jeux objet mystère

41. Fiffi ( 14/09/2006 17:19)
:-D:-D:-D non ! fa mba nanandrana fotsiny zah ka!
42. prime ( 15/09/2006 11:56)
tia manandrakandrana an...:wink::-D:-D
43. Fiffi ( 15/09/2006 15:49)
ka sao de...:-D:-D:-D:-D
44. prime ( 20/09/2006 12:03)
sao d... hummmm;-):-D:-D
45. bebegeante ( 15/10/2006 12:09)
marina mits rizareo io hafetsena ao @jeux téléphonique io an! tsika v efa tanàna mahantra b ohatranzao d aiza d loka b mlay b sy alfovidy toy ireny d zarazaraina fotsiny eo! za alou d ts d afaka namaky tsara anizay efa voalaza tany alou tany fa za kou vaovao d mba tena liana b mits za amty forum iray ity!
hay v ts za irery no mieritreritra izany é!!,
efa ela mits mants za no nihevitra izy io ho fanambakana fotsiny ihany!
misaotra!
46. Fiffi ( 15/10/2006 16:41)
bebegeante: tongasoa aloha zany ianao an! :)
Zany hoe hanjaran'ny tsirairay aloha no miheritreritra ny zavatra hataony satria raha diso fanantenana eo dia manjary malahelo sns...
47. bebegeante ( 16/10/2006 07:25)
msaotra betsaka t@ bienvenue!
zany mits anie é!
aleo ts mitoky betsaka loatra @ zavatra zé sitrapon'ny tena satria tsy voatery ho tanteraka doly anie izany é.
48. ninih ( 16/10/2006 09:21)
tsy haiko aloha na ahoanan y fandehan'io jeux objet mystère io fa efa nanandrana ny ni-tél tany za imbtsaka fa tana occupée foana le ligne e! tsy hay intsony izany na be lotra le mpandray anjara na ahoana fa de aleo najanona fa lany ola eo fotsiny! sady toa tsy aty le chance e!
49. Fiffi ( 16/10/2006 17:14)
tena bdb mihintsy ny mpandray anjara @ io kah!
50. ninih ( 17/10/2006 16:08)
fa be ko no diso fanantenana sy kivy
51. Fiffi ( 17/10/2006 20:09)
anjekaky ooo :{:{ ka le izy ange tena hoe misy aloha no mahazo fa ny diso fanantenana no tena betsakaaaa
52. ninih ( 18/10/2006 16:32)
izany hoe ny ratsy no mvesa-danja ve? :?
53. bebegeante ( 20/10/2006 07:14)
za kou rizareo efa niantso fa tena ts mety tafiditra mitsy anie é! ngamba oa efa jerenjy zareo ny num-nao d ts raisiny mits é!fa lé fantany ihany no raisiny sa aôna ozy nareo!
ts haiko alou fa injay andro izay za niantso d ts mandé lé phone fa oe: le telephone de votre correspondant est eteint ozy zareo nefa za ts diso numero alou an!nefa misy miantso sy miresaka mits eo!
zay alou ny azoko ambara eto androany fa à+ doly injay é!d bonne continuation
54. Fiffi ( 20/10/2006 14:42)
ka fetsy ange ry zareo an!
55. bebegeante ( 21/10/2006 05:33)
eny oa akia kou!ary lé sms alefa oa aôn é! lé oe zé mandefa betsaka indrindra no mahazo loka sady @zay mba lafokely ery lé saran'lé sms.
mody oe ahazoana tany nefa zareo no manakarena voalohany aminio!
ony é!??
iny fika iray iny kosa alou tena tsssss!!!!
56. Fiffi ( 21/10/2006 07:43)
bebegeante: ny fandehany any dago aloha tsy aiko fa zah zao efa nanao an'le lalao loto de miantso 08 iny heu...lafo be aloha io an! de miantso ! de miantso fa eyséééééééé ! very crédit fotsiny fa tondé rehefa tapitra ny 3 mn eo ho eo de misy milaza hoe "retentez-votre chance" :evil::evil::-D:-D:-D:-D
57. bebegeante ( 22/10/2006 11:31)
anjay! zany kousa v!! lé izy alou d ho any lé b crédit ireny mits kousé! tena marina mits zany an!!
58. Fiffi ( 22/10/2006 12:42)
59. prime ( 25/10/2006 13:09)
:-D:-D:-D
60. ninih ( 25/10/2006 16:49)
fa ina no nampime an'i prime tao? izy ity ary toa lasa misy koa ny maraina ko! lany andro eo fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3909