fiarahana mivavaka

1. boubounezy ( 28/08/2006 09:22)
ary ra mba manao fivoribé ny sera2 aty ampita mba iarahana mivavak'é! oatra mandé any lourde na tsy aiko wé andé aiza na any rome^:^^:^
novalian'i prime ny 30/10/2006 12:12
2. prime ( 28/08/2006 11:00)
Fa maninona no any lorda na rôma?:lol:
3. Fiffi ( 28/08/2006 11:06)
na andeha aiza hoy boubounezy ry prime an! :)
4. prime ( 28/08/2006 11:15)
M'si fiffi...:):-*
5. LazaDaddy ( 28/08/2006 12:14)
prime:
Fa maninona no any lorda na rôma?:lol:
tsy aleo ve eny @ doanin-dranoro eny Talatamort? :lol:
6. prime ( 28/08/2006 12:21)
:-D:-D
7. vale ( 28/08/2006 12:41)
:-D
tsy ratsy lay hevitra boubounezy !
8. vale ( 28/08/2006 12:43)
boubounezy ah> jereo aky (raha katolika indry?) fa isan-taona isaky ny fiangonana (ny aty @nay aloha an) dia misy fotoana fandehanana any lourdes dia misoratra anarana zay te handeha,sa lay mba hoe miaraka a@ namana serasera ve no tianjy?!:)
9. Achia ( 28/08/2006 17:48)
tsy aleo ve any ambatondradama sady eny koa misy rano
10. cutie ( 28/08/2006 20:54)
mazotoa nareo :lol::lol::lol:
11. vale ( 28/08/2006 21:18)
:-D:-D:°)
12. cutie ( 28/08/2006 21:19)
vale in njay aza ny mampime :-D:-D:-D:-D
13. Bakobako2 ( 28/08/2006 21:58)
^:^^:^^:^^:^^:^^:^AAAAAAAAAMEN
14. cathy ( 28/08/2006 22:21)

tena mbo tsy ratsy ilay hevitra aloha eh
tena mila^:^fiaraha mivavaka ^:^
15. boubounezy ( 28/08/2006 23:59)
vale lé mba miaraka kia no mba tsara a! na any dago ngé azo atao e! ny sera2 any oatra mande any betafo; tsy aiko an! fa any kou otrany misy fanaovana pélérinazy
16. boubounezy ( 29/08/2006 00:00)
prime io alou no mba tao antsaiko fa azo atao toerana hafa ngé refa laniny besonimaro e!
17. boubounezy ( 29/08/2006 00:01)
eny kia fiffi!! zay mintsy ny tiko lazaina ka!:-*:-*:-*
18. boubounezy ( 29/08/2006 00:03)
za laou te andé mba ivavaka miaraka @ sera2 retra sô mba afaka any ny devoly keliko e!:roll::roll::roll::roll::roll::roll::-D
19. boubounezy ( 29/08/2006 00:04)
ny fivavakiny maro no mahery ndrindra dé itako mafinaritra zany
20. Achia ( 29/08/2006 13:58)
tompo ô tsy azony :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078