Lany zara

21. ikalakintina ( 30/08/2006 17:26)
fa refa firy taona reto no lazaina oe lany zara!, sa refa firy ny sipa!
22. papounette ( 31/08/2006 08:20)
Tsisy lany zara zany aky Ikalakintina malala a!
23. booboo ( 31/08/2006 09:59)
fomba fiteny io araka tenin'i Dolby, fa rehefa dinihana tokotrany ange ny vehivavy refa manodidina ny 30 taona mihoatra, mbola tsisy vady dia mikofoka mafy hahazoana e...:roll:...ndraindray mampitehanombo fa tsy rarahiny aby na efa manan-janaka sy vady ilay lehilahy fa tairinina ihany aloha pfffffffffffff.
24. tywa68 ( 31/08/2006 13:01)
asakasak'izay "tia mizara" fa tandremo ihany fa rehefa lehibe taona no sady mbola misarangotra @ny an'olona anie dia tena hita hoe "sipa lany zara" ;-)
25. chakkakkely ( 31/08/2006 14:38)
vale:

chakkakkely:

ny vody tsobika aza ono manan tandrify ka inona no tokony hataorana eh ,
chakakell> ounntsss, ny vhv vazah aky tena betsaka ny efa bb mbola mlle fona ah!:?, de tsy manan-janaka de ny alika sisa no taritaritina eny,mampalahelo:(!!!!!

ie marina alo zay eh fa ny an reny koa ange indraydray choix eh , no sady ny vazaha koa indraydray variana loatra am ny asany dia any ka adino ny fiainana hoe anambady sns ,,,,,, fa carriere alo nefa avy eo lasa anty bavy , sady matetika koa reny vodoana dia tsy tia hiherika lehilahy tsony safidy ny azy io amiko koa . zay alo ny fahitako azy eh no sady misy koa le tia ho independante be reny dia miseho ho mavita azy reny dia hoe tsy mila an izy iza tam mbola tanora dia nefa rehefa bebe tsy misy mpitia tsony , nefa dray koa jereo reny bebe miaraka amina bandy kely reny aony nareo am ireny hiihihih
fa io tsy misy ataorana amiko rehefa manana fanirina ny anana tokatrano ianao , fa zany hoe aza maimaika fotsiny koa aza mataotra ny ho lany zara zany eh . tonga eo foana io




26. tywa68 ( 31/08/2006 15:31)
eny ry chakkakkely â raha maha-ravo² sy mahasalama moa maninona ê ?
27. booboo ( 31/08/2006 16:27)
hihihihi azoko ndray zay fomba fiteny zay
28. vale ( 31/08/2006 18:08)
chakkakkel: a,an,tena zà miteny andry fa betsaka ny vhv vazah no vielle fille satria vokatr,le fomba fiahainandry zareo io, jereo ftsn ange any mcar, na eny an-dalana aza ny ol mifampikaoty,hihi!! fa aty angaha raha tsy hoe collègue, na mpinamana, na any @ net ihany ka tena betsaka ny lany zara, marina e, fa ilay mitaiza alika efa antitra aloha misy cas hafa kou hoe efa lehibe ny zanany de mitaiza alika sisa???
fa tena ni-remarker an,io zaà, betsaka mihintsy ny ankizivavy namako aty, raha mba misy mangata-bady izany tena ouuuuay e, atao mahare doly ny namana rehetra rehetra,hihi>> : je vais me marier, je vais me marier,ihihihihi!:^)
efa be loatra ny lasa vielle fille tsin e!!
fa misy koa nefa ny misafidy ny tsy hanambady(hisoratra fa union libre ftsn koa e);-)
29. irery1 ( 31/08/2006 18:11)
:(mba mila fanampiana ry reto a a! tsy mitsahatra ny mihamatavy aho efa andramana daholo izao produit minceur fa tsy misy efficace sady na ny dieteticienne aza kivy ka inona no tokony ataoko .
izaho vao 22ans anefa ohatran'35ans ka sao dia mba mahalala fomba gasy mahomby ianareo fa na de lay vadiko aza efa hitako toa mihifikifika ,on dirai que je l'attire plus ,je le comprend ,quand on est grosse,on n'est pas trop sexy et on est moins exitant; j'ai peir qu'il aille voir ailleurs et surtout j'ai peur dde le perdre ;;;s'il vous plais aide moi!!!!!!!!!!
30. titis ( 31/08/2006 19:05)
Ny vehivavy rehefa zatra mangala-badin'olona dia lany zara izy zay amiko,tokony hitady ny anjarany fa tsy ny efa anjaran'ny hafa no alainy!
31. chakkakkely ( 31/08/2006 21:04)
vale, marina tokoa ny an i vale fa aty tsy mba misy an zany mikoty sipa eny andalana zany an hihiih zay alo dia point ray mba hitiavako ny aty fa ny any dago indraydray tena mandreraka ny ataon le lehilahy , sady aty koa an otrany samy tia maka ho azy zany ny olona tia mitokatokana sns ,
fa na dia zany aza jereo koa ange reny lasa vielle fille reny fa reny koa ange le mitady an le atao hoe homme parfait indraydray eh , nefa zany alo dia sty hisy eh , tsy misy zany satria ny an ny vazaha tsy mifanaraka am ny eritreriny dia tonga dia vita an, zay le ataorako manambady vazaha zay ny azy rhefa hoe zay dia zay , ka zay koa ny mahatonga an le viellle fille am ny fandinihako azy matetika le be critere reny dia vao tsy mitombona ao am le tadiavina dia hisarahana satria hoe tsy mifanentana aminy
32. ikalakintina ( 31/08/2006 21:42)
ndraindray koa le fianakams no miditra be am fiainana de lasa tsisy choix tsony!
33. vale ( 01/09/2006 19:03)
chakkakkel: ié, tena marina kou io, be condit° loatra,:-D ié!!:wink:
34. vale ( 01/09/2006 19:08)
ikalakintina: betsaka koa alou le havana be fidifidy eh, ohatran,hoe ry zareo ireny no hanambady an,le ol:lol:, de lasa mahatonga an,ilay vhv lany zara ny farany! :? ;-)
35. vale ( 01/09/2006 19:12)
irery1:

:(mba mila fanampiana ry reto a a! tsy mitsahatra ny mihamatavy aho efa andramana daholo izao produit minceur fa tsy misy efficace sady na ny dieteticienne aza kivy ka inona no tokony ataoko .
izaho vao 22ans anefa ohatran'35ans ka sao dia mba mahalala fomba gasy mahomby ianareo fa na de lay vadiko aza efa hitako toa mihifikifika ,on dirai que je l'attire plus ,je le comprend ,quand on est grosse,on n'est pas trop sexy et on est moins exitant; j'ai peir qu'il aille voir ailleurs et surtout j'ai peur dde le perdre ;;;s'il vous plais aide moi!!!!!!!!!!
:-* tena tsy mora io an, ary raha handramana indray manao sport?:roll::wink:


36. manantsoa ( 17/09/2006 17:01)
tena misy ny vhv "lany zara ". Atao hoe anjarany angamba ny ho " lany zara" : Tsy miditra amin' izay antony isika fa misy dia misy tokoa izany.
37. ako ( 18/09/2006 15:38)
maro lotra ny zvtra erehany d tsy manapotoana ny sipa e!indrindra fa le ty aingitraingitra ireny,lasa basin'ariary fito avy eo!dia tsisy mpaka eo!
38. Lilie ( 25/09/2006 00:23)
Inty no azoko hatoro anao.Manao fanantanjahantena isaky ny roa andro ka hampitomboina tsikelikely ny fotoana faharetany.Ireto ny sakafo mampihena lanja: haricot vert, paoma marikivy, voasary be toy ny mpamplemosy ireny ( mena ny lokon'ny ao anatiny), salade , misotro rano betsaka ( 1litre et demi a 2litres par jour),Tsy mihinana betsaka sakafo be amidao. Mihinan-kena hatono ary hena tsy matavy. Voankazo no tena hanina betsaka. In-droa isanandro ihany no misakafo(atoandro sy hariva).Tsy mihinana tsakitsaky anelanelam-potoana. Raha tena tsy mety fa te-hihinana dia voankazo hanina. Ialao lavitra ny hendy ovy.Mihinana produit laitier saingy tsy mihoatra ny fatra tokony ho hanina isanandro.
Izay aloha no ato an-tsaiko fa tohizako eto ihany rehefa malalaka.Azonao hanina daholo ny sakafo saingy tsy maintsy ferana ny harapaka.
Mahereza.


irery1:

:(mba mila fanampiana ry reto a a! tsy mitsahatra ny mihamatavy aho efa andramana daholo izao produit minceur fa tsy misy efficace sady na ny dieteticienne aza kivy ka inona no tokony ataoko .
izaho vao 22ans anefa ohatran'35ans ka sao dia mba mahalala fomba gasy mahomby ianareo fa na de lay vadiko aza efa hitako toa mihifikifika ,on dirai que je l'attire plus ,je le comprend ,quand on est grosse,on n'est pas trop sexy et on est moins exitant; j'ai peir qu'il aille voir ailleurs et surtout j'ai peur dde le perdre ;;;s'il vous plais aide moi!!!!!!!!!!



39. kala ( 25/09/2006 14:05)
pissoa:

Ny vehivavy normal - dia
# na misafidy ny tsy hanambady
# na misafidy ny hambady + tokantrano "sambatra".

Raha misafidy ny tsy hanambady izy - dia tsy lany zara, sady tsy matahotra ny ho lany zara (tsisy manambady) izany.

Raha misafidy ny hanambady izy dia:
- Na hendry sy matotra :lol: ... donk tsy misy antony hatahotrana ho lany zara.
- Na jila, mpanenjika lehilahy (na virtoaly na realy) :lol: ... Tsy dia mahatsiaro lany zara izy eny ampanenjehana (matetika aza mihevitra izy fa izy no tena rôl :lol: cf film sy boky) :-D:-D:-D fa rehefa te ho hendry izy zay vao mahatsiaro snif snif.

Donk raha vehivavy no anontaniana amin'ny ankampobeny hoe fa maninona no matahotra ho lany zara --- dia hamaly izy hoe tsy matahotra izany aho :-D:-D:-D


hianarako io ry pissoa, misôtra razandry :-*:-*:-*

40. kanto10 ( 26/10/2006 00:20)
rehefa mahatsapa ny tenany hoe malala-tanana loatra ve tsy ho tonga saina ihany hatahotra ny ho lany zara? ny hendry ihany oa no mety,amin'izay nge tsy miasa saina amin'ny zavatra ohatran'izany e? sa diso zany ary?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6205