 14:44)
Fa maninona no matahotra ()kokoa ny ho lany zara ny vhv ?
novalian'i kanto10 ny 26/10/2006 00:20
2. Rafotsy
(
29/08/2006 15:01)
F'anga kosa ny vehivavy ihany ! ny "vieux garçon " koa angé mi existe e !;-)
4. tywa68
(
29/08/2006 16:26)
lany andro etsy sy eroa fa rehefa tonga ilay fotoana tokony hananana zaza dia tsy mahita rainy ! satria lany zara satria efa fata-poko fata-pirenena hoe efa be ny tao (fa sipaina fotsiny ihany comme d'hab !) :cry:
5. Fiffi
(
29/08/2006 16:36)
dolby:rehefa matotra de tsy tokony hisy hatahoraha hoe lany zara zany ! Mahamenatra ange zany hoe lany zara zany eh!
Fa maninona no matahotra ()kokoa ny ho lany zara ny vhv ?
6. sipagasy
(
29/08/2006 17:47)
???? misy tsy mazava amiko ao aloha fa omeo jiro e!!! inona moa ny atao hoe lany zara???? moa ve raha nisafidy ny tsy hanam-bady ilay olona dia hoe lany zara izany izy???, ny mason'ny manodidina angamba no tsy mahataty ny mahita "sipa" na vehivavy efa nahazo taona mipetraka irery, fa tsy ilay olona 'vehivavy mipetra-drery" akory, raha izaho manokana aloha dia misafidy ny tsy hanana izany CDI izany e! hihihi ny CDD sy ny INTERIM eo maro manome toky ka nahoana aho ny ho fatorana eo??? tsy eken'ny saiko ilay hoe maty an-kazo tokana e!! hihih mba marina e!:-D:-D:-D,
8. sipagasy
(
29/08/2006 19:10)
mmhhh tsy mino ve i zolie chipie1 e! bizz injy de mampamangy any akia annn hihihihi, manjary voafehifehy anie akia rehefa misy kofehy manaraka ny fanjaitra e! hihihhi, manjary mila miera rehefa mivoaka na koa tsy afaka mba maka fanapahan-kevitra irery fa mila ny hevitry ny ankilany, mmhhhh, tia tena aho e! izay ny marina kokoa angambany hihihih aleoko izaho ihany no mpamily ny fiainako fa tsy ilaina olona hafa kouuuu
9. chakkakkely
(
29/08/2006 19:41)
ny vody tsobika aza ono manan tandrify ka inona no tokony hataorana eh ,
11. pissoa
(
29/08/2006 20:31)
Ny vehivavy normal - dia
# na misafidy ny tsy hanambady
# na misafidy ny hambady + tokantrano "sambatra".
Raha misafidy ny tsy hanambady izy - dia tsy lany zara, sady tsy matahotra ny ho lany zara (tsisy manambady) izany.
Raha misafidy ny hanambady izy dia:
- Na hendry sy matotra :lol: ... donk tsy misy antony hatahotrana ho lany zara.
- Na jila, mpanenjika lehilahy (na virtoaly na realy) :lol: ... Tsy dia mahatsiaro lany zara izy eny ampanenjehana (matetika aza mihevitra izy fa izy no tena rôl :lol: cf film sy boky) :-D:-D:-D fa rehefa te ho hendry izy zay vao mahatsiaro snif snif.
Donk raha vehivavy no anontaniana amin'ny ankampobeny hoe fa maninona no matahotra ho lany zara --- dia hamaly izy hoe tsy matahotra izany aho :-D:-D:-D

12. vale
(
29/08/2006 21:52)
dolby:kou satry ny vhv dia tsy mba afaka mitady ohatry ny lhl fa miandry dia izay koa!! tsy hitako ny mahagaga an,zany? :? tsy vitan,zay fa nareo lhl be fidifidy!!hahahah
Fa maninona no matahotra ()kokoa ny ho lany zara ny vhv ?
13. vale
(
29/08/2006 21:54)
chakkakkely:chakakell> ounntsss, ny vhv vazah aky tena betsaka ny efa bb mbola mlle fona ah!:?, de tsy manan-janaka de ny alika sisa no taritaritina eny,mampalahelo:(!!!!!
ny vody tsobika aza ono manan tandrify ka inona no tokony hataorana eh ,
14. cutie
(
29/08/2006 22:05)
Mpandefa : vale [ Valio ] 29-08-2006 23:52:03
Lohateny : Re : Lany zara
Hoy i dolby:
Fa maninona no matahotra ()kokoa ny ho lany zara ny vhv ?
kou satry ny vhv dia tsy mba afaka mitady ohatry ny lhl fa miandry dia izay koa!! tsy hitako ny mahagaga an,zany? tsy vitan,zay fa nareo lhl be fidifidy!!hahahah
tsy be fidifidy kosa ngamba fa ny vhv no be conditions loatra:-D:-D:-D:-D
16. booboo
(
30/08/2006 06:11)
dolby > Angamba satria izy mieritreritra hoe mandroso ny taona nefa mbola tsy nahaorina tokantrano sy mananjanaka ihany ...tsy fantatro ....
17. papounette
(
30/08/2006 06:59)
:wink:Amiko tsy misy vhv lany zara zany fa matetika choix ny azy avy @ zavatra niainany.Ohtranà alo manokana aleoko tsy manana toy izay hitovy @ vhv sasany mila manambady à tout prix fa sao hono ho lany zara de miantsampy @faikan'olona.Betsaka ny cas hitako
Matetika ny société milaza hoe fatrapifidy lôtra e ka lany zara na hoe manome zara hoan'ny hafa!Tsy maintsy mifidy,ny tena kosa ve hiarahiaina @iny olon iny mandrapahafaty de aôna mitsy no tsy hifidy..
@zao de azo atao tsara ny mananjanaka tsy manambady na manaiky an'zany ny société na tsia.
Ka zany lany zara zany tsy mitombina @ko.8)

18. dolby
(
30/08/2006 07:57)
Mety ny ankabeazanareo vhv mamaly ireo angamba tsy eo amin'ilay toerana fa indrisy fa betsaka ny vhv ankehitriny no mampitady vady indrindra rehefa manomboka mananika ny telopolo taona. Ny lany zara iny fomba fiteny fotsiny, betsaka no misafidy ny te hanana tokantrano sy taranaka nefa mitohana eo. Eo no mahatonga an'ilay matahotra ( ny ho aviny). Hafa indray raha hoe safidy manokana.
Marina fa ny lhl koa dia misy fa manomboka mitaky izy rehefa manomboka eo @ 45 taona eo ho eo.
Marina fa ny lhl koa dia misy fa manomboka mitaky izy rehefa manomboka eo @ 45 taona eo ho eo.
19. malalatinasoa
(
30/08/2006 12:35)
Amiko manokana tsy misy antony tokony itotorotoana na ampatahotra na manambady na tsia, raha toa ka olona manana ny antom-pivelomany. Satria ny fanambadiana tsy mi-"garantir" ny ho avy velively.
Rehefa ampy fitiavana sy affection ilay olona dia izay no zava-dehibe. Manaraka ho azy ny ambony.
Rehefa ampy fitiavana sy affection ilay olona dia izay no zava-dehibe. Manaraka ho azy ny ambony.
20. kalina80
(
30/08/2006 14:56)
ny marina angamba de ny lehilahy bb kokoa nohony vehivavy.Sady ny tena marina anie ani lehilahy foana ny teny farany e