jeux objet mystère

1. eraina ( 21/08/2006 03:17)
Salut daôly
ho antsika eto dago efa samy mahay angamba fa misy jeux antsoina hoe objet mystère ao @ radio MBS,raha t@ farany teo dia tena hita fa misy tsikombakomba ilay jeux ataon'ireo mpanomana azy sy ny namany na fianakaviany any ambadika any, goavana tokoa ny loka fa tsy mazava ny fomba filalaovandry zareo azy,io toetsaina tiakely io dia tsy afaka amintsika malagasy, mametsifetsy olona, mody be resaka zareo mpikarakara azy fa hay tena fitaka ilay izy,misy olona tsy mzty tafiditra mihintsy na mampiasa phone efa ho 5, nefa misy olona tafiditra foana ary tonga de mahamarina
Ho anareo ao @ MBS? MBA ATAOVY MADIO NY LALAO FA LANY CREDIT FOTSINY NY OLONA E!!!!
Io no mba tsikaritro zareo fa ahoana ny hevitrareo namana?
novalian'i Fiffi ny 09/11/2006 10:35
2. Fiffi ( 21/08/2006 07:48)
eraina:
toetsaina tiakely io dia tsy afaka amintsika malagasy, mametsifetsy olona, mody be resaka zareo mpikarakara azy fa hay tena fitaka ilay izy,misy olona tsy mzty tafiditra mihintsy na mampiasa phone efa ho 5, nefa misy olona tafiditra foana ary tonga de mahamarina
LANY CREDIT FOTSINY NY OLONA E!!!!
Io no mba tsikaritro zareo fa ahoana ny hevitrareo namana?
ny hevitro ? tsy ny lalao any Dago hiany no hahitana an'zao an! fa raha enao kosa aloha no mahita ny fandehan'ny lalao aty ivelany de ozy enao hoe "aleo hijanona fa tsy halehany" nahoana ?

-Satria misy ny olona tena mandany asa ohatrinona mihintsy @ telefonina mba hahazahoany handray anjara @ ireny lalao ireny !

-Misy olona efa ho 1 taona mahery nihantsohina zay vao mba nahazo chance mandray anjara ! ka diniho @ zanyhoe ohatrinona ny vola laniny t@ io ?

-1,35€ ny antso de hampiana 0,35€/mn efa répondeur no azo ao de anao fotsiny manaraka zay lazainy ao ! de tsy vita le izy raha tsy feno ny 5mn ! ka raha hazoto hanohy enao de chance ho anao raha toa ka enao no azony ao ! tsy hazoto hanoy moh enao de zay!

-Asa enao raha mba manaraka ny lalao hataon'i J.P Foucault fa tena misy ny olona mahatratra 2 taona manandrana miantso foana de zay vao mba nianjera taminy le izy de nahafahany nanaovana an'le lalao io de inona indray ny zavatra nahazo azy avy eo ? bon joueur hono izy de very daholo ny gain rehetra nefa de tsy nisy nanenany hono fa ny fandraisana anjara fotsiny de efa mahafam-po azy.:D


3. eraina ( 21/08/2006 08:54)
raha azoko tsara resak'i fiffi de tena hafetsena ny ataon'ireny olona mody mampanao jeux ireny, raha mba madio ange ilay lalao tsy maninona e! fa aiza ve ka mody alefa ilay izy nefa efa misy namana na havana mahay ny valiny any de vao miantso de mahamarina,
anjarantsika ny mieritreritra izany ry namana isany, fa tokony mba tsy hanao izany zareo @ MBS,
manjary ny malagasy efa reraky ny adimpiainana fa mba hiala voly nefa voafetsifetsy ndray
mirary daholo e!!!!
4. Fiffi ( 21/08/2006 09:01)
eraina:
raha azoko tsara resak'i fiffi de tena hafetsena ny ataon'ireny olona mody mampanao jeux ireny, raha mba madio ange ilay lalao tsy maninona e!
ao aloha ny hafetsena satria komersialy koh ange le izy an! satria inona moh no mampandeha ny châine iray ? ny pub aloha de avy eo ny lalao ! heritrereto kely hoe olona firy ? firy ? no mandray anjara @ ireny lalao ireny ? de hataovy ny kaonty hoe mahazo hatramin'ny firy ny vola azony anaty 1 andro an!
-fa kosa aloha de hatao ny tirage au sort zany moh no filaza azy an! de tena misy tokoa no nahazo chance de mandray anjara @ le lalao kah! de tena misy ny mahazo "gros lots" an! hihihihi


5. booboo ( 21/08/2006 11:02)
arnaquelaposte reny raha reny kah. Marina ireo tenenin'i Fiffi ireo.
6. jentilisa ( 21/08/2006 13:22)
Izao kosa aloha e! izaho izao tamin'ireny rehef mafana ireny ny adi-hevitra amin'ny radio ka te-hiditra aho dia tsy mety tafiditra mihitsy...adi-hevitra ary io fa tsy misy hoe mahazo loka raha miteny. Maika moa fa lalao. Fahaizana miditra amin'ilay izy io. Tsy midrikina indray mandeha eo fa vao heno ilay hoe occupé avy hatrany dia tapahina dia mandefa indray na dia mbola miteny aza ny ao naty telaviziona...fahaizana miditra amin'ilay izy indray io izany e!
7. prime ( 21/08/2006 14:11)
8. Fiffi ( 21/08/2006 16:14)
misy ny hatao hoe "coup de bol" :-D
9. prime ( 22/08/2006 12:31)
Fiffi> In zany?:roll:
10. Fiffi ( 22/08/2006 16:24)
hihihihi coup de hance akia prime an! :):-*
11. Fiffi ( 22/08/2006 16:24)
chance
12. prime ( 23/08/2006 07:46)
az mba venjana ihnay ho'ah...:oops::°)
13. Fiffi ( 23/08/2006 13:33)
ntsoo :*:*
14. prime ( 24/08/2006 10:40)
m'ci fiffi, :*:*:*
15. Fiffi ( 24/08/2006 12:49)
de rien akia prime an! :):*
16. tywa68 ( 24/08/2006 13:47)
inona moa ny olana ê ! raha manana crédit hariana ve tsy aleo manandrana ihany !
17. Fiffi ( 24/08/2006 14:00)
zay aloha an! fa de io koh ange ka jeux du hasard eh!
18. prime ( 25/08/2006 10:57)
Iza no mahalala?:lol:
19. Fiffi ( 25/08/2006 13:31)
ny inona akia ry prime ?
20. Simpona ( 25/08/2006 13:43)
Tena sûr ve nareo fa zany ny fandehan'le ao am MBS ???
Tsy mbola nahita porofo aloha aho hoe marina io na tsia.
Ny Fantatro amin'io dia ireny TV ireny tsy maintsy mahazo tombony amin'ireny jeux rehetra hataony am émission ireny. Mitovy am loto sy PMU ihany io ary any am fandaniana crédit no ahazoany tombony (efa misy contrat am opérateur téléphinique ireny).
Oh ilay am OM spécial dia izay mahavita mandefa SMS marina betsaka indrindra no mahazo (izay no mahatonga ny valin'ireny fanotaniana ireny mora kely) ary efa naheno aho fa misy efa nahalasa 800 SMS am le tany iny ??? asa ta tel am pesana no ampesan-dry zalah am'zany na awona???
Le tam mondial aza le nahazo loka nilaza nandefa 600 SMS mahery!!!
Izay no fahalalako azy aloha fa ny hiteny we misy halatra natsia mbola tsy afaka manamarina aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2366