regime

1. xxx ( 10/08/2006 14:07)
:roll:inona kay ry reto ny regime tena eficace fa tena tsy mety mahia mihitsy aho a
novalian'i cathy ny 26/08/2006 00:36
2. Fiffi ( 10/08/2006 14:16)
-hajanony daholo ny charcuterie

-ny hena matavy fa aleo hatono

-ny menaka rationnena ny huile sady huile de colza na huile d'olive no hampesaina ary 1 sotrokely isan'andro no hanjara !

-mihinana legume (cuit à la vapeur)

-tsy mitsingotsaingotra sakafo etsy sy eroa

-tsy manao goûter

-manaova spaoro (ny jogging) isan'andro

-aleo aza mihinana karazana sakafo bdb fa hatao kely

-fadina ny sauce

-Mba sakafo tena maivana no ho hanina rehefa hariva satria tsy mihetsika na miasa n y vatana de ny graisse no manao ny asany de io koh mankatavy fa mba salade+voatabia no mba ho hanina ny hariva!
3. dd ( 10/08/2006 14:44)
mihazakazaka,
manao vélo,
mitaingina by sy kileta :)

sa tsy zany ry hery ??? sy lanto ???

4. betay78 ( 10/08/2006 14:48)
tandremo ihany ny sakafo aty an-dafy aty fa vao mihinana keli fotsiny tonga dia mahazo 2,2,4kilao vetivety.
5. Fiffi ( 10/08/2006 15:07)
ka raha tsy hoe proteïne fotsiny ny sakafo koh raha vao mihinana de mahazo kilao tahak'zao ? Raha zany ve tsy efa ho obèse daholo ny olona rehetra ry bet...?
6. Herimiafina ( 10/08/2006 15:57)
xxx:

:roll:inona kay ry reto ny regime tena eficace fa tena tsy mety mahia mihitsy aho a



aza mihinana zavatra misy amidon fotsiny na siramamy na rehefa glucide rehetra fa ireny mantsy no mivadika tavy avy eo.

Mikotrana ihany koa dai mitadiava aretintsaina goavana fa hahia ho azy ianao!
7. xxx ( 10/08/2006 16:02)
slt doly,
Ary raha ny kibo fotsiny no tina hihena d ahona njay :wink:
8. Herimiafina ( 10/08/2006 16:08)
Sarotsarotra ny manala ny tavy amin'ny kibo, iny no mandeh aloha raha hatavy ary iny no miala farany raha miha-mahia!

Fadio ny mihinana tavinkena sy ny amidon rehetra ary ny siramamy miaraka amin'ny alikaola, toy ny labiera fa mi-favoriser ny fiforonan'ny matiere grasse ao amin'ny kibo izany.

Misy dokotera manome pilina eny antaninarenina mandoro ny graisse any amin,ny kibo.
Ary efa misy ihany koa ny fitrohana na ny liposucion, sns....

Fa ny fanafodiny dia ny mikotrana ihany dia mifady ireo hanina ireo!
9. Fiffi ( 10/08/2006 16:41)
xxx:
slt doly,
Ary raha ny kibo fotsiny no tina hihena d ahona njay :wink:
de manao velo na pedalo ! musckléna ny kibo ! hatao 5mn isa-maraina aloha de hampitombona kely isan'andro!


10. cutie ( 10/08/2006 17:18)
Mikotrana ihany koa dai mitadiava aretintsaina goavana fa hahia ho azy ianao!
:-D:-D:-D:-D
refa misy hohanina eo matavy fona
io ary ny vo maika mampazoto mihinana :-D
11. diamondra27 ( 11/08/2006 05:13)
kibo zany mila manao abdo e!
12. prime ( 11/08/2006 11:20)
:miam:
13. Fiffi ( 11/08/2006 11:55)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Cligne/010105yes_3_cut.gif[/IMG]
14. prime ( 11/08/2006 12:06)
:{:{
15. Fiffi ( 11/08/2006 12:11)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/120104laughter01.gif[/IMG]
16. xxx ( 12/08/2006 01:19)
:{}
17. Fiffi ( 12/08/2006 04:46)
zao ve le regime ? :-D
18. prime ( 17/08/2006 10:52)
:-D:-D
19. cutie ( 17/08/2006 12:10)
:-D:-D
20. Fiffi ( 17/08/2006 13:37)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1893