fiarahana mivavaka
22. tywa68
(
29/08/2006 14:53)
tsy aleo ve ry bounezy mba fangatahina hiarahantsika rehetra n'aiza² no atao an = isaky ny miditra eto ohatra dia mahatsiaro ambavaka an'ireo namana etc ... ê ! ;-)
23. boubounezy
(
29/08/2006 19:02)
evitra mety ny anao tywa68 fa dé otrizay dôly vé tsika ozy enao???
24. boubounezy
(
29/08/2006 19:04)
:-D:-D:-D:-D aicha trena tsy aiko ny tinjy tenenn fa tena niatso ny Tompo mintsy enao an!:-D:-D mba azavao kia!
25. bobone
(
30/08/2006 08:00)
:)tsara be ilay hevitran'i tywa68 an ! azo hatao tsara izany ka ! mmba mifampitondra am-bavaka isika rehetra ato mba tena mpinamana ao @ Tompo e! fa tsy namanamana!
sa ahona boubounezy an!:D
sa ahona boubounezy an!:D
27. tywa68
(
30/08/2006 14:36)
^:^^:^=D=D tena hevitra tsara ô ? zay efa fanao isan'andro moa ô ? mitondra ambavaka ny "tsy mety" rehetra eran'izao tontolo zao fa tsy ho an'ny tena ihany !
28. cutie
(
30/08/2006 14:38)
Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 30-08-2006 16:36:27^:^
Lohateny : Re : fiarahana mivavaka
tena hevitra tsara ô ? zay efa fanao isan'andro moa ô ? mitondra ambavaka ny "tsy mety" rehetra eran'izao tontolo zao fa tsy ho an'ny tena ihany
29. Achia
(
30/08/2006 19:59)
zao bobona a mba tongava matetika eto @ fivavahana sy finoana matetika de mbo miaraka mifanakalo hevitra sy mifampizara e de mazotoa e mino aho fa hifampitondra ambavaka daholo isika menaka avy :lol:
31. vale
(
30/08/2006 21:08)
boubounezy:ié: mankany Anosivolakely (ho an,zay mino an,lay izy e):)
vale lé mba miaraka kia no mba tsara a! na any dago ngé azo atao e! ny sera2 any oatra mande any betafo; tsy aiko an! fa any kou otrany misy fanaovana pélérinazy
32. vale
(
30/08/2006 21:11)
boubounezy:mmmm, misaotra an,i tywa80 sy boubounezy mivavaka ho an,ny namana isakiny miditra eto, za aloha tsy nahatakatra an,zay e, fa rehefa tsy eto zà vao manao,hihihihihi
evitra mety ny anao tywa68 fa dé otrizay dôly vé tsika ozy enao???
37. rrgmt
(
28/10/2006 16:35)
Ary eo @ zaridaina Ambohijatovo no atao, Lourde lavitra loatra sady PUB koa ange io na dia hoe resaka finoana aza ê:roll:
