regime
21. ferrari
(
17/08/2006 19:54)
xxx:
:roll:inona kay ry reto ny regime tena eficace fa tena tsy mety mahia mihitsy aho a
manao sakafo equilibre et 2 collations isan andro 10h ET 16H des fruits. Dia manova sport natation ho ani muscles et abdo pour les fesses et le ventre (rameur)
Conseil 30 mn avant chq repas une pomme qui sert de coupe faim.
22. fijo
(
17/08/2006 20:05)
ferrari sy herimiafina an,raha le kotrana io,dia efa tena isanandro ny ahy ny hazakazaka,5km.ary manao souplesy sy abdo foana isamaraina,fa eh eh,tsy mampiontsona le kibo izany e.
za kosa klo tsy mba mifady kaly izany e.

24. cutie
(
18/08/2006 20:08)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 18-08-2006 07:05:40
Lohateny : Re : regime
ferrari sy herimiafina an,raha le kotrana io,dia efa tena isanandro ny ahy ny hazakazaka,5km.ary manao souplesy sy abdo foana isamaraina,fa eh eh,tsy mampiontsona le kibo izany e.
za kosa klo tsy mba mifady kaly izany e.
ary i fijo ve misotro labiera :-D
25. cathy
(
26/08/2006 00:36)
tsy ny hanina ihany no mampatavy mety vahana kou ange io eh
misy :miam::miam::miam:be mihitsy nefa mahia
rehefa bien dans la tete de zay:-D:-D:-D
za taloha nanao regime fa tsy nety nihena
zao m:m:miam:iam::
mila equilibre marina aloha ny sakafo hohanina eh tsy tsra ny mi saute repas fa mety mihaina vety2 fa refa mitombo avy eo tonde doubla zay le ratsy an