ho an'i cutie - lecteur DVD!

1. Herimiafina ( 12/08/2006 15:27)
Ho an'i cutie sy izay te hahafantatra....
Raha manana olana amin'ny famakiana HD-DVD avy ao Frantsa na Europa dia mividiana na manofa lecteur BLUE-RAY fa ireny toa mahavaky.

Sa misy fomba hafa ve hi-decoder-na DVD tsy mandeha aty zamerika? :-*
novalian'i cutie ny 31/08/2006 16:36
2. cutie ( 12/08/2006 17:28)
tsyhaiko
mbola mitady za :lol:
3. Herimiafina ( 12/08/2006 17:51)
Jereo any amin,ny library fa efa feno any dai azo hofaina! :wink:
4. cutie ( 12/08/2006 17:59)
zany ve
any @library ve de ofaina?
tsy indramina ve :-D
5. cutie ( 12/08/2006 20:17)
: Herimiafina [ Valio ] 12-08-2006 20:27:27
Lohateny : ho an'i cutie - lecteur DVD!
Ho an'i cutie sy izay te hahafantatra....
Raha manana olana amin'ny famakiana HD-DVD avy ao Frantsa na Europa dia mividiana na manofa lecteur BLUE-RAY fa ireny toa mahavaky.

Sa misy fomba hafa ve hi-decoder-na DVD tsy mandeha aty zamerika?

azafady fa de tsy nisaotra akory za
merci e :-*
6. Fiffi ( 13/08/2006 05:13)
cutie: nga tsy mandeha le izy ?:roll:
7. cutie ( 13/08/2006 10:45)
mbola tsy nnetiko tany @library :oops:
fa sur za fa mandseha any iny ka:wink:
8. Fiffi ( 13/08/2006 12:39)
hatramin'zao ?:roll::(
9. Herimiafina ( 13/08/2006 13:11)
cutie:

zany ve
any @library ve de ofaina?
tsy indramina ve :-D

Tsy hisy olona hanomemem foana anao izany eo raha entina mody satria tokony hisy assurance ireny appareil ireny no misy caution, sns :-D

10. cutie ( 13/08/2006 13:33)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 13-08-2006 17:39:45
Lohateny : Re : ho an'i cutie - lecteur DVD!
hatramin'zao ?

tsy manam-potoana za :oops:
11. cutie ( 13/08/2006 13:34)
: Herimiafina [ Valio ] 13-08-2006 18:11:14
Lohateny : Re : ho an'i cutie - lecteur DVD!
Hoy i cutie:

zany ve
any @library ve de ofaina?
tsy indramina ve


Tsy hisy olona hanomemem foana anao izany eo raha entina mody satria tokony hisy assurance ireny appareil ireny no misy caution, sns

azo indramina any anie e
nga voatery entina hody :-D
12. Herimiafina ( 13/08/2006 14:38)
Tsy mindrana no fiteny izany fa mampiasa kah, ao anatin'ny fonction-n'ny library izany! hehehehe:-D
13. cutie ( 13/08/2006 16:07)
fr hampiasa zany koa :-D
14. Herimiafina ( 13/08/2006 16:30)
Izay indrindra, efa nadeha ihany ve retsy ilay DVD? :-*
15. cutie ( 13/08/2006 16:58)
:-D:-D:-D:-D
za nga any @library
16. cutie ( 13/08/2006 20:14)
avy ny orana zao, kamo za ho any fa handeha za @ larobia ka
lazaiko ihany njy :*
17. Herimiafina ( 13/08/2006 21:00)
Ho an'i cutie!
http://cultureetloisirs.france2.fr/high-tech/19545590-fr.php
18. LazaDaddy ( 13/08/2006 22:55)
ilay region tsy mitovy no mahatonga an'io.

Fa azo vakiana @ computer ihany ilay DVD. Ka ny vahaolana dia ataovy lehibebe ny "monitor" na mampiasa "beamer". hahaha!
19. Fiffi ( 14/08/2006 05:54)
cutie:
tsy manam-potoana za :oops:
:roll::( de avelao aloha ny forum de mandehana manandrana an'io fa mba :(:( kosa eh! de tadidinjy ve le dinika nataon'i booboo hoe "inona no zavatra mahafaly anareo androany" ?
De novaliako hoe ........


20. cutie ( 14/08/2006 09:30)
Fa azo vakiana @ computer ihany ilay DVD. Ka ny vahaolana dia ataovy lehibebe ny "monitor" na mampiasa "beamer". hahaha!

tssssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1249