ho an'i cutie - lecteur DVD!

21. cutie ( 15/08/2006 20:16)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 14-08-2006 08:00:20
Lohateny : Re : ho an'i cutie - lecteur DVD!
Ho an'i cutie!
Jereo eto

ho hita eo zany
22. Zina ( 15/08/2006 20:38)
Za misy olana aty Fiji, nividy DVD polaroid aho dia nande doly ny Dago sy ny frantsa
23. cutie ( 15/08/2006 21:06)
tsy misy olana we :roll:
24. Fiffi ( 17/08/2006 14:39)
efa mandeha ve ?
25. cutie ( 17/08/2006 15:15)
tssssssssssssssss
tany za fa ocp daholo ny ordi de tsy nahandry za :cry:
radem njay hojerena :lol:
26. soanja ( 19/08/2006 09:43)
Cutie a, andraso fa jereko tsara ny anay ato fa mandeha tsara daholo na system dago na aty US ary mamaky VCD sy MP3 sns. Ilay izy novidiana taty ary mark Pioneer saingy tsy haiko hoe inona ilay code vakiana fa mila misy isan-karazany dia mbola hojereko ilay boaty nisy azy. Tsy izany mantsy fa tsy asin-dry zareo an'ily code amin'ny carton fivarotana azy fa manjary aran'ny fanjakana maso hono.
27. cutie ( 19/08/2006 10:29)
soanja
ny ahy koa anie mamaly VCD sy mp3 e,fa le DVD ihany no tsy mety :cry:
Jerijereo ao ihany alou e :wink:
Sa azo avadika VCD ve ny DVD hihihihi
28. soanja ( 20/08/2006 13:57)
Pioneer DV 260 sy Philips DVP 642 samy mamaky an'ireo daholo ny ato aminay.
Nefa andramo alo cutie hoe vidio de aza ariana ny receipt dia raha tsy mety avereno fa mandray foana ry zareo raha latsaky ny iray volana nahazona azy ve sa 10 andro?
29. Herimiafina ( 20/08/2006 21:05)
Efa anisan'ny misy blue-ray raha izany pionner iznay klé. :wink:
30. Fiffi ( 22/08/2006 16:21)
de mbola tsy mandeha foana ve akia ry cutie ? :(:(:(
31. cutie ( 29/08/2006 22:46)
fiffi
androany vo nandeha:*
32. Fiffi ( 30/08/2006 16:23)
^:^^:^^:^=D=D=D=D :-*:-*:*:-*
33. cutie ( 30/08/2006 18:06)
mampa te ho any Dago no mijery azy:*
34. Fiffi ( 31/08/2006 08:33)
:-*ndryyyy ! mbola ho avy akia ny fotoana an! rehefa handeha vakansa any ndry .
Hitandry ve le vhv mibaby zaza miakatra ny tohatra ? de ireo olona misotro inona moa ? de mihinana nivakikina ? :(:-*:-*:*:-*
35. cutie ( 31/08/2006 16:36)
fiffi efa tsy andry ze handehanan koa:lol:
hitako akia reo a:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7489